vonjeo! ny fahantràna eto DAGO dia toy ny olona iray......

1. gasypantin ( 25/04/2006 14:32)
Ny fahantràna eto MADAGASIKARA dia mitovy @ vehivavy iray efa hiboridana...jereo tsara fa ny ala efa 16 % sisa no misy (efa STRING )sisa raha mijery vehivavy iray nefa mbola mitohy ny fandripahana ...
ny saphir ao Ilakaka efa ho ripaka ary vidian'ny vahiny loso..
ny volamena aondran'ny karàna antsokosoko...
Ny karàma raisina mihoatra ny vidim-piainana efa tsy ho zaka intsony.
ny mahantra miha mitombo.
NY MPITONDRA TOA MIHAINGO AMBONY TSIKOKO !!!
T@ taona 1960 tany ho any anefa dia tsy toy izany ny zava- niseho sarotiny tokoa itpkl TSIRANANA .
Nony injay anefa tonga ny FMI sy ny BANQUE MONDIALE sy ireo mpamatsy vola hoe ianareo anie efa 10 sisa no firenena ao aorianareo @ fahantràna eto ambany masoandro izay vao mody gaga daholo!!!
novalian'i fijo ny 30/04/2006 17:34
2. barbosds ( 25/04/2006 15:02)
é ra mety koranko amino mon frère araki fo: problème aty a mada anie ny mpitondrantsika mihitsy no be solelaka éé! tsy managna personalité sy ny fahaiza manao donc ,k'aza gaga ano @ réultat qui tend vers moins l'infini koi! fa zegny ndreky tsy grave fotony matoa antsika vahoaka magneky hetindro olo tsisy ra ilagna iro aby io donc atsika koa mba ndraba kara iro !conclusion vava afodia ,soma la vie!
3. sylvain ( 25/04/2006 17:39)
Raha ny fahantrana any DAGO aloha d efa tsy zakany olona intsony,fa d mihaina fotsiny sisa.Matetika koa ny akamaroany olona mampitovy ny fiainana niainana t@ fitondrana voalohany foana nefa tokony ho fantatra ny olona tsara fa symbole fotsiny ange ny filoha sy ireo mpiara miasa aminy fa mbola ny vazaha no tena nitantana ny rehetra e!ka anisany nahavita nanatsara ny fiainany olona,tsy midika akory izany hoe hiverina @vazaha,fa ny mpitondra izay nifandimby rehetra teo no tsy nahay nitondra,tsy nijery mihitsy zay tena tombotsoa ny vahoaka,indrindra teo @ lafiny sosialy,io dia tonga @ fiten\'ny olona foana hoe izay tonga eo mitovy daholo,indrindra ho avy indray zao ny fifidianana,d betsaka indray ny candidat no hampanantena zavatra betsaka eo @ programe asa izay ataony rehefa tonga eo @ fitondrana,nefa d ny eo foana no eo,tsy ahitana fihovana mihitsy.
4. barbosds ( 25/04/2006 17:48)
anaro kaza be safahy eto fa ny problème tsisy olo tsy mahita sady mahé tsara ny momba izegny ary ny solution koa efa fantatrolo tsara fa ra mbola hampodoko eto :izi ity efa lagigny nazontsika mboka t@ zagnahary zegny avy eo mira foa donc SOMY MANDEHA SAMY MITATDY ZALAHY !! fa k'aza midonanampoagna eo miandry R8, manjary minono ra tsy finonoagna eo!!
Handesa moramora fo la vie lambandy éé

sylvain:

Raha ny fahantrana any DAGO aloha d efa tsy zakany olona intsony,fa d mihaina fotsiny sisa.Matetika koa ny akamaroany olona mampitovy ny fiainana niainana t@ fitondrana voalohany foana nefa tokony ho fantatra ny olona tsara fa symbole fotsiny ange ny filoha sy ireo mpiara miasa aminy fa mbola ny vazaha no tena nitantana ny rehetra e!ka anisany nahavita nanatsara ny fiainany olona,tsy midika akory izany hoe hiverina @vazaha,fa ny mpitondra izay nifandimby rehetra teo no tsy nahay nitondra,tsy nijery mihitsy zay tena tombotsoa ny vahoaka,indrindra teo @ lafiny sosialy,io dia tonga @ fiten\'ny olona foana hoe izay tonga eo mitovy daholo,indrindra ho avy indray zao ny fifidianana,d betsaka indray ny candidat no hampanantena zavatra betsaka eo @ programe asa izay ataony rehefa tonga eo @ fitondrana,nefa d ny eo foana no eo,tsy ahitana fihovana mihitsy.

