fitiavana mamiratra

1. xxx ( 01/05/2006 11:35)
antson fo,we bandy aty andafy mila fitavana mamiratra aty andafy,otran we tsy aleo ve samy aty an dafy alo no miaraka e,de zay mamaly de hanoratako manokana,de manantena eeeeeeeeeeeee,serieux za an
novalian'i Fiffi ny 25/05/2006 07:04
2. Fiffi ( 01/05/2006 11:40)
ka enao aza tsy miseho akory ka @ fomba ahoana no hamaliana anao ?
3. colar ( 01/05/2006 11:48)
ka zay mamaly eto ange ry fifi de anoratako manokana de hitany any za avy eo we kay ve i .....,hahhahah
4. colar ( 01/05/2006 11:50)
way le ty e kobo sahady fa hadino n y nanao xxx tssss
5. Fiffi ( 01/05/2006 12:06)
colar: :-D:-D:-D:-D sirika be ve zany ? :-D:-D:-D ka tsy aleo kosa ve zao ? de @ zay tonga de ahazo valiny sa ahoana ? :wink:
6. Fiffi ( 01/05/2006 12:07)
de mazahoa izay hirina kambony !:)
7. diamondra27 ( 01/05/2006 12:18)
io njay colar sy ny vazivaziny.
Ataovy sérieux ho'aho le resakao fa taraiky eo nge enao e! za efa maika ny hanomana ny mariazinareo 2 , hikarakara sakafo, sy ny akanjo mariazy sns...
8. Fiffi ( 01/05/2006 13:57)
ao ry colar mba hataovy resaka sérié hono eh! :-D
9. vale ( 01/05/2006 14:20)
:-D:-Dzah tsy hamaly rah tsy fantatro alo le xxx eh!:lol:
10. Fiffi ( 01/05/2006 14:49)
vale: ndry koh ! :-D:-D ioary izy fa efa diso fa tsy niafina koh! :-D:-D:-D
11. ikalakintina ( 01/05/2006 14:52)
vale colar akia io ono a!, nanadino xxx, milay kosa refa adino otranreny le xxx an!:-D:-D:-D:-D
12. Fiffi ( 01/05/2006 14:58)
13. steeeel ( 01/05/2006 15:00)
fa maninona i colar e?
14. Fiffi ( 01/05/2006 15:04)
mila fitiavana na mitady fitiavana mamiratra izy koh!
15. llalah ( 02/05/2006 06:04)
mandainga io fa io ary eto foana fa mba te hampijabaka ; aza miditra @ zany fa ny fitiavana ve misy mamiratra zany eeeeeeee asakasak'areo zay hanome anazy an'izany aloha fa raha za ;;;;; tsy vita
16. Fiffi ( 02/05/2006 06:10)
tsy misy fanerena io kah! fa samy manao izay tiany tokoa!
17. kally ( 02/05/2006 08:29)
Izaho nanana fitiavana mamiratra be nodiliriko t@ borosy coco mihitsy, tena malama sady mamiratra mampianjera raha tsy mitandrina, fa izany hoe efa nomeko olona ilay izy.:oops: mbola manjelanjelatra be any ilay izy tazako eny @ ilay olona eny ihany .:roll:
18. Fiffi ( 02/05/2006 09:02)
kally: tsara kosa zany an! de tohizo de aza avela hisy hanapentina .
19. mamzelkely ( 02/05/2006 11:02)
aôna zany fitiavana mamiratra zany le mangirana beuu reny veu :lol:
20. Fiffi ( 02/05/2006 11:14)
le mifankatia be angamba io akia an! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3523