Isika bandy hono ry zalahy refa mijery sipa dia....

21. Fiffi ( 01/05/2006 11:07)
de asa ry zareo fa marina tokoa fa samy manana ny fomba fijeriny fa raha zah manokana aloha tena tsy hitako izay hijerena ny ambany zany raha vao mijery olona an! na dia misy milaza fa naturel aaza zany , mba ny endrika no jerena voalohany fa tsy izany an!
22. vale ( 01/05/2006 11:47)
xx>> MANJA kosa i mima an!!>> devant, fa arrière klo toa norma ihany fa ts de hoe mivohitra manakory :roll: ka hoe mandrirotra ny fijerinareo lhl izy na koa mampidera ny ambanimbany ao(satria ny pataloha anaovany manko toa teritery ihany).. ny lamosiny izao nenà no tena hitako beu eo @zao! nareo wa tsssss...;-)
23. fasaly ( 01/05/2006 12:22)
:-D:-D:-D:-D:-Dmampmé kou njy ry vale an!:-D:-D:-D lamosina no hitako mahazo bahana eto amzao dia ny valahana beuh kou! taloha izy no tsarac forme tsy mahasosotsa fa zao toa hitako trop k-kou!:-D:-D:-D
vale a! tsy mitovy aky ny fijery n'ny sipa sy ny kofa a!:-D:-D:-D:-D:-D
24. fasaly ( 01/05/2006 12:22)
nauhgtyboy: okay mazàva ka!:°):°):°):-*
25. fasaly ( 01/05/2006 12:24)
raha zà zao no asaina misafidy amzao bika roa samy hafa aminreo sary ireo de lay manao dos nu, miaraka am pataloha jean io no tiko mihoatra ny iraika (mima):°):°):°):°)
26. vale ( 01/05/2006 14:43)
fasaly>:-D

..yé le raika no tsara, manifinify nefa ko derrière ts ratsy an!:°)
27. xxx ( 01/05/2006 14:48)
Ka atao inona moa sipa tsy iterahana, rehefa hiteraka dia aiza no avoaka nyz aza tsy any ambany ve?
28. stneh ( 01/05/2006 15:07)
milay ranga zany forum ato zany a! amin'ny taranjako mintsy; fa zao ndraindray nge na milay aza ny visage refa tsy milay ny fanambaniny de tsy masaka le joba e!!!!
sur daôly e!!
29. fasaly ( 01/05/2006 15:35)
vale: bien bien mintsy an!:P:-D

xxx: kel réponse:roll::roll::roll:

snteh: fangah mou hita ny hatsaran'ny fanambaniny raha tsy hatrànga ny pataloha:°):°):°)
30. steeeel ( 01/05/2006 16:35)
maninona koa tsy horofana mihintsy refa mangetotsa e!
31. fasaly ( 01/05/2006 17:12)
:-D:-D:-Damzay hita tsara ny taletany amzay:-D:-D
32. Herimiafina ( 01/05/2006 17:35)
Ry lanitra malala o :{:{
Inona daholo ry reto izany? :-D
33. zandrikely ( 01/05/2006 18:19)
herimiafina : mijery sokatry zany e
34. mamzelkely ( 02/05/2006 08:00)
inn wa ty sokatry eeee :roll:
35. jajaf401 ( 02/05/2006 09:41)
kou any ny famantarana antropolojika kou, de any doly mijery sao de mba sarimbavy klé, zay vao loza!
tsy maintsy fantarina avy any! :-D:-D
36. naughtyboy ( 02/05/2006 23:16)
mba azoko valina kely ve mamzely @ io ,raha adiadina kely io sokatry zany de avy @: "misokatra atsy "teny roa ... lava loatsa ,alohany anamboarana le teny zany de mila fantatra we aiza le misokatra de nisy niteny we ao arina .Tsy azo atao koa :le mino fotsiny ihany...fa tsy maintsy amafisina @ tombampijery de mijery ary ralehilahy (Sshh!! izy reo moa no kingakinga @ taranja io) Anganoangano arirarira >
37. xxx ( 03/05/2006 07:18)
io ndray tsy ny bandy rery no mahay mijery ambanimbany ka!:roll::roll::roll::roll:
na ny sipa koa mila mijery tsara ny aloha sy afara ê! hoe ahoana le kôfa refa mba avy ato ariana fa tsy de hoe fisa-body lany tsoka reny atao inona:twisted:
38. ravatorano ( 03/05/2006 07:49)
kala
39. fasaly ( 03/05/2006 08:51)
xxx: fa maninona aza no miafina , kanefa marina mahintsy io vaolazanao io an! ny ahy kou tsary de teko lotra raha fisa-body ny kofa kouuuu!:°)
fa raha bandy be tampony njya kalou! de tsy ao kou fa lasa tampony daholo...:-D
40. vale ( 03/05/2006 11:05)
:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1611