Toa lasa fitaovana ny vehivavy ankehitriny !!

21. fasaly ( 01/05/2006 17:44)
hummmmm! zany ahay mba lay sipa no tonga de cible avy hatrany fa ny an'i kiali ny fiara njay hono klé amzay efa mercedes tsanainy beuh lay mbola phare beuh reny :-D:-D:-D:-D
22. Fiffi ( 01/05/2006 18:01)
fasaly: :-D:-D:-D
23. mamzelkely ( 02/05/2006 06:02)
ka zay le marketing ko io zay hi-attirer olona ihany no atao ka ra vhv milay kosa no lamody de inn mo ny olana izy aza manaiky atao fitaovana ko sady vola miditra ho azy anie zany ee :roll::-D:-D
24. Fiffi ( 02/05/2006 06:14)
f'ita hoa akia ry mamz eh! sady asany ary io ka tsy hitako hoe inona no inona ?
25. mandrindra ( 02/05/2006 06:53)
olona manao ny asany ireo ka inn no blema.
raha ny fijerin'i xxx no alaiko dia fitaovana daholo ny olona rehetra satria manome asa ny toerampiasany mba hampandroso ny orinasa.
26. Fiffi ( 02/05/2006 06:59)
mandrindra: marina tokoa zany ! fa ny ny an'i xxx de maloto ny fijeriny azy , na inona marina fa aiza kosa ve de isakin'ny mahita vhv manao pozipozy rehetra zao de raisina zavatra hafa foana ?
27. Fiffi ( 02/05/2006 07:00)
ny toetrandro miova , ny fiainana miova de mba hovaina koa ny toe-tsaina .
28. koezy ( 04/06/2006 15:08)
Ny hatsaran'ny vhv kosa aloha tsy diso é fa ny somary mahatsikaiky anie dia izao fotsiny: na fitafin-jaza no tiana haseho vahoaka dia tsy maintsy misy sarin-dreniny somary mitanjaka eo anilany eo
Na voankazo no haroso dia io eo ihany .Dia heverinareo ve fa misy ifandraisany foana izy ireny
Tsy ho tazanay mihinsty ilay zavatra amidy na atao EXPOSITION fa ilay fika mitranga no manahirana anay .Hijery video aza hatao
Zahay koa lehilahy salama tsara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1501