5. Lejim ( 25/04/2006 20:34)
barbosdos> Aketo koragnan'olo mitady raha manjary. Tsy taraigny ireo fao dinidiniky, mitady raha tsara ho an'ny tanindrazagna. Anao ka tsy misy solution anao mangina, fo tsy mi-decourage olo miady hevitry aketo.
Fahantragna izaigny tsy laginy araka io volaginao io, fa maro be raha agnatiny sy raha andesiny kay ilagna fiaraha-miasa.
Zah tsy mivaolagna fao ahomby raha dinidinihinay aketo, fa au moins misy raha vaovao avy @ namagna azonay ianaragna!
Barbos-nao angiahy hely tsy miasa aminay!
6. morsah ( 25/04/2006 20:38)
Inona moa no mahatonga ny fahantrana? Ny tsy fahaiza_mitantana sa be ny mpitsetsitra ny haren-tsika? Izany eo ihany fa tsisy hatafarinan'io n'iza n'iza tonga eo. Aiza koa ny asa tsisy ny vava homana mitombo hatrany hadalan'ny sinoa anga no mametra ny isan'ny zaza pas plus 2 ny azy. Raha nataoko ny fandinihana d eo no mampahantra ny firenena ny sasany faly hitsikera ny mpitondra fotsiny nefa efa mba manao zay vitany ihany izy na de sady mameno ny efa nanany taloha aza.
7. soanja ( 25/04/2006 22:49)
morsah:

Ekeko ny an'i Morsah. Gaga ny famirapiratan'ny Antananarivo aho. Miala tsiny fa hiresaka faritra aho eto. Izaho dia tena mpandala any Mada ho iray fa tena tsy aritro intsony ity iray ity. Tsy mahantra mihitsy ny fahitako azy ka. Dia ao ny vola sy fananambe e. Autos izay mandalo tena tsy misy tsininy mihitsy, ny trano sns... ny olona mirijarija daholo na tanora na antitra na zaza. Ny cellphone eny antanan'ny zaza mbola tsy iray ranonorana aza. Credit e sns... vola miraraka daholo izany. Tsy mahantra ny gasy raha jerena i Tana saingy tsy Tana irery isika fa midadasika be. Dia any ho any re ray olona tena misy tanana misotro rano maloto, tsy misy sekoly ary lavitra ny jiro sy izay rehetra ilaina amin'ny fiainana andavanandro. Fehiny, dia ny fintantanana ny harena ao Mada angamba no misy tsy mety fa tsy mahantra isika. Manankarena raha i Madagasikara: vatosoa, plantes medicinales, hazandranomasina, vanille, tontolo iainana hafa kely (biby sy ny zavamaniry ary ny vohontany), morondranomasina sy paysages mahafinaritra tokony ho feno touristes. Efa misy mpitrandraka daholo ireo. Jereo tsara anie fa ireo firenena any Eropa ireo tamin'ny taonjato faha 14 ka hatramin'ny 17 dia tsy dia misy zavatra hotrandrahana e ny tontolo nisy azy fa taty amintsika Afrika izy no naka an'ireo, izao izy aiza raha oharina amintsika? Mila miasa ny atidohantsika dia tafita tsika izay no fahitako azy. Ampianaro ny zaza, ampitaovy ny sekoly ary tohano arabola ny fikarohana rehetra ao Mada. Ho hitanareo fa ho tafita i Mada. Avy amin'ireo ankizy ireo ny hahatsara na haharatsy an'i Mada. Isika efa tsy dia namely loatra raha ny fahitako azy.

