Isika bandy hono ry zalahy refa mijery sipa dia....

1. xxx ( 30/04/2006 18:51)
Be ny sipa nanontany ahy hoe fa maninona kay ianareo bandy refa mijery sipa dia tsy maintsy ao ambanimbany ao aloha no jeren'ny maso voalohany ...
Dia hoy aho hoe normaly e ...asa ny an'ny sipa aloha ny zavatra jereny voalohany raha mahita lehilahy:?::?:
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28922.htm
novalian'i dylan007 ny 09/11/2006 09:01
2. fasaly ( 30/04/2006 19:06)
raha nysary hitako eto ry xxx de ny bika zany no jerena voalohany an! normaly beuh nge zany e! ny an'ny i sipa ndray aloha raha sahala amiko de aleo hijanona sekire ny ahy:°)::-w
3. petsambava ( 30/04/2006 19:35)
an an an any @ derriére ry fasaly a any no jeren'ny kofa voalohany raha vao mijery sipa fa tsy bika izany :°):°)
4. vale ( 30/04/2006 19:46)
:{ hihi
5. fasaly ( 30/04/2006 20:19)
petsambava: de in aza no ho hita ao am derrière ao e! de rehefa maninona detiana de rehefa maninoa de tsy tiana de rehefa ahoana de ahoana:?::?::?::roll:;-)
6. hps ( 30/04/2006 21:01)
ka aza adino ny poid arriere n'azy ange double pont eh!:b:b
7. Fiffi ( 30/04/2006 21:55)
fa aiza kosa ary zany eh! raha vao mijery olona ve dia tsy tonga de ny endriny no jerena voalohany ? fa maninona no tonga dia hoe "tsy maintsy ny ambanimbany" no jerena voalohany ? ohatran'ny hoe "viscieux" anie raha vao zany no jerena voalohany eh! fa zany kosa ve de mba norma hoe raha vao mijery sipa de any no jerena voalohany ? mahagaga ahy indry izany an! nefa moa samy manana ny fijeriny tokoa ny tsirairay.:wink:
8. Fiffi ( 30/04/2006 21:57)
ny zavatra mahagaga ahy koa , dia isakin'ny misy zavatra manjoa na mahazo an'ireny miditra xxx ireny de lazaina foana hoe "isika" Izany angamba no fijerin'i xxx de mody hataony hoe "isika" @ zay mbola hampiany hoe "hono" :wink:
9. fijo ( 01/05/2006 03:18)
raha mima klo,avy dia le ambany no tazana e
10. Fiffi ( 01/05/2006 03:22)
fijo: de tsy tonga de alefa any ny maso fa ampekarina ka ! :-D:-D
11. fijo ( 01/05/2006 03:23)
fiffi,ka ngah izany voafehy e;
12. Fiffi ( 01/05/2006 03:26)
fijo: :-D:-D zany ve ? heu........ marina zany fa miankina @ tsirairay tokoa moa le fijery an!
13. naughtyboy ( 01/05/2006 06:16)
fa maninona nefa izy io no adoladola tsara fa tsy ny maso refa mandalo bandy
dikan'iny ngamba we ananako le sopapa ry zalahy fa modiko fanina de aza misy mijery fa bediko eo an....
14. fasaly ( 01/05/2006 07:11)
:roll::roll::roll::roll:try misy azoko zay soratan'i naoughtyboy
15. Fiffi ( 01/05/2006 07:32)
:roll::roll::roll: zah koh tsy mahazo!
16. xxx ( 01/05/2006 07:38)
:-Dity ary i MIMA E :-D
devant
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28146.htm
arriere
http://www.madanight.com/madagascar-photo-28153.htm
17. naughtyboy ( 01/05/2006 07:51)
rah vao mifanena @ bandy ny sipa sasany de iny zvt madratra fijery iny ihany no adoladolany de mazava wazy zany fa iny entana karazana fiantsina kely,tsy misy olakolaka iny fa natoraly mba mijerijery mahita raha.. ny biby rehetra ko nge manana an'io sady fafinaretany maso fotsiny iny fa tsy azo asarotina zany fiainana waa
18. fasaly ( 01/05/2006 08:27)
naouhgtyboy: de in njay no idinranlay biby amizany:roll::-w:-D:-D:-D de adoladola beuh almhintsy veuh lay derrière:-D:-D:-Dlalina njay zany an!;-)
19. fasaly ( 01/05/2006 08:29)
xxx: de zao zany no tena milay aminy veuh!?????:-w:-w:-w:P
20. naughtyboy ( 01/05/2006 10:40)
xxx: AiAiaiiii mbo tsy matotra ko le mpaka sary zany saika hijery ny masony aho waa fa tonga de notakomany le zvt ao aorina io...tsy mahasosotra kah
fasaly:@ maha olona antsika tsy lavitr @ reo biby ,ampiasainy lhl io maso io ijerevany mba anaitaitra reo ozatra madinika sy ny fangaro simika ao @ zanakatidoha ,ny alika zao de orona no ifangalany fofona ankoatrany maso...
misy ifanjaisany daolo ny zvt rehetra hoy francis.T zay. ny hevitro zany de mijery
foana njinja le mifinipintina otrany paiso masaka reny.HuMMM....tsy misy olana mintsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1042