ho anao (tosy)

1. cutie ( 25/04/2006 20:32)
Mba iza no mahay ny tonon'io hiran'i tosy "ho anao" io ?
Hitako ao @ rvg fa tsy haiko ny tonony nefa za anisan'ny mpandahatra an'io hira io foana.
novalian'i cutie ny 26/04/2006 18:25
2. Fiffi ( 26/04/2006 03:30)
cutie: tena tsy mahay :(
3. cutie ( 26/04/2006 10:40)
fiffi, njaso fa henoiko foana fa haiko foana io :)
4. randrie ( 26/04/2006 15:13)
slt
5. Herimiafina ( 26/04/2006 17:13)
Efa henoko izy io fa tsy dia tiako loatra retsy klé. Asa tsy haiko na le vocal ve no namboarina loatra sa lasa musique electronika loatra le izy? Asa iza no mahalala? :-D
6. Fiffi ( 26/04/2006 17:56)
cutie: de enregistreo de mora henarana. Zah aloha tena ohatran'ny tsy mbola naheno an'io an!
randrie: salut enao :)
7. cutie ( 26/04/2006 18:08)
fiffi efa haiko ka :*
HM samy manan ny tiany io
8. Fiffi ( 26/04/2006 18:17)
cutie: ary andraso indray hoe andeha ho jereko raha hitako an! :) :-*:*:-*:-*:*:-*:*:-*
9. cutie ( 26/04/2006 18:25)
ok akia :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1564