8. Lejim ( 25/04/2006 23:08)
=D=D
Tiako ilay ilazan'la hoe: "mila miasa ny atidohantsika dia tafita isika"
Eo mihitsy isika izao! :lol:
9. soanja ( 26/04/2006 02:40)
Lejim:

=D=D
Tiako ilay ilazan'la hoe: "mila miasa ny atidohantsika dia tafita isika"
Eo mihitsy isika izao! :lol:

Lejim a, ny tena tiako tenenina eto dia hoe tsy fotoana fitsikerana intsony izao; hoe mpitondra e sns blabla bla fa action action action. Inona no ataontsika, inona no ataonao ary inona no ataoko. Atambaro ny atidoha rehetra eto fa mila atao izay hampianarana ireo ankizy malagasy ireo hanana ny fahazaina ambony indrindra sy feno indrindra. Izay no mahatafita an'i Inde raha ny fahitako azy izao, ry Japon , chine sns dia isika ve ho ambakan'ireo raha samy atidoha. Fa tsy rahampitso ny ahazoantsika vokatra fa afaka 20 taona.

10. ravatorano ( 26/04/2006 09:08)
aketriketreo ny ati doha fa aza varina tsika e
isan andro zao dia lazaian fa efa lera tokony hiasana mafy zao,hiasana miaraka angah hatrizeay tsy efa niasa miaraka fa hatramizao mbola tsy tafa foana e ny olana dia mbola lavitra b ilay toetsaina vono kiasa marina mba ho fampandrosoana an i Gasikara.Io anie reefa mandroso ny firenena mlam hoa zy ny tanana e manakarena koa ny mponinba ao aminy zay ihany ny toe tsaian aloha mila miova ho amin ny filofosana ary ho an ny malagasy reetra tsy anakanavaka io.
11. barbosds ( 26/04/2006 09:17)
anaro kaza magnano be saigny eto, raisonement entinaro zegny efa lany daty! Madagascar efa tsisy avenir eky fa ano koa mbola mahita zaka hoanigny afodia vava!Madagasikara manakarena... izegny discour zegny baba efa lany andra,antegna koa miady hevitry AVEC DES CHIFFRES fa tsy kara atonaro mirediredy kara io! Après ino ma solution mety hitano eto?Tsy eto mihinsty ny hagnova ny vision'ny R8 na ny Gouvernement, dikan'izegny kaza mikapokako kara io anaro fa manjary mahakamo, tokantranonaro antsendriky hitadiava solution,velontegnaro atova tsara fa izy koa samy mitady solution hampanjary tokatranonazy ny tsarakaraky dia @ izay vao mety havotra i Mada, Problème ao antragnonao ankedriky zama resolver après antsika vao mirésoudre problèmen'i Mada! atoko fa mazava tsara amintsika jiaby zegny, kaza lany andra mandiniky ra ao ambohitsirotra ao fa ny vary tsao tsy hisy agnaty vilagninao fo hiasa loha ankendriky! anaro magnano lampan'ny jery na tragnony fagnahy io ,mitandantsaha @ fifiadianagna fa tsy eto agnanovagna discussion unitile!
12. rhaingo ( 26/04/2006 10:18)
adidy iaraha-manana io e, f'gah efa tsy gasy intsony isika rehefa aty tany lavitra e? inona ary no hevitra
13. soanja ( 26/04/2006 11:53)
ravatorano:

aketriketreo ny ati doha fa aza varina tsika e
isan andro zao dia lazaian fa efa lera tokony hiasana mafy zao,hiasana miaraka angah hatrizeay tsy efa niasa miaraka fa hatramizao mbola tsy tafa foana e ny olana dia mbola lavitra b ilay toetsaina vono kiasa marina mba ho fampandrosoana an i Gasikara.Io anie reefa mandroso ny firenena mlam hoa zy ny tanana e manakarena koa ny mponinba ao aminy zay ihany ny toe tsaian aloha mila miova ho amin ny filofosana ary ho an ny malagasy reetra tsy anakanavaka io.

