Isika bandy hono ry zalahy refa mijery sipa dia....

41. mignone ( 03/05/2006 16:16)
tsisy kapoana ve lé fisabody ry fasaly sy xxx =))=))
42. kala ( 04/05/2006 06:29)
ravato > :oops::oops::oops: kobo ihany kay zà :wink:
marina ve aloha nefa ny voalazako ê!

fasaly > zà manokana aloha tsy tia an'ireny hoatran'ny sahafa ireny ê! aleo le mbô mivoitra kely ny ao aoriana :-* :-* :-* :-*

hoatran'ny bokona ihany io ê! :wink: ehhhhhhhhh! izay tsy fisa-body :wink: hay moa resa-dehilahy izy ity - aoka ihany ê!
43. ikalakintina ( 04/05/2006 07:30)
hay ve mbo jerena koa ny lhl oe oatry ny sahafa, sa de inona njay no jerena eto alou am lhl?
44. kala ( 04/05/2006 10:34)
ikalakintina > iny ndray samy manana ny heviny ê! :roll: tsy midera vady mahay mandihy fotsiny f'avelao :!: hilaza azy
45. Aino ( 05/05/2006 10:31)
ny aty indray ny bandy rehefa mijery sipa de tsy maintsy ny tratra sy io ao arian aio no dinihany ry zalahy!!
ny any sipa indray dia ny ao ariana sy ny endriny!!
nefa raha ahy manokana de tsy de mandinika any ireo aho fa le fomba fihentsiny no jerena tsara hoe manao ahoana na izany aza mba jerena kely ihany ny endrika!!

misy ny bandy sasany manko ananany dol izay jerena avy ety hivelany fa le saina tsy mahamely!!
46. vahatra22 ( 05/05/2006 14:03)
za ko mitovy hevitra @ fiffi hoe ny endrika no jerena voalohany! logique b ko ne zany e! tsy maintsy any no iantefan'ny maso voalohany,zay vo midina!
47. majinikakely ( 08/05/2006 08:10)
sady ny endrika no ety anoloana fa na zany aza iny jerevan nyu bandy ihany fa ilay aotriana no tena jerevany sy hisitomany conclusion :-w:-w:-w
48. vale ( 08/05/2006 19:42)
majinikakely> njenestoooo8O....:-D:-D:-D:-D
49. ikalakintina ( 08/05/2006 19:51)
:oops::oops::oops::oops:
50. tovolahy007 ( 08/05/2006 23:53)
manaoana e!
Ary ny sipa ndray inona no jereny aloha refa mijery bandy ry zareo?Mbola le araky ilay hira taloha be ry iany ve sa efa niova?Le hira taloha nanao hoe:

Miainga avy any @ faladihy ny fitiavandroky
Vao nahita any le paladium de nanome toky
Izany no malaza,izany no malaza.

Sa efa mba tsy manao izany tsony zao ny joba @ zao fotoana e?
51. Fiffi ( 09/05/2006 05:17)
vahatra22: f'ita kosa wa eh ?
tovolahy007: raha zah manokana aloha de ny endriny no jereko voalohany an! io no tonga de manintona ny maso kosa eh!
52. titis ( 26/06/2006 19:23)
haaaan!ny bandy rehefa mijery sipa dia ny endrika aloha e!dia avy eo mihodina kely mijery ny ao ariana,zavatra hotry ny efa naturel ao amin-dry zareo lehilahy mihitsy io!
fa rah za no mijery lehilahy dia tsy maintsy jereko kosa aloha ny endriny ko!dia manaraka ho azy ny sisa tsy voatanisa...
53. xxx ( 10/07/2006 12:52)
ny ahy ry reto tsy izany a ! izaho sipa an ! ny tongotra aloha dia avy eo ny fesse zay vao ny maso !! izaho aloha hono sarin-dahy e mais bon
54. dylan007 ( 09/11/2006 09:01)
normal be raha avy any ambany no jeren'ny bandy voalohany satria any no misy tsirony eh,
raha avy aty ambony ary ka raha mampme ny ambany dia ahoana , "MSTYLE HO TSARA AKANJO NEFA LAMOSINA TONGA DIA RANJO:lol:"
conseil ry zalah ah , ambany aloha no tsirony voalohany dia izay vao ny ambony hoe afaka manome tsiro koa ve sa ahoana ny ambony sao dia sendra ny sipa maimbo vava eo :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918