Jésus est-il marié?

41. diamondra27 ( 02/05/2006 19:40)
vale: de ahoana hoa le izy ? njy koa akia manao suspens be an! za mbola tsy nahita fa vao nametrahan'olona question fotsiny oe: fa Jesosy ve manambady sa tsia ?
de zao eto zao
de miandry anjy zany an! inona no lazainy ao?
42. marozevo ( 02/05/2006 21:52)
diamondra27 > Hoy ianao eo ambony eo :
izaho manokana koa aloha dia tsy mankasitraka io loha-hevitra io sady gagagaga ihany raha vao naheno sy nahita ilay fanontaniana .

Fa iza ary no nanokatra ity loha hevitra ity eh

Efa nisy nahita film tokoa moa izany. Fa oviana moa ny teknolojia momba ny film ary oviana i Jesoa no teto an-tany ? Ny Evanjely aza 30 na 40 na 60 taona taorian'i Kristy mbola be no tsy mino ny fahamarinany, ko maika fa izay film 2000 taona taty aoriana.

"Toy ny ampakarina ny Fiangonana,
miantso an'i Kristy ilay Mpampakatra"

"Inty tamy ny Mpampakatra, mitsangana ianareo hitsena Azy".... Tandremo sao dia tonga Izy vao hitady mpivarotra solika.
43. diamondra27 ( 02/05/2006 22:17)
marozevo: za ihany no nanokatra io dinika io

efa nolazaiko etsy ambony nge ny antony e! ary tsy mamaky tsara nge enao izany e!

manokatra hevitra tsy midika fa hoe: d'accord @ le hevitra.

de izay no antony angatahiko oe discutons

za koa mbola tsy nahita le film, fa mbola hikaroka ho'aho 'za de hilaza aminareo eto ihany refa misy vaovao.

Fa ze manakambara de mitenena mamoka ny hevitra
44. marozevo ( 02/05/2006 23:22)
Dia inona izany no milazan'i diamondra fa "gagagaga ihany raha vao naheno sy nahita ilay fanontaniana".

Za kosa aloha tsy afaka hamerina hamaky zavatra egfa lava be io eh... azafady .
45. dadabe ( 03/05/2006 00:19)
tsssss zay indray marozevo fa hanasaronjavatra :°)
46. diamondra27 ( 03/05/2006 05:18)

marozevo=======>resumé

za mbola tsy nahita na naheno ilay film t@za nanokatra ity dinika ity.======>gagagaga nahenosy rehefa nametrahan'olona fanontaniana

Rehefa nikaroka teto @ internet sy nankato ny tenin'i Vale dia nahita ity

www.topchretien.com
Dia jereo eo @ à droite, de klik sur


Jésus et le Da Vinci Code : Une prédication audio de Philippe Joret

dia henoy raha azonao atao.

Dia lazao ny hevitrao avy eo
47. diamondra27 ( 03/05/2006 06:49)
mikaroka fotsiny 'za io izao an! fa tsy hoe:"pour"

http://www.davincicode-lefilm.fr/

48. ravatorano ( 03/05/2006 07:23)
za aloha mino mafy fa tsy nanambady Jesoa za koa anefa efa nahita film nahavaky boky milaza fa nanambady niteraka i Jesoa !
zany we amiko d tsy afaka midiskity an izay ah satria izy amiko tsy aveky vady zany maitsiny d zay ihany, tonga nofo tokoa izy tety fa tsy hoe tratran ny fahalavoan ny nofo !
49. dadabe ( 03/05/2006 07:42)
humm tsy ratsy le vokabilera ravato aa:°)
50. ndrena ( 03/05/2006 10:16)
Fehiny:tsy nanambady Jesosy fa manana fofombady dia ny mpino izay ampiakariny tsy ho ela.Amen
51. mandalo ( 03/05/2006 20:23)
asa raha mba efa hitanareo ny valintenin'i Petera raha nanontanian'i Jesosy izy: "heverinareo ho Iza moa Aho?"
Raha ianareo no asaina mamaly ny fanontaniana dia inoako fa raha kristiana marina ianareo dia mitovy famaly amin'i Petera;
ny mahagaga anefa dia mbola mipetraka ihany ny fanontaniana toy ity dinihana eto ity; tsy fahalalana an'i Jesosy ve sa fiheverana Azy ho olona fa tsy Andriamanitra?
raha tsy Andriamanitra i Jesosy dia fijerin'olombelona sy faminavinana ataon'ny olombelona no fomba analyser-na ny zavamisy; saingy Andriamanitra Izy ary ny baiboly anie ni hanambarany ny tenany amintsika fa tsy hohaintsika mandrakizay ny momba Azy e!
koa aza avela hanjaka amin'itony sehatra itony ny fanontaniana miteny ratsy ilay mpamonjintsika .
mazava ny lazain'ny baiboly momba azy ireny .vakio tsara 1 Jean 2: 18-27)
52. marozevo ( 03/05/2006 22:32)
mandalo > Marina ny voalazanao, saingy aza adino fa mitady izay fomba rehetra "handrombahana" izay mbola tsy azony ny devoly.

dadabe > Fa manasaro-javatra ahoana indray ary, hono, i marozevo ?

53. dadabe ( 04/05/2006 01:40)
:°):°):°)
54. diamondra27 ( 04/05/2006 04:55)
ka raha misy olona tsy mpino izany ve dia tsy tokony omena valiny izy fa avela hijanona @ tsy fahalàlany eo?

Samy tsy mpino daholo isika no tonga mpino ; noho izany dia mba miezaka aho mitady hevitra ahazoako au moins mi-discuter avec la personne en question

Fantaro fa tsy ho antsika izay mahalala an'Andriamanitra ihany ny dinika fa be ny olona mandalo eto na dia tsy manoratra aza izy; na mpino na tsy mpino izany. Tsy misy resaka fitaritana @ finoana mihitsy eto ; ary tsy azo atao izany fa LIBRE ny fanantonana an'Andriamanitra , TSY AZO TERENA

Rélation personnelle ny fanekena ny Tompo,ny famonjena; ary tsy miankina @ olombalona velively fa asan'Atra izany. Ny antsika de manatanteraka ny teniny hoe mankanesa @ izao tontolo izao ary mitoria ny filazantsara @ olombelona rehetra .... hatr@ faran'ny tany
55. ndrena ( 04/05/2006 10:04)
Ao ihany ve ny lohahevitra @ izao resaka izao e
56. marozevo ( 04/05/2006 14:16)
Ka nisy nandalo dia nanova ny loha hevitra kooo...

Fa hono ho'aho ry zareo ! Azo enregistrena ve ilay toritenin'i Philippe Joret eo amin'ilay "jerena eto" ao ambony ao. Raha mety dia ahoana ny fanaovana azy. Mba atoroy fa dèbutant eh !
57. diamondra27 ( 05/05/2006 05:35)
marozevo: manorata ao e! tsy manana mail ve ry zareo?
58. dadabe ( 05/05/2006 10:01)
:roll::roll:
59. Mifenty ( 05/05/2006 10:09)


i jesus chhrist super star tena manambady
60. dadabe ( 05/05/2006 10:12)
:^):^):^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.044