Jésus est-il marié?

21. dadabe ( 01/05/2006 14:35)
:roll::roll::roll: efa antitra ve zah de tsy mahazo resaka e :roll::roll:
22. vale ( 01/05/2006 15:03)
asa :x? f'angah ny fazoana resaka ry dadabe misy taona ko?:-D
23. sonwin ( 01/05/2006 16:41)
dadabe> antony hafa no nahatonga an'ialahy tsy nahazo resaka teto :-D
24. Fiffi ( 01/05/2006 18:33)
vale: possible io kah! satria ohatra hoe efa somary sy mahita loatra ny maso , na tsy dia maheno loatra .
25. diamondra27 ( 01/05/2006 18:55)


ka tsara ange ho an'izay mahalala mba hanambara oe: araka ny baiboly de voalaza fa tsy nanambady i Jesosy, de izay no andrasana
26. diamondra27 ( 01/05/2006 18:57)
vae: njy zao efa namaky le boky de tokony hizara aminay oe: inona no voalazany ao mba ahazoanay miombokevitra aminjy
27. marozevo ( 01/05/2006 21:41)
Misy zavatra iray tena lehibe ao ambadik'ity resaka ity, asa na tsapantsika :
Efa tsy nahomby ny fanenjehana fivavahana mivantana; Efa tsy nahomby ny communisme sy ny matérialisme athée; Efa tsy nahomby ny laicisme. Tsy nahomby ireny rehetra ireny, ka fomba hafa mitady hahomby no ampiasain'ny mpanenjika fivavahana ankehitriny. "Tantara somary mitafitafy fahamarinana nefa mifono fanenjehana lozan-tany : Arguments pseudo-philosophiques, Romans, film, projection na publicité sns...". Ny tanjony dia ny hanova ny zanak'atidoha (Hypotalamus) ho tsy hiraharaha intsony ny fisian'ny zava-masina (Desacralisation).
Indrisy fa be dia be ny olona ankehitriny no tafiditra anatin'ny vovony.
28. Vaika ( 01/05/2006 23:03)
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo?
Efa nahare tokoa fa tsy misy soratra hatramin'izao manamarina io mariazy io !

Diams : Tsy azo hadino fa Da Vinci Code dia tantara noforonin'i Dan Brown ! Marina fa misy zava-nisy (Evangile de Philippe, io indray ilay apocryphe e !) natsofitsofiny tao fa aoka isika tsy ho voafitaka.
Ny tena marina dia tsy ilay mariazy no tena olana fa ity : (105) "Il y a le fils de l'homme et il y a le fils du fils de l'homme. Le Seigneur est le fils de l'homme et le fils du fils de l'homme est celui qui a été fait par le fils de l'homme. Le fils de l'homme a reçu de Dieu le pouvoir de créer et aussi la possibilité d'engendrer". (106)"...celui qui crée, crée visiblement, mais celui qui engendre, engendre ses enfants dans le secret." (Evangile de Philippe).
Marihina eto fa samy mahalala ny halalin'ny finoany ny tsirairay avy. Tsy misy ny fifanitsakitsahana na fifanenjehana fa ady hevitra miaro fifanajana.
29. marozevo ( 01/05/2006 23:31)
Dia io hita io izany misy texte kely atolotr'i vaika araka ny lecture nataony. Dia ahoana ny fandraisantsika an'io ? Ny ahy manokana dia tokana ny hevitro : Io efa lazaiko eo ambony io.
30. Fiffi ( 02/05/2006 04:49)
"Tantara somary mitafitafy fahamarinana nefa mifono fanenjehana lozan-tany : Arguments pseudo-philosophiques, Romans, film, projection na publicité sns...". Ny tanjony dia ny hanova ny zanak'atidoha (Hypotalamus) ho tsy hiraharaha intsony ny fisian'ny zava-masina (Desacralisation).
marina dia marina io ! ary raha toa ka mandinika tsara dia voalaza ao zany hoe "évangile selon Philippe" de hanatena ny mpanoratra fa mi-se baser @ evangeliste izy ka andeha hino izay zavatra lazainy ao ny olona. Saingy ho diso fanantenana ao izy satria tsy ho azony rebirebena moramora tahak'izany ny Kristianina.
"Le Père n'a été fait par personne et il n'est ni créé ni engendré ; le Fils n'est issu que du Père, il n'est ni fait, ni créé, mais engendré ; le Saint-Esprit vient du Père et du Fils, il n'est ni fait, ni créé, ni engendré, mais il procède. Il n'y a donc qu'un Père."
31. dadabe ( 02/05/2006 06:13)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 01-05-2006 21:41:34
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
dadabe> antony hafa no nahatonga an'ialahy tsy nahazo resaka teto
Miverina ery ambony


kopy elha a :wink:

Mpandefa : vale [ Valio ] 01-05-2006 20:03:12
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
asa ? f'angah ny fazoana resaka ry dadabe misy taona ko?

yee tena misy ka , sady ho anay betsileo mila manao solomaso rehefa mahazoazo taona zay,de efa hitako t@ fahita lavitra ihany koa io DE VINCI CODE io vao haingana mihitsy

Fiffi > zay vao milay le valiteny

marozevo >humm marina io voalazanao io :roll:
32. diamondra27 ( 02/05/2006 08:27)
Marozevo : izaho manokana koa aloha dia tsy mankasitraka io loha-hevitra io sady gagagaga ihany raha vao naheno sy nahita ilay fanontaniana .

Jesosy amiko dia ZANAK'ANDRIAMANITRA tonga NOFO teto antany mba hamonjy antsika. Tsy nanambady satria Andriamanitra milaza aza fa eo:
izay tsy manambady dia aza mitady ...I kort 7:27
Fa katsaho aloha ny fanjakàny sy ny fahamarinany...
Ka ny nahatongavany teto antany dia tsy hoe: hanambady fa hampiavana antsika amin'Andriamanitra hanohy ilay hantsana mampisaraka antsika Aminy

33. Achia ( 02/05/2006 09:22)
I JSOSY ve ? tena manambady tokoa izy ry namako o! :°)
34. Fiffi ( 02/05/2006 10:01)
JSOSY ?

Achia: nga tsy namaky ny dinika hatramin'ny voalohany ?
35. dadabe ( 02/05/2006 12:55)
Mpandefa : Achia [ Valio ] 02-05-2006 14:22:06
Lohateny : Re : Jésus est-il marié?
I JSOSY ve ? tena manambady tokoa izy ry namako o!

yee JSOSY manambady fa JESOSY toa tsy manambady raha tsy diso aho :°)
36. ndrena ( 02/05/2006 15:32)
Handray fitenenana kely fotsiny aho ka.Ny baiboly aloha dia manambara fa manana fofombady Jesosy.Fofombady no voalaza ao fa tsy vady an!ary voalaza fa marobe ny fofombadin'i Jesosy hampiakariny @ izay andro izay.Meteza mba ho anisa ny ianao e!Resaka ara-panahy io fa tsy ara-nofo an!Aleoi hazava ny resaka
37. Zina ( 02/05/2006 18:10)
aiza koa ny toko sy andiny misy an'izany. Tsy nanambady i Kristy ary avelao @ izay. Tapitra.
38. Fiffi ( 02/05/2006 18:16)
Tapitra.
39. diamondra27 ( 02/05/2006 18:40)
ndrena: marina io ka, ao anaty baiboly no misy an'io
de zay olona mety sy manaiky azy no atao hoe: fofombady
40. cutie ( 02/05/2006 19:32)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 01-05-2006 10:30:42
Lohateny : Jésus est-il marié?
Mba efa naheno io fanontaniana io ve 'nareo?
discutons

tsy efa naheno fa efa nahita t@ film :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486