Jésus est-il marié?
1. diamondra27
(
01/05/2006 05:30)
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo?
discutons
discutons
répondu par prime le 01/06/2006 12:44
2. diamondra27
(
01/05/2006 05:33)
ito izany aloha no mba hitako ka nanitikitika ny saiko:
Jésus a-t-il pris épouse ? Le Nouveau Testament ne le suppose nullement. Mais, s’il était marié, ce ne serait sûrement pas avec Marie Madeleine, comme le laisse entendre un récent roman à succès.
Jésus a-t-il pris épouse ? Le Nouveau Testament ne le suppose nullement. Mais, s’il était marié, ce ne serait sûrement pas avec Marie Madeleine, comme le laisse entendre un récent roman à succès.
4. hery
(
01/05/2006 06:32)
Nanambady ve i Jodasy? :-)
Tsy hitako izay hivakiana loha amin'izany resaka izany. Raha ohatra ka hoe Andriamanitra ve i Jesoa? Dia mikitika ny finoako tokoa io ka mahaliana ahy.
Tsy hitako izay hivakiana loha amin'izany resaka izany. Raha ohatra ka hoe Andriamanitra ve i Jesoa? Dia mikitika ny finoako tokoa io ka mahaliana ahy.
5. Fiffi
(
01/05/2006 06:49)
hery: marina io nolazainao io , zah koa aloha dia tsy hamaky loha loatra amin'io.
Fa nanitikitika sy mahavakin'ny lohan'ny nandefa ny dinika angamba ny anton'ny nametrahany io fanontaniana io. Nefa na izany aza dia hoe
« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »
Fa nanitikitika sy mahavakin'ny lohan'ny nandefa ny dinika angamba ny anton'ny nametrahany io fanontaniana io. Nefa na izany aza dia hoe
Jésus a-t-il pris épouse ? Le Nouveau Testament ne le suppose nullement.de rehefa io no voalaza ao ka tsy hitako aloha izay hamakiana loha amin'io.
comme le laisse entendre un récent roman à succès.tsy misy afats'ity no azo hamaliana an'io: Ny Baiboly
« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »
6. mamy23
(
01/05/2006 08:51)
Marina ny voalaza. Kely raha atoa na tsisy asa mihitsy. Ny finoana no tokony hanafisina fa tsy lany andro @ adihevitra tsy hitondra vokatsoa. Hoy ny fitenenana : "Tsa ny raha atao no atao fa ny aza ny lelako ro atao bonbon"
8. manantsoa
(
01/05/2006 10:56)
Toy ny hevitry ny maro aminareo dia trotra no avaly an'i diamondra : ny finoanao azy hamafisina raha mino azy ianao.
Sanatria hisy fanovàna azo atao ve amin' ireny baiboly ireny raha ENY na TSIA no valiny .
Sanatria hisy fanovàna azo atao ve amin' ireny baiboly ireny raha ENY na TSIA no valiny .
9. Fiffi
(
01/05/2006 11:12)
Sanatria hisy fanovàna azo atao ve amin' ireny baiboly ireny raha ENY na TSIA no valiny .ireny Baiboly ireny ? ny Baiboly dia tokana hiany ho an'ny Kristianina.
Ny Baiboly
« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »
10. vale
(
01/05/2006 11:20)
ssss, tsy hitako izay hi"discuter"-na ny @ io aloha satria toa karazan'ilay resaka t@ Da Vinci code iry ihany io! maha:twisted:beuuu!
11. diamondra27
(
01/05/2006 11:36)
misaotra anareo izay namaly aloha.
Marina tokoa izany fa tsy tokony hiasàna loha ny hoe: Jesosy ve nanambady sa tsia
kanefa @ maha mpitory ny filazantsara na @ maha-olona kristiana ny tena amiko dia: ilaina ny mahalala sy mahafantatra izay tokony hamaliana ny olona izay mametraka io fanontaniana io fa tsy valiana borainginy.
Hatr@izao aloha dia mbola tsy naheno ny momba an'io aho fa araka ny tenin'i fiffi dia hoe: ao @ Baiboly ihany no valiny=========> eo mihitsy isika izao fa aleo aloha hanao fikarohana kely.

12. diamondra27
(
01/05/2006 11:38)
jereo eto http://www.reforme.net/archive/article.php?num=3153&ref=1061
13. Fiffi
(
01/05/2006 11:59)
« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »
14. dadabe
(
01/05/2006 12:43)
Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 01-05-2006 16:59:51hummm ny fandinihako azy dia manatsatso ilay nametraka ny loha hevitra na i Fiffi na i hery , na i vale , izy anie ka nilaza hoe discutons , izany hoe aza tonga dia omenareo ny hafatra mafonja be kosa i diamondra e:evil:
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
« Ny Baiboly Masina, fitambaran'ny Testamenta Taloha sy ny Testamenta Vaovao, tenin'Andriamanitra, no tokana ahitana ny fahamarinana sady marina, ary fototry ny fiainana kristianina. »
iZao ary no lazaiko anao , voasoratra ao anaty baiboly ny hoe mahatsiarova ny andro sabata (asabotsy )hanamasinana azy ...sabatan'i Jehovah ny andro fahafito ...
manaja io andro asabotsy , araka ny voalazan'ny baiboly masina ve i Fiffi ???:-w:-w
15. Fiffi
(
01/05/2006 12:53)
dadabe: fa inona kay no idiran'ny sujet @ io ? ny resaka anie dia ny hoe hita anaty Baiboly ve ny lohahevitra ? dia rehefa tsy hita ao anaty Baiboly fa hita anaty boky hafa sady hoe roman à succès de ahoana izany ?
Tsy hoe manome hafatra mafonja be ho an'i diamondra anie ry dadabe an! fa mba harao kosa izay volaza hatramin'ny voalohany eh! Roman à seccés ve dia andeha hinoana kosa satria voalaza tao hoe "manambady ve Jesoa" ?

16. dadabe
(
01/05/2006 13:03)
de somary asina resaka kely fa tsy avy hatrany de tsatsoment be tahaka ny ataon'i hery io , de indry koa anie nanisy sira e :°)
17. Fiffi
(
01/05/2006 13:08)
dadabe: ka efa miresaka zao koh! hoy diamondra hoe :Hatr@izao aloha dia mbola tsy naheno ny momba an'io aho fa araka ny tenin'i fiffi dia hoe: ao @ Baiboly ihany no valiny=========> eo mihitsy isika izao fa aleo aloha hanao fikarohana kely.
io ve akia de tsy mazava kosa ?
io ve akia de tsy mazava kosa ?
19. vale
(
01/05/2006 14:29)
dadabe> zah tsy nanatsatso an'i diam @ io valinteny io, fa enao ngamba ts mahazo ny tiko lazaina? efa mba naheno resaka momba an'io aho ary ilay boky misy ny Da Vinci code io koa dia manambara (mitovitovy) @ io voalazan'i diam io, rah tsy io aza lay roman à succès tiany lazaina :roll:, donky rah azonao tsara nge zany dia contre an'le lohevitra aho eh!!8O
20. vale
(
01/05/2006 14:35)
dadabe> zao ary mba hampazavazava koko azy > maha:twisted: be ahy io resaka io, dia izay ny ahy ny mba fahitako azy, fa raha ny hiady hevitra aloha tsy ilaiko akory satria "amiko" dia Jesoa tsy nanambady zany!sssss (jereo tsara fa ny lohevitra foana io mbola toheriko io!! fa st iza na iza akory!!!! :x)