very kontakita @ ilay namana

1. nambina ( 28/04/2006 09:18)
mitady an'i gernico na rado izay mahalala o! Mipetraka any dago izy fa namana serasera ihany... tsy henoheno manko dia lasa saina hoe nankaiza:?:
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 03:21
2. Fiffi ( 28/04/2006 09:50)
tena tsy mahalala ! Nga tsy azo jerena ao @ namana ato ? hoe "mitady namana" de ao sa tsy ao ?
3. rapala ( 28/04/2006 11:26)
nambina> be retsy ny namana eto @ serasera a, fa refa very contact ohatr'izany dia avelao ho any satria mety tsy te-hiresaka intsony ange no dikany e:twisted:
4. Fiffi ( 01/05/2006 03:21)
possible koa izany fa misy antony izy matoa nanao an'izany an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.3099