fitiavana mamiratra
42. colar
(
04/05/2006 08:16)
ny antsika sy fifi ve zao marina sa vazivazy,ny tsirairay ihany ange no mahalala we serieux zany na we revingadra zany e:-D:-D:-D,sa aona
43. xxx
(
04/05/2006 08:25)
za mahita fa ny sasany amin'zany efa manambady sy miteraka mbola mitady foana nefa hoe serieux... tsss
44. xxx
(
04/05/2006 08:54)
mety efa misy ange kosa ny mananbady sy miteraka nefa hoy ny ohabolana malagasy we zaza fito tsy mahafehy trano e,refa te hande izy de avelao izy ande ko,efa samy lehibe ange e,8O8O8O8O
45. Fiffi
(
05/05/2006 03:57)
colar: ka hataontsika serieux ve sa revingadra aloha eh ? :-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. mamzelkely
(
05/05/2006 06:09)
zah klou sady ts manambady no ts miteraka no ts serieuse eeee:-D:-D
49. mamzelkely
(
05/05/2006 07:27)
xxx ka misy tezitsa be ngeh etsy ambony etsy we misy manambady hono de nefa manao resaka serieu etc etc de mbô milaza azy ny zvt contraire zah ko :°)
51. sasa
(
06/05/2006 04:11)
mamzelkely:
zah klou sady ts manambady no ts miteraka no ts serieuse eeee:-D:-D
za koa mitovy aminjy:-D:-D:-D:-D
53. Fiffi
(
07/05/2006 15:13)
za mahita fa ny sasany amin'zany efa manambady sy miteraka mbola mitady foana nefa hoe serieux... tssssao de i xxx hiany aza io ? :-D:-D:-D:-D sa iza hono zany ?
57. colar
(
08/05/2006 08:54)
fa le xxx ange te hiteny nefa tsy sahy miseho we iza ty miteny ty e,te hitsikera fiainanan ol fotsiny:-D:-D:-D,te hisompatra an lay fitiavana mamiratra angamba :-D:-D:-D,calma fotsiny wa,
59. sasa
(
09/05/2006 03:51)
mamz izay mintsy wa koa :-D:-D:-D:-D
colar d sanatria tsy elah ve io xxx io klé :-D:-D:-D:-D
colar d sanatria tsy elah ve io xxx io klé :-D:-D:-D:-D
60. colar
(
11/05/2006 08:26)
ka tsy azonareo ve le izy e,misy xxx mamaly eo, za tsy manao xxx refa mamaly ka,tssssssss:-D:-D:-D:-D