Ny toetsaina eto amin'ity serasera ity aloha ny ankamaroany raha ny fahitako azy dia efa niova ary vonona ny hampandroso an'i Mada. Fa raha te hanova toetsaina goavana ianao dia miatomboka any amin'ny FANABEZANA. Izay no mahatonga ahy manetintretitra ity sehatra iray ity. Ary io dia tsy androany ahitam-baliny fa mbola ankamatatra koa na dia nanao raha tsara aza ny fanjakna, ny mpampianatra sy ny ankohonana sns. Tsy voatery hiara miasa isika amin'ny fampandrosoana an'i Madagasikara saingy mba tolory anay eto izay mba any aminao hampandrosoana azy fa efa iarahamahalala daholo izay voalaza teo.

14. Lejim ( 26/04/2006 14:15)
barbosodoa> ana angiahy mangina, tsy falin'ny magnaratsy foagna! Vavanao afodia! CHIFFRE ino ampiadigna eto? REALITE ro miady fa tsy chiffre! Ny an'la no utopie fa tsy ny an'olo!
15. barbosds ( 26/04/2006 19:37)
za zalahy tsy mahé mikoragna amin'olo Donto kara io é , solution nambarako anaro araiky fo :katsaho aloha izay mahasoa ny tokantranonao, fa raha mivoatra ny tokantrano tsirairay dia hivoatra i Madagascar",k'aza mandany handra mijijy problème eto fa diniha ankendriky ino ny tokony hataoko hampivoatra ny farimpihainako point final!anaro laholo donto maré éé,izegny tsy hilagna solution eto @ net fa anjaran'ny tsirairay mandiniky fa fahitako ny maro amintsika miseho be saina kanefa ny vadiny aza somain'ny sasany satria lany fotoana mitadidy solution'ny problème ny Mada kanefa ny safosafo tokony hataony @ vadiny aza adignany!k'aza lany andra @ ra tsy mahakasiky ano mivantagna ngia jalinao ankendriky zaha ary tadiava vahaolagna fa k'aza miasaloha @ R8 sy ny 3FN sns satria la viendro mandeha mahitsy fa ninao manjary tavela, ra hambarako anaro izy koa mboka mamaky ity resaka ity anaro ,vonjeo malaky madame sao somain'ny sasany, eo ano meta!
16. Fiffi ( 26/04/2006 20:02)
wadrayyy !! nefa toa mazava tsara hiany ny fanoratanao eto ? fa ary @ hira sy artista toa hafakely ?
17. barbosds ( 26/04/2006 22:10)
Fiffi:

wadrayyy !! nefa toa mazava tsara hiany ny fanoratanao eto ? fa ary @ hira sy artista toa hafakely ?

tsara mazava aminaro fa tsy teninaro borizano io zaraiky fo ny teny Gasy ,dikany zegny malalaka ny fitenenana @ fitemparitra ary izy koa tsy mazava amino ny dikanteny dia mangala interprète Ok!
ary matoa ny msg ato @ fitemparitra dikany tsy destiné ho ano k'aza mitady problème @ zavatra tsy miconcerner ano, izany anie no tena problèmentsika é, mamaky loha @ problème tsy mikasika antegna!
18. Fiffi ( 27/04/2006 04:02)
tsy hoe mitady problème kosa io an! fa marina aloha ny anao hoe samy manana ny fomba fanoratany ary manaja ny ny fomba fanoratan'ny tsirairay aho , saingy mba nisy fahagagana no nahatonga ahy hanoratra an'ity satria tena tsy misy zavatra azoko ilay nolazainao tao @ ilay dinika iray nefa eto hoy aho dia azoko tsara ka dia hialako tsiny aminao raha toa ka nahatezitra anao ny fanontaniako , hoy ny fitenenana hoe "aleo manontanitany foana toy izay manaonao foana "
19. Fiffi ( 27/04/2006 11:48)
barbosds : misaotra anao fa t@ le fanazavana hoe avy aiza ilay fitenenana an! :):-* de handinika anio indray aloha zah fa mba :oops: fa tena tsy nahafantatra fa misaotra an! :):-*
20. Fiffi ( 27/04/2006 11:54)
barbosds: de efa novaliako tao @ le ambiance an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0481