INONA KAY NO MBOLA ANTENAINA @ OLONA TOY ITONY E?

1. 4mimananelatra ( 25/04/2006 13:36)
Mbà manontany tena ahy hoe inona re no mbola antenaina @ olona ohatr'itony
jereo fotsiny ny sariny tsy hanonona anarana aho !
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26619.htm

Isan'ny olona nanongana an'i tplkl TSIRANANA izy ity dia avy eo nitondra ny firenena tao @ REVOLISIONA SOSIALISTA sy ny voro-mailala ...bén'ny tanàn'ANTANANARIVO ,CSR ...nitondra ny vahoakan'ANTANANARIVO tao anaty fahoriana ...isan'ireo olona nanongana ny 2é république , lohandohan'ny mpisorona nitarika ny vahoaka teny Iavoloha t@ raharaha 10 aogostra 1991..avy eo membren'ny CRES ...dia niongana ny 2é république dia lasa filohan'ny assemblée nationale...tratra tao ny affaire FLAMCO izay ny zanany isan'ny tao...isan'ny olona nanongana an'ingahy ZAFY ALBERT t@ motion d'empêchement dia nanongana an-dRatsiraka in1 t@ 2002 ...izao indray lasa mpanohitra ...tsy hoe fanaratsiana be fahatàny fa dia efa hita izao fa vay an-kandrina sy tsiparifary na akotry ao anaty sahafa ve dia ho jerem-potsiny !!!
novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:29
2. ainaheri ( 25/04/2006 15:49)
hay v i Gazety basy vava hmm amiko vavany fotsiny reny fa ol mpamadika palitao tsy misy ilana azy!!
ra azony @ iny vavany mipoapoaka iny ianao d mampamangy zay!!
3. vale ( 25/04/2006 18:57)
4miman> izany aza izy hoe toheriny daholo izay olona mitondra eo, tsy midika ve izany fa mitady seza izy? asa nefa:-w
4. Lejim ( 25/04/2006 19:04)
Ilay sary aloha otrany devoly izany mihitsy e! Fa mety serieux koa izy! lol
Manongana izy satria mety tsy afa-po.
Na izany na tsy izany, efa ela nankalaza la olona ity. Ny tantara ihany no hitsara!
5. soanja ( 26/04/2006 11:33)
Tokony olom-baovao toy ny fahatongavan-dra8 teo ihany no hofidiantsika satria ireo taloha elabe mpivadibady palitao sns sady efa teo amin'ny fitondrana ihany no tsy nanao raha ,efa tsisy namely daholo matoa mbola mahantra isika hatramin'izao. Mbola aleoko aza manome 2eme chance an'i Ra8 sa ahoana hoy nareo?
6. mandrindra ( 26/04/2006 12:16)
tsy aleo ve lery tsaraina dieny izao fa hiandry tantara hitsara izany sao dia mbola mitombo ihany ny connerie avoakan'ny vavany sy tanterahin'i lery
7. rhevinilsen ( 27/04/2006 21:34)
hihihihi
samy manana ny fidirambolany io e
ny azy ny manongampanjakanan no tena talentany, de mikarama @ zay iz, hoatrin'ny mpisolovava mivarotra fitenenana eny @ fitsarana e.
ka ny azy fidirambolany io
ka asakasak'zay hanaiky rebirebeny
asakasak'zay mbola manantena olombaovao sy fandrosoana haingana sy maharitra koa @ fifidianana manaraka e, nofinofy zany,
ra mis miproposer amiko zavatra realiste hoatrin'ny hoe ampidinina ny karaman'mpiasampanjakana de ahena ny isan'ny mpiasampanjakana de zay no fidiko e, fa ny sisan'zay resaka fotsiny. tsy possible zany hoe 18 millions des gasy hivoatra ny faripiainany zany e, asio politika fotsiny hanavotra ny tanora sy ny zanakay generation manaraka any fa rah 50 taona tsika tsisy miracle zany eto. raha tsy hivarobody any @ banky mondiale (mpanjanaka taloha namadika palitao koa)
8. fijo ( 28/04/2006 18:30)
ny hilana ny olona toa ireny,dia ny traikefa vitany.izany hoe tsy izy no ilaina,fa ny fandinihana ny lalana efa nataony,mba hakana lesona amin'ny hoavy.
9. Roch ( 29/04/2006 00:24)
Tena mahagaga mihitsy nareo ry fijo, traikefa hoe? hakana lesona hoe? fandinihina ny lalana efa nataony hoe? FA INONA NO TENA FANTATRAO @ NATAONY?
Tena mba valio aho ry Fejo fa tsy kobon'ny tary le fikany a.
"Ny hasavonin'ny vava sy ny halehiben'ny molotra hoy Sareraka no manova ny marina eto M/car"
Vô mijery ny endriny ao @ sary iny 4mananelatra aho defa eeeeeeee dray2.
10. fijo ( 29/04/2006 21:08)
roch,marina fa tsy tian'ny vahoaka intsony io rangahy io.aza akipy anefa ny maso,fa olona mba nanao ihany izy taloha.saingy niova tantana taty aoriana.
raha politika no jerena,dia isan'ny olona mba nahafehy izany izy tany mada.saingy niova lalana tatay afara.ka izay lesoka vitany izay,no jereo tsara mba tsy ahatonga ny hafa ho toa azy.
aza hadino koa fa fony fanjanahan tany dia efa niady hoan'ny madagasikara izy.ary izay no tena nanaovany mpitandrina,satria tamin'izany dia voatampim bava ny malagasy,ka tao ampiangonana ihany no any nahafahana namoaka sy nanaparitaka ny hevitra.
11. xxx ( 30/04/2006 01:40)
Afangaronao @ tantaran-dRavelojaona mpitandrina izy izany ry fijo. Mbola adolescent io olona io t@ izany fanjanahantany izany, ka tsy dia marina loatra io zavatra tantarainao io.
12. fijo ( 30/04/2006 17:38)
asa aloha,fa ny fantatro dia efa niady tamin'ny mpanjanaka izy,ary ny fiangonana no hany hevitra hitany hanehoana ny hanaovana sy fahalalahana maneo hevitra.
aza hadino fa tamin'ny taona 60 isika no nahazo fahaleovan tena,ary efa olona vory saina izy tamin'izany.
ary tantara kely mpianakaviany.i razanamasy anie no naika vadin'i bao e.fa ny fianakavian'i bao no nitady olona mahay politika satria nisy tanjona tao.ka izay no nahatonga azy nanambady an'ingahy pasy.fantatra izany tantara izany ka izay no asahiako milaza azy eto.tsiaky fotsiny iny.
ary tsy afangaroko izy roalahy mianaka ireo ka.
13. xxx ( 01/05/2006 10:23)
misy eto amin'ity tany fandalovana ity tena manao ilay hoe:"Fahanteran' A..... ".
Ary manarana ka ny ratsy vitan'ilay io an ! satria jereo izao ilay zanany dia efa mivadika etsy , mivadika eroa ...manao izay hahazoana Fauteuil.
Adino teo na dia ny fahoriana nihatra tamin' I.... aza.

Mila "mpiandry mahay " hanala ny devoly amin' ny sasany e.
14. fijo ( 06/05/2006 03:29)
devoly aiza e,tsssss aleo devoly rangahy fa any be afo hanaovana tonotono hena an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2985