ahoana ny tena fanaovana crème chantilly maison

1. miantra ( 27/04/2006 10:59)
Nanandrana nanao crème chantilly aho ry reto fa tsy mety mivoaka tsara ohatran'ilay ao amin'ny glace HONEY (aracade analakely) ireny le izy.

sao dia mba misy mahalala ny tena fanaovana azy (efa recette maromaro ihany no nandramako na tamin'ny boky na tamin'ny alalan'ny internet)?

Misaotra mialoha e!!!

novalian'i dadabe ny 05/05/2006 10:13
2. Fiffi ( 27/04/2006 11:08)
http://www.linternaute.com/femmes/cuisine/magazine/pratique/0508chantilly.shtml io aloha andramana fa ny tena fanaoko azy dia mitovy @ io hiany an! ny glaçon atao anaty saladier de hasiana saladier 1 eo ambonin'io dia atao ny krema sy siramamy de mixena de vita. de mazotoa homana :)
3. mamzelkely ( 27/04/2006 11:12)
ny anah ny fanaovako az aa de creme liquide de batter-na am batteuse éléctrique fa io an honey io ngeh matavy beuu ee:roll:
4. miantra ( 27/04/2006 11:19)
Fiffi>> Merci fa andramako io dia lazaiko eto ny valiny. jereo amin'io sitei o ange fa hafa ny atorony amin'ny fanaovana azy raha hanao mousse de fraise.
na izany aza tsara kah!!!!

Mamzelkelly>> marina aloha ny andry e! somary matavy ilay izy nefa raha in-1 na in-2 ve dia fahotana??,,:)

5. mamzelkely ( 27/04/2006 13:31)
zay aloh ee ts fahotana fa ts azo atao matetika fa manjary matavy beuu ko :wink:
6. LazaRandri ( 28/04/2006 02:44)
ahoana ny tena fanaovana crème chantilly maison
mividy tube dia tehirizina a la maison, dia iny no ampiasaina.:D
7. miantra ( 28/04/2006 07:35)
:-D:-D:-D
8. Fiffi ( 28/04/2006 15:15)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
9. Fiffi ( 28/04/2006 15:16)
LazaRandri: tsy ratsy indray iny an! :-D:-D:-D:-D
10. ange1094 ( 01/05/2006 16:46)
mba te hihinana hé :lol:
11. miantra ( 02/05/2006 07:44)
Manao ahoana daholo indray e!!!

Efa nandramako ilay natoron'i Fiffi fa tena nety tsara mihintsy ilay izy.
Merci an!!!!!!!!
Tendankanina daholo na ny tsy tenda aza :miam::miam::D:D
12. Fiffi ( 02/05/2006 07:50)
miantra: :) hay ? tsara zany akia rehefa faly ndry de faly koh zah an! fa aza tena loatra kosa eh! :-D:-D:-D:-D
13. diamondra27 ( 05/05/2006 05:15)
raha fait main le izy de mila kapohina mafy be an, mila force

mazotoa
14. dadabe ( 05/05/2006 10:13)
:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.05