Fiarakodia vita sinoa

21. vale ( 30/04/2006 16:30)
fasaly, pitoussy> ny efa sendra ahy indray ny poignet tsy miady tsony dia karetsaka no solony teo fa le vam kely wa mbola mirilla tsara an!:-D:-D
22. fasaly ( 30/04/2006 16:46)
:-D:-D:-D:-D
23. Fiffi ( 01/05/2006 04:27)
:-D:-D:-D:-D:-D
24. fasaly ( 01/05/2006 05:40)
mirillll tsara kakloè reny vam kely reny e! try hatakalo anreny mahintsy ny fiara vavao amzao fa tena mafy toto beuh reny:-D:-D:-D na ny feony aza tsy mitrena fa mianga malefaka beuh:roll::-D:-D:-D
25. Fiffi ( 01/05/2006 16:34)
:-D:-D:-D
26. Herimiafina ( 01/05/2006 17:29)
Mety amin'ny ekonomia ny tomobil sinoa fa tsy mety amin,ny ain'olombelona, tsy securitaire fa ekonomikment favy be fotsiny, hehehehe:-D:-D
27. Fiffi ( 01/05/2006 18:07)
28. fatou ( 01/05/2006 18:49)
HM: ka aiza ho aiza ny safidin'i toi amzao, securitaire sa economikment:°):-w:-w:-w
29. mamzelkely ( 02/05/2006 11:29)
ny anah ny hitko de 4l nivadika nefa nande tournant :-D:-D
30. Samoana ( 02/05/2006 12:21)
mamzel/ za efa saiky "naty" fa marina mintsy io lazainjy io ! 6taona lasa izay hiantsena no nivoahako de 4L no nentina nody fa sendra nahita bonne occasion teny an-dalana:lol::lol:. De nifandimby nijôky azy ny namana, mikakakaka eran'ny lalana fa mahatsiaro ny tanàna isaky ny mitondra. Nisy tsy nahay ni-retrogrady anefa nahazo tournant ka kodiarana 2 sisa no nitana ny ainay mpande efatra tanaty fiara. hihihi. Nanganohano avokoa nony tsy maintsy namidy ity "kilalao" nahabe fakam-panahy ratsy ity !! Nilay an ! 2CV indray no tilitiliko na d efa bedin'ny "sasany" aza:cry:
31. Samoana ( 02/05/2006 12:34)
fasaly/ Raha efa amidy eto europa izany fiara sinoa izany de azo antoka satria efa nampadalovàna test sy controle samihafa matoa tafiditra. Eo @ fikojakojana azy ( entretien ) no henjakenjana satria iny no fomba iray entin'ny concessionnaire hanenjehina ny vidiny natao mirary d mirary. Anefa njy tsy afaka hanao izany entretien izany any @ garage hafa fa lasa tsy mandaitra ny garantin'ilay teuf-teuf !:wink:
32. cutie ( 02/05/2006 20:53)
Mpandefa : mamzelkely [ Valio ] 02-05-2006 16:29:27
Lohateny : Re : Fiarakodia vita sinoa
ny anah ny hitko de 4l nivadika nefa nande tournant

:-D:-D:-D:-D ohtran'ny hitako ery zany
33. Fiffi ( 03/05/2006 08:25)
:-D:-D:-D:-D:-D
34. fasaly ( 03/05/2006 08:45)
samoana::lol: aza milalao aina amzany 4l zany fa 2cv njay jerena:-D:-D:-D sady aza ampiritinareo lotsa izy fa mila douceur beuh mahintsy reny ka!:-D:-D
zà ndrayaloha tsary hividy na mora en achat aza ny vita sinoa e!:wink: ié mety hangalàn'ny garage vola beuh am entretien ngamba fa aleo ihany mividy ny eto an-teorana kalou e!:wink:
35. fasaly ( 03/05/2006 08:48)
cutie: ka ny saofera any amintsy kou nge loza beuh raha hi rilllla beuh e! na tery toy inona aza ny lalana na fiolanana beuh na misy inona eo de mi rillll be ihany no fantatra tsy mahalala ny hahafaty azy mahintsy;-) nefa amin'io ny fiara ho entina tsy ara-dalàna, asa irenyangah no anotsina hoe saofera dinamik8)
36. mamzelkely ( 03/05/2006 09:02)
cutie serieusement akia fa sady nampalahelo anah no nampime anah le izy fa zao aloh zah malemy ny fimehezana zao ee refa eritreretiko le izy na za manoratra zao aza mbola tapa-tsinahy :-D:-D:-D:-D
37. cutie ( 03/05/2006 11:28)
mamzell tena tapaka koa ny tsinaiko namaky azy e :-D:-D:-D:-D:-D
38. mamzelkely ( 03/05/2006 12:40)
vô miditra ato am ty sujet ty zah de mime fôna fa mi-imginer ny tête n le chauffeur sy le fianjerana le fiara ôtrany we flim be zany fa tena mampimé :-D:-D
39. cutie ( 03/05/2006 13:14)
na za ko aza hihihihi
40. Herimiafina ( 03/05/2006 13:26)
fatou:

HM: ka aiza ho aiza ny safidin'i toi amzao, securitaire sa economikment:°):-w:-w:-w


Rha entina amin,ny ville sy ao antanana kely de aleoko le ekonomikment fotsiny, de raha hi-longy aho dia amndeha taxi-brousee, hehehehe:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3891