Jésus est-il marié?
62. marozevo
(
05/05/2006 22:44)
Tsy nafenina ka !.. Mba vakio kely ange ao amin'ny Efezianina toko faha 5 eh.
64. harilova
(
06/05/2006 07:52)
Andriamanitra o!
Mponin'ny lanitra i Jesosy ka nolazainy fa any tsy misy mpampiakatra sy ampakarina (matio 22,23-32)
any an-danitra any, ka ahoana indray? iza no hokarakarainy ho vadiana eo!

66. diamondra27
(
07/05/2006 22:49)
LIOKA 23: 34
Ary hoy Jesosy : Raiko ô, mamelà ny helony fa tsy fantany izay ataony.

67. diamondra27
(
07/05/2006 22:53)
harilova: aza manonona ny anaran'Atra fahatany hono
(didy faha-4 ao @ didy 10 io) sa kosa hoe:vavaka io?

69. marozevo
(
08/05/2006 14:39)
Mandehana amin'ny fitiavcana tahaka an'i Kristy.
Ianareo lehilahy tiava ny vadinareo tahaka ny itiavan'i Kristy ny Fiangonana sy ahafoizany tena ho azy.
Ianareo vehivavy, maneké ny vadinareo, tahaka ny anekena an'i Kristy, fa ny lahy no lohan'ny vavy tahaka an'i Kristy lohan'ny Fiangonana.
Zava-dehibe no lazaiko amin'izany, dia mankamin'i Kristy sy ny Fiangonana no lazaiko.
Tsy misy teniko marozevo ireo ambony ireo fa ao amin'ny Baiboly daholo (Efez 5,...)

70. Achia
(
08/05/2006 19:05)
harilova:
Andriamanitra o!
Mponin'ny lanitra i Jesosy ka nolazainy fa any tsy misy mpampiakatra sy ampakarina (matio 22,23-32)
any an-danitra any, ka ahoana indray? iza no hokarakarainy ho vadiana eo!
Raiso ara nofo daholo io baiboly io de mazava @ nao e
73. marozevo
(
11/05/2006 08:14)
Inona tokoa moa no tokony ho azo amin'izany ?
Misy amintsika manko mandray ara-nopfo fotsiny izay voalazan'ny baiboly. Izay no fahazahoako io tenin'i Achia eo ambony io. (Raha sendra tsy izay no hevitrao, Achia, dia azafady indrindra). Fa raha izay kosa dia amafisiko fotsiny hoe raha raisina ara-nofo fotsiny izay lazain'ny Baiboly, dia tsy hisy afa-tsy ara-nofo koa no vokany.

74. Zina
(
11/05/2006 17:20)
N'écoutez pas n'importe qui ! Bob Budford était déjà un producteur de télévision respecté et influent quand il eut l'impression que Dieu l'appelait à travailler pour Lui. Bob et sa femme Linda rendirent visite à un conseiller spirituel qui les aida à clarifier l'appel de Dieu et la direction que Celui-ci leur indiquait
il faut seulement ecouter Dieu
il faut seulement ecouter Dieu
75. diamondra27
(
11/05/2006 18:38)
hay ve e!
ka anjaran'ny tsirairay no mahalala izay fantany fa mety hampitombo ny finoany fa tsara kosa ny mahalala ny zavatra hafa ka!

