fanomezana

1. colar
(
26/04/2006 08:10)
misy trano gratuit ho an zay ho aty italie hanao vac,zay tonga avant fin mai ihany an
novalian'i sasa ny 28/04/2006 04:31

2. fasaly
(
26/04/2006 14:35)
:roll::roll::roll:fa aiza foana aza zao trano gratuit an'i colar zao:roll::-D:-D:-D jusk'à fin mai zany mbola tsisy vokasy zay kou!;-)akaikin'ny plage ngefa veuh zany ry colar:?::?::°)

5. fasaly
(
26/04/2006 17:52)
diam: ka ny vokasy beuh efa tsy gratuit trony ny trano:°):°):°):°)
kiali: ka hijereo ny vol en promotion reny aza de lasa zao hamangy an'i colar tsika e!;-)
kiali: ka hijereo ny vol en promotion reny aza de lasa zao hamangy an'i colar tsika e!;-)

9. kala
(
27/04/2006 06:03)
colar > misaotra betsaka r'ise â!:wink:
tsisy trano gratuit angah any @ ny toeran-kafa leitsy :twisted:
tsisy trano gratuit angah any @ ny toeran-kafa leitsy :twisted:

10. colar
(
27/04/2006 07:10)
miezaka ange za mba ny ahafahan namana mba manao vac aty tsy de handaniana vola e,lasa any dago lay tompon trano de niangaviko izy ra afaka asiko ol de nanaiky,fin mai izy no tonga ,de miandry anareo zany ko,ho an ol efa aty europa ange mety ho mora ny mankaty e

12. texe
(
27/04/2006 12:32)
tena marina ve zany fa oavy any za rehefa vita ny stagiko ataovy matotra

14. fasaly
(
27/04/2006 15:48)
de in koinkou no fanomezana gratos ao ra colar a!!!:? ny vary sy laoka kounkou veuh:^):^):^):^)

16. colar
(
27/04/2006 16:45)
ny vary sy ny laoka kosa mba miantsena e,ny toky de azonareo hanaovana tatitra eto am serasera we nilay sa tsy nilay le tany am colar,eto fona ange isan andro e,de sanatria ve hamitaka am zavatra tsisy

18. Ralay
(
27/04/2006 17:16)
Colar: Sao de misy sipa gratuit koa any lesss fa ho avy ny tenanay raha ohatra ka =))=))

19. colar
(
27/04/2006 17:19)
azo entina eny am metro lesy ela ralay de omena sipa gratuit ko ra mila a,10 eu ela defa afapo tsara,tsy koi fa alohako,hihihihihi ,atao daol zay mety

20. sasa
(
28/04/2006 04:31)
mamzelkely andao sika 2 handé akia :-*:-*:-*:-* d avy eo isika mandé any amzay toerana iray izay koa sa ahoana
Colar saotra e :-*:-*:-*
Colar saotra e :-*:-*:-*