vonjeo! ny fahantràna eto DAGO dia toy ny olona iray......
21. lamie
(
27/04/2006 12:34)
miarahaba antsika rehetra, marina fa manankarena Mada, tena manana, ary be ny ananany tsy ananan'ny hafa, firenena io, fa tokony anjaran'ny mpitondra no mitantana, ary atao mitovy na eto Tana na any @ faritra rehetra, tokony hianatra daholo ny malagasy, tokony samy mahay manoratra ny anarany, manisa,
fa ny tena probleme? tsy maintsy tsara jerena Tana, marina aloha fa nanao làlana mi-dessrvir ny cotes, eo @ 75°/° eo no vita, fa misy reo adino: ny ambany vohitra,ary ny tena marina dia ny minisitra, direkitera, sy ny forongony dia mameno paosy daholo, aiza no hety ny raha?? samy manatafita ny havany daholo, ny tenany koa ,ny loyer zao tsy lazaina ny hofany fa tsy takatry ny olona;F2: 1million, na mihaotra, ny jiro sy rano niakatra tsy voaloan'ny olona satria .....
mampalahelo, ny tanora tsy an'asa atsasaky ny Malagasy, zay marary ka tsy manambola: maty, lafo loatra ny vidim-panafody sy ny fitsaboana,hany ka mirona any @ secte ny malagasy dia ny kely ananana indray lasan-dry zalahy tsy mivavaka ireo, ny gasy ao aloha tena mivavaka an! fa ry zareo mpitondra ny secte no mitsentsitra, ary tena mahay manao lavage de cerveau an! valio

22. fijo
(
29/04/2006 21:02)
barbos e,mikoragna aminao magnafo,karaha mokoragna amin'ny mararay jery e.
matoa antsika avy eto,mila mifanakalo jerintsika,fa tsy gogoro karaha atanao io.
anao koa tsy mitia mada,tano nanao,fa ambelao zay hifampidiniky zeny mety azonay atao.
izy koa problemonao famonao sao somanolo,fatora tady,fa zegny tsy problemonay.

23. xxx
(
30/04/2006 01:34)
barbos, misy ny teny ofisialy n'aiza n'aiza na any Jamaique aza dia ny Anglais Britannique no ofisialy fa tsy ny Anglais des Caraibes akory , ny antsika dia ny teny ao Antananarivo, na tianao na tsy tianao dia izay aloha, na i Tsiranana na Ratsiraka dia tsy mitsipaka an'izany.
Ny ankoatr'izay dia dialecte, ny Vakinankaratra ohatra dia dialecte merina.Toy izay daholo ny hafa rehetra.

24. fijo
(
30/04/2006 17:34)
ary ny teny barbo dia teny jiolahimboto,na teny koroka,ke zay magnafo tsy mila teny barbo e.tano nanao.