76. dadabe
(
13/05/2006 02:18)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 08-05-2006 19:39:58
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
Mandehana amin'ny fitiavcana tahaka an'i Kristy.
Ianareo lehilahy tiava ny vadinareo tahaka ny itiavan'i Kristy ny Fiangonana sy ahafoizany tena ho azy.
Ianareo vehivavy, maneké ny vadinareo, tahaka ny anekena an'i Kristy, fa ny lahy no lohan'ny vavy tahaka an'i Kristy lohan'ny Fiangonana.
Zava-dehibe no lazaiko amin'izany, dia mankamin'i Kristy sy ny Fiangonana no lazaiko.
marina io d izao izany no azoko ambara
ara paminaniana
vehivavy =fiangonana
lehilahy =Kristy
==>ny lehilahy mampakatra ny vehivavy ho vadiny =Kristy mampakatra ny fiangonana ho vadiny
fanotaniana : iza ary io fiangonana voalaza eto io ?:-w:-w
77. Achia
(
13/05/2006 04:59)
marozevo:
Inona tokoa moa no tokony ho azo amin'izany ?
Misy amintsika manko mandray ara-nopfo fotsiny izay voalazan'ny baiboly. Izay no fahazahoako io tenin'i Achia eo ambony io. (Raha sendra tsy izay no hevitrao, Achia, dia azafady indrindra). Fa raha izay kosa dia amafisiko fotsiny hoe raha raisina ara-nofo fotsiny izay lazain'ny Baiboly, dia tsy hisy afa-tsy ara-nofo koa no vokany.
Tena zay mitsy no tiako hambara Marozevo a io i Dadbare manao fanazavana fohifohy io ny moba ny vhv e
78. marozevo
(
14/05/2006 21:18)
dadabe:
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 08-05-2006 19:39:58
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
Mandehana amin'ny fitiavcana tahaka an'i Kristy.
Ianareo lehilahy tiava ny vadinareo tahaka ny itiavan'i Kristy ny Fiangonana sy ahafoizany tena ho azy.
Ianareo vehivavy, maneké ny vadinareo, tahaka ny anekena an'i Kristy, fa ny lahy no lohan'ny vavy tahaka an'i Kristy lohan'ny Fiangonana.
Zava-dehibe no lazaiko amin'izany, dia mankamin'i Kristy sy ny Fiangonana no lazaiko.
Dia hoy i Hantatiana hoe :
Iza ihany no ho any an-danitra any f'sika samy milaza ho manana ny marina?
raha ny finoana izay misy eto an-tany no isaina, iza amin'ireo no manantena hakarina.
(...)
Jesoa no làlana fahamarinana ary fiainana ka tsy misy afa-mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany ihany.
Dia fintiniko hoe :
Raha hiady ritra sy hiady fo ho tompon'ny marina ny olona dia ho sarotra ihany ny hiditra amin'ilay fampanantenana. Tsara ho antsika ny mifankatia sy mifanoro hevitra, ary mifanampy, fa izay no porofom-pifankatiavana lehibe indrindra.
Samia fotsiny miaina tsara ny finoany sy manaja ny finoan'ny hafa.
marina io d izao izany no azoko ambara
ara paminaniana
vehivavy =fiangonana
lehilahy =Kristy
==>ny lehilahy mampakatra ny vehivavy ho vadiny =Kristy mampakatra ny fiangonana ho vadiny
fanotaniana : iza ary io fiangonana voalaza eto io ?:-w:-w
79. marozevo
(
14/05/2006 21:22)
Oay !!... nisy zavatra be dia be nosoratako niaraka amin'io quote io dia tsy hita izay nanjavonany.
Tsy manana herim-po hamerina azy aho aloha anio fa amin'ny manaraka.
Dia naveriko novakiana indray, ka hay ao ihany ilay nosoratako fa nifangaro voraka be ilay izy. Ezahiko halamina etsy ambany raha mety.
Ity izany no tena izy ry dadabe ah... valin'ilay anao ao ambony ao :
Dia hoy i Hantatiana hoe :
Iza ihany no ho any an-danitra any f'sika samy milaza ho manana ny marina?
raha ny finoana izay misy eto an-tany no isaina, iza amin'ireo no manantena hakarina.
(...)
Jesoa no làlana fahamarinana ary fiainana ka tsy misy afa-mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany ihany.
Dia fintiniko hoe :
Raha hiady ritra sy hiady fo ho tompon'ny marina ny olona dia ho sarotra ihany ny hiditra amin'ilay fampanantenana. Tsara ho antsika ny mifankatia sy mifanoro hevitra, ary mifanampy, fa izay no porofom-pifankatiavana lehibe indrindra.
Samia fotsiny miaina tsara ny finoany sy manaja ny finoan'ny hafa.
Tsy manana herim-po hamerina azy aho aloha anio fa amin'ny manaraka.
Dia naveriko novakiana indray, ka hay ao ihany ilay nosoratako fa nifangaro voraka be ilay izy. Ezahiko halamina etsy ambany raha mety.
Ity izany no tena izy ry dadabe ah... valin'ilay anao ao ambony ao :
Dia hoy i Hantatiana hoe :
Iza ihany no ho any an-danitra any f'sika samy milaza ho manana ny marina?
raha ny finoana izay misy eto an-tany no isaina, iza amin'ireo no manantena hakarina.
(...)
Jesoa no làlana fahamarinana ary fiainana ka tsy misy afa-mankany amin'ny Ray afa-tsy amin'ny alalany ihany.
Dia fintiniko hoe :
Raha hiady ritra sy hiady fo ho tompon'ny marina ny olona dia ho sarotra ihany ny hiditra amin'ilay fampanantenana. Tsara ho antsika ny mifankatia sy mifanoro hevitra, ary mifanampy, fa izay no porofom-pifankatiavana lehibe indrindra.
Samia fotsiny miaina tsara ny finoany sy manaja ny finoan'ny hafa.
80. diamondra27
(
15/05/2006 04:47)
isika no andrasan'i Kristy dia izay olomboafidiny sy manaraka ny didy