Mpano-tsaina vazaha

1. rabaradaka ( 30/04/2006 07:17)
Hono hoy aho, tamin'ny fitondran'Itpkl Tsiranana ve nisy mpanolo-tsaina vazaha nafarana ?
novalian'i fijo ny 05/05/2006 19:44
2. Fiffi ( 30/04/2006 08:58)
mpanolo-tsaina ahoana izany ? @ inona ?
3. gasypantin ( 30/04/2006 09:04)
tsy mahatoky ny gasy intsony ra8 e!
4. ainga ( 30/04/2006 11:11)
Oay ! \"tsy nisy afa-tsy frantsay\" ny conseillers (mpanolo-tsaina)nanodidina an\'i Tsiranana sy ireo tany @ ministera isan\'isany. Inona tokoa moa no mahagaga amin\'izany : matetika no antsoina hoe fitondrana neo-kôlonialy ny fitondran\'i Tsiranana, ary hita izany teo amin\'ny lafim-piainana rehetra, ara-rafitra, ara-kolo-tsaina, ara-toekarena, eo @ fampianarana sns sns... Nanjakan\'ny Frantsay tanteraka ny sehatra rehetra : nadika avy tamin-drizareo daholo na ny lalàna, na ny rafi-pitondrana, na ny programa @ fampianarana. Mody natao hoe fanampiana antsika ny fitoeran\'ireo mpanolo-tsaina ireo. Marina kosa aloha fa tsy ampy isa ny teknisiana teratany na koa noheverina fa tsy mahavita, na tsy azo antoka. Ny tena tiana soritana anefa diany hoe : ny FANJAKANA frantsay no nametraka ireo conseillers sy teknisiana ireo, ary ny fanjakana malagasy kosa izay natao hoe \"mahaleotena\" anefa dia natao anaiky fotsiny ! Ao anatin\'ny fifanarahana malagasy-frantsay io (ilay antsoina hoe accords de coopération). Ny tsara ho fantarina dia ny hoe misy sehatra tahaka ny varotra, ny économie ny finances, ny fampianarana ary ny fiarovana dia NY FANJAKANA FRANTSAY ihany no \"partenaire\". Ny Gal Bocchino no tena nalaza tao ambadik\'i Tsiranana tao).
Mbà tsy hahalava loatra ny resaka dia aoka ho tsorina hoe conseillers imposés ireo noho ny zava-nisy tamin\'izany andro izany (zava-nisy : tena ambany elatry lafrantsa tanteraka i M/skara).

Raha oharina @ izao fotoana izao kosa dia azo apetraka ny fanontaniana: Noho ny finiavan\'ny Filoha sy ny fitondrana ve sa imposés ny antony isian\'ireo conseillers manampy azy ireo ? (zava-misy @ izao fotoana izao : mahaleotena KOKOA ny fanjakana malagasy ).
AO anatin\'ireo voalazako ireo ihany no valiny.
5. fijo ( 30/04/2006 17:15)
tena feno mpanolo tsaina frantsay tao mada fony tsiranana,ary aza hadino,fa ny banky foibe tamin'izany fotoana izany dia ny banky foibe frantsay.ny toekaren tsika tamin'izany dia ny frantsay no nitantana azy.
ka aza gaga fa zavatra efa niainana daholo izany e.na tamin'ny andron'ingahy radidi aza anie be ny frantsay mpanolo tsaina tao e.
6. Lejim ( 30/04/2006 17:20)
Zah koa mba te hanontany,
1- Maninona ny vazaha no atao conseiller? Tsy ho lasa mpikatsaka ny tombon-tsoan'ny fireneny indray ve ireo, raha ohatra ka manangana fiaraha-miasa @ ilay firenena niaviany ny fanjakana Malagasy?

2- Tsy maintsy ho ambony be izao ny karaman'izy ireo, au moins mitovy @ karama raisiny any @ tany niaviany. Kanefa aiza ho aiza ny firenentsika izao, raha compare-na ny zava-bita sy ny vola mivoaka ikaramana ireo conseiller vahiny ireo?

3- Raha hampandroso an'i Madagasikara dia tsy maintsy ilana olona mahay sy mahafehy tsara an'i Madagasikara. Mahalala tsara an'i Madagasikara ve ireo vahiny ireo. Raha eny, aiza ho aiza izany fahalalany izany raha compare-na @ manam-pahaizana tera-tany Malagasy.

Ny tena tiako anontaniana dia ny hoe: Ilaintsika ve ireo conseiller vahiny ireo?
7. fijo ( 30/04/2006 17:28)
lejim,ny mpanolotsaina vahiny any mada dia tsy mada no mandoa ny karamany.fantatro tsara izay ka sahiko lazaina.

ny hiombonako hevitra amin'i lejim kosa,dia ilay hoe mila olona mahalala tsara ny fiaraha monina sy ny fisainana gasy vao hafaka hampandroso an'ny mada.

saingy le mpanolotsaina anie dia toa izao no fiasany e.
rehefa misy zavtra iray,dinihana,dia maneho ny vahaolana noraisina izy ,fony nitranga tany aminy ilay zavatra.
raha zavatra tsy mbola nitranga tany moa dia maneho hevitra izy hoe raha izao ve tsy mety ahavaha izay olana izay,fa tsy izy mihintsy no handray fanapahan kevitra farany.
8. Lejim ( 30/04/2006 18:39)
fijo, raha tsy ny fanjakana Malagasy indray moa no mandoa an'ireny dia tsy koa e, fa saingy tsy haiko indray izany!
9. Fiffi ( 01/05/2006 03:35)
fa tsy M/car hiany no manao an'izany @ fangalana mpanolontsaina , ny USA hiany zao no tsy fantatro raha manao an'io na tsia . Ilay izy koa anie ohtran'ny hoe fanampiana eh! fa tsy ry zareo velively no manapaka sy mandidy fa tahakan'ny hoe manome hevitra fotsiny hiany an!
10. LazaRandri ( 01/05/2006 03:53)
Aza atao ho olana izany rankizy a!
Ny ahy izao tsy Gasy ny conseillere speciale-ko dia inona ny olanareo? sigh! sigh! hahaha!
11. Fiffi ( 01/05/2006 04:21)
12. LazaRandri ( 01/05/2006 04:27)
marina zany Fiffi a! Sady manao cummul de fonction nefa mandeha tsara tsy misy olana: conseillere speciale, tresoriere, saofera,... etc... hahaha!
13. manantsoa ( 01/05/2006 07:47)
Amin'izao fotoana izao mpanolon-tsaina no vazaha fa nisy fotoana tena minisitra mihitsy no vazaha :
Rakotovazaha , Rakotovahiny ,.... e.
14. ainga ( 01/05/2006 09:53)
:P hahaha ry manantsoa manantsaina.
Dia ahoana hoy ny zanaky ny filohan\'ny antoko Vonjy Razanabahiny ? Nefa moa, ny t@ andron\'i Tsiranana no resaka : tena nisy tokoa minisitra iray fotsy : Albert Lechat ! Pisodia tokoa no nanjaka t@ izany ka ileio dia piso hatr@ anarany d\'origine :P. Double nationalité, ka maninona moa, saingy tsy nahay niteny gasy ileio e !:evil:
15. Lejim ( 01/05/2006 14:03)
Fiffi> Ny atahorako dia, hanoro hevitra ihany izy fa hevitra vilam-bava no arosony satria izy tsy mahalala an'i Madagasikara akory, na mikatsaka ny tombotsoan'ny firenena niaviany fa tsy ny an'i Madagagasikara. Dia mbola tsy olana koa ve izany!?
16. manantsoa ( 01/05/2006 14:52)
ka na vazaha na gasy rehefa ho ratsy dia ratsy e.
Tany etazonia firifiry no mpitondra tany milaza fa voafahan-dalitry ny mpanolo-tsainy. Farany izao ahoana ny tatitra voarain ' io filoha io tamin' ireo mpanolo-tsainy sns... mikasika ny armes atomiques tao Irak ???
17. xxx ( 01/05/2006 15:01)
aleo ihany vazaha fa tsy maizina e
18. fijo ( 04/05/2006 20:02)
efa nisy tokoa minisitra vazaha taloha tany amintsika.
za aloha tsy dia momba loatra izay hevitra izay e.fa raha le mpanolotsaina tsy dia maninona ,fa mijanona ho mpanolotsaina izy.
19. Stone ( 05/05/2006 18:27)
Rabaradaka, nisy ministre sy SG vazaha ary DG maromaro mihitsy t@ andro'i Tsiranana, fa tsy vitan'ny conseillers akory.
Ohatra vistisitsy:
-Lechat (Ministre), Bocchino (Commandant de la gendarmerie nationale malagasy), Soucadaux (Ministre) ireo aloha no tadidiko fa mbola nisy maromaro.
20. fijo ( 05/05/2006 19:44)
ka ny olana dia maro ny zandry aty aoriana no tsy maharakka ny tantara
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0853