American dream
1. tovolahy007
(
27/04/2006 00:55)
Manaoana...!
Hono hoa ,misy olona ve handa ny tsy ho aty USA ra omena Green Card sy iantohana ny tapakila ahatongavany aty?Raha eny ny valiny dia mba omeo ny antony.
Dia misokatra ho any rehetra ny ady hevitra e.Mazoto.

novalian'i fijo ny 06/05/2006 03:27
2. Fiffi
(
27/04/2006 03:46)
ahoana moa no ahafantarana an'io raha tsy ilay olona nandaha mihintsy no mamaly ny fanontanianao ? satria izy hiany no mahafantatra sy mahalala ny antony ka tsy ho afaka mankeo @ toerany ny sasany koh! satria io tsy hatao hoe "sao de.... sao de....."
3. ainaheri
(
27/04/2006 05:41)
Azafady ngah mo lay Green Card tsy mitovy @ Nationalité? Ny tsy azoko d ianao iany no manontany hoe in ny antony?
D in tokoa moa no antony alehany any raha tsy fantany ny zvtr ataony any,ary mety betsaka noho zay
d in ny ataony refa tonga any sao d itogaigy fotsiny fa lasa manampy isa ny mpatory andalana !
Nefa aoka iany itandrina fa betsaka ny ol mampiasa io hevitr'io zao a hafarany ianao(ndrindra ny tovovavy) d refa tonga any d giazany ny ttasinao sy ny momba anao rehetra fa lazaina fa tsy maintsy manonitra ny laninao rehetra ianao d ampidiriny @ ireny reseau mpivarotena ireny d eo ianao no raisina!!

4. kiadytsilaitra
(
27/04/2006 07:24)
Tsy nationalite ny green card fa fahazoan-dalana hiasa ara-dalana any USA. Dia rehefa mahazo an'io, dia afaka mangataka nationalite fa mbola selection enjana be koa ny momba izay. Miasa amina secteur d'activite tena ilain-dry zalahy na olona tena haratra be amina zavatra iray vao mahazo izany moramora. Za mafantatra olona nahazo irony green card loterie irony teto amin'ny tanana dia tsy nandeha satria vao nody avy any la-frantsa dia vao nanomboka projet.
5. Vaika
(
27/04/2006 09:26)
tovolahy 007 : alefaso aty anie izany green card izany hanaovako azy e ! Raha izahay aloha tsy handà an'izany mihintsy e !
Ny mahatonga ny olona ny handà izany dia ny fatahorana ny fihovana eo amin'ny fiainana : tsy maintsy mahay teny anglisy na espagnol, hitady asa vaovao, hiova namana sy tapaka, handao ny fianakaviana. Sady any US toa tena kely dia kely mihintsy (raha misy !) ny fanampiana avy amin'ny governemanta. Mila maka risika mihintsy rehefa mankany ka izay angamba no mahatonga ny olona handà green card. Fa ny tena mampatahotra any dia ilay 1$ mety ho lasa million androany dia rahampitso dia hiverina 1$ indray.

7. little
(
27/04/2006 10:14)
za, satria any Dago ihany aho no tena mahatsiaro hoe:
" tonga amin'izany tanana leitsy aho ah!
tonga soa aho hoy aho
misaotra an'Andriamanitra ...."
hanareo ny tohiny e!.
Efa mba mitenty an'i Dago aho mantsy ka natosikin'ny rivotra aty ivelany koa fa hafa ihany Dago e!
hoy i Ny ainga zay hoe:
" Fa tsisy tao anao oh, oh ,oh .ho
tsy misy tao anao e! fa zovy n'iza n'iza
tsy mahavita e! tsy mahavita toy any ataonao(Dago io an!)
fa aha hila ravin'ahitra aloha dia asa????
samy manana ny eritreriny sy ny safidiny ny tsirairay.
Mandehana dia andramo e!
8. Lalah
(
27/04/2006 13:03)
tovola007, amintsika gasy aloha dia maro no tsy maika ho aty ivelany, angamba noho ny fahasahirana maro mitranga any Dago amin izao fotoana izao,na mety antony hafa, fa ny zavatra tsapako, ra miresaka amin ireny international eto ireny ianao( Japs, sino, egyptian, afrique du sud, anglisy(angletera), aliman) dia hitanao hoe hiazakazahana ny andry zareo ny maketo US, za aza mba gaga, ny andry zareo manko aty ny andafy amin-dry zareo. Asa nareo na mahatsapa izany, refa raikitra ny adi-hevitra aty dia betsaka ny milaza tsy hody intsony amin izy ireo fa sitominy hono ny vadiny, ny sipany, ny zanany fa izy hono tsy hody intsony.
cutie>, mbola betsaka ny american dream, saingy eto an-toerana ianao vao tena mahita azy

13. Herimiafina
(
27/04/2006 13:45)
tovolahy007:
Manaoana...!
