Toa lasa fitaovana ny vehivavy ankehitriny !!

1. xxx ( 29/04/2006 17:11)
Mety maro angamba no gaga hoe fa nahoana no toy io ny titre ..nefa dia raha mandinika aho diso lasa Fitaovana marketing ny vehivavy ankehitriny ...Raha misy zavatra tiana hatao na amidy dia vehivavy miboridandridana no eo .Mety hilàza indray ny sasany hoe io in1 ilay tery saina nefa na eto FRANTSA aza dia hitanareo fa misy olona tsy d'accord mihintsy ohatra: i SEGOLENE ROYALE ,dia manampina ireny publicité misy sarina vehivavy manao pub na lingerie ireny,..
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26110.htm
na koa
http://www.madanight.com/madagascar-photo-26125.htm

ny eto FRANTSA ohatra

http://www.madanight.com/madagascar-photo-13093.htm
novalian'i koezy ny 04/06/2006 15:08
2. fasaly ( 29/04/2006 17:25)
hummmmm! toa vehivavy foana njay wa no hatao resaka e!
an an an! kosa e! misy ny mpivarotena lehilahy kou an! de misy kou ny pub lingerie masculine fa try vehivavy ihany no taifiditra amalay resaka fitaovana marketing, ny vehivavy angah no mora ampiasaina koukou, fa tsy ny vehivavy ihany no taifitra amlay reska;-);-);-)
3. ainaheri ( 29/04/2006 18:03)
:( o ry xxxx nga mo zany vao androany vao fantatrao???
4. Fiffi ( 29/04/2006 18:56)
xxx: i SEGOLENE ROYALE aloha efa antitra ka tsy maharaka ireny rytme ireny intsony eh! Na izany aza dia efa hafirina hafirina no nisian'ireny ? tsy zava-baovao ireny an! Raha mijery ny hoe marketing aloha de ny vhv kosa anie manja eh! Fa tandremo kosa fa raha manao modely tahak'izao ireo vhv ireo tsy midika hoe inona indray an! Raha mijery ireo sary ireo zah zao dia tsy hitako mihintsy izay maha-ratsy azy fa mba mi-style le sipa eh! Aza tonga de raisina ho ratsy foana rehefa mahita vhv manaraka lamaody eh!
5. hery ( 29/04/2006 20:27)
Lasa fitaovana ahoana indray e?

I xxx ve hividy tomobil raha toa ka bandy be daholo no aseho amin'ireny pub ireny ohatra?

Aleo aloha vehivavy ihany e. Angamba hoe ny vehivavy no maneho hatsarana kokoa.
6. vale ( 29/04/2006 20:40)
manintona kokoa ny mijery vhv noho ny lhl(toy ny voninkazo!!):^)
7. vale ( 29/04/2006 20:42)
Fiffi> "Segolene royalae efa antitra ka tsy maharaka..":-D:-Dindry ty an!:-$ :-D:-D:-D:-D
8. kiali ( 29/04/2006 21:38)
milay be le daba klé
9. Fiffi ( 30/04/2006 04:35)
le hoe "fitaovana" aloha toa mavesa-danja ny fahitan'i xxx ny vhv mi-style , fa tsy hitako mihintsy izany hoe lasa fitaovana izany kosa an! jereo ange rehefa misy match ireny eh! ny ponpon girls ireny eh! ireny ve de ho tsara raha ny lhl n manao an'ireny ? jereo koa ny majorette , jereo koa ireo mpandihy ao @ Lido Palace na ny hafa eh! jereo koa ny catalogue rehetra ireny "la redoute , 3 suisses sns..... ny vhv daholo no tena betsaka ka fitaovana ahoana ary ?
10. fasaly ( 30/04/2006 07:58)
kiali: hummmm tsy hita njay ny sipa amzao fa ny fiara no tazana an! tena hatakalonareo fiara foana wa ny vevavy e!:-P;-):°)
11. Fiffi ( 30/04/2006 09:01)
fasaly: :-D:-D:-D zany ve ? de inona ilay fiara ? :-D
12. fasaly ( 30/04/2006 12:52)
otsan'ny mercedess tsanainy beuh no hitako eto io ry fiffi kou:°):°):°):-D
13. Fiffi ( 30/04/2006 13:44)
:-D:-D:-D:-D:-D
14. vale ( 30/04/2006 16:23)
fasaly>:-D:-D:-D:-D:wink:
15. fasaly ( 30/04/2006 16:56)
marina mahintsy zany e!:-D:-D:-D:-D zao de mahajamba ny mason'i kiali, de lay fiara njay no nahatara azy :-D:-D tena tssssssss........lay lehilahy wa ry zavavy tena tsssssss......
16. fasaly ( 30/04/2006 17:01)
lay raika alou bmw efa modely tranainy kou e! fa mbola ao ka! de lay sipa roa njay tsy olana zao e!
mandravaka ny podium zao kou!!!!!inona aza no fitaovana amzao:roll::roll::roll:
17. Fiffi ( 30/04/2006 17:58)
f'ita wa akia eh ? sady mahay mi-pozy be eh ?
18. steeeel ( 01/05/2006 15:03)
izy no te hampidera de aleo hampidera e, fanana-mbahoaka ny azy kou.
19. Fiffi ( 01/05/2006 15:08)
justement! azy io , samy manao izay tiany koh! fa tsy hoe hatao fitaovana zany kosa an!
20. Herimiafina ( 01/05/2006 17:42)
Tsara kosa le sipa klé. ao amin'ilay itiavako azy mihintsy, mampiasa maso. :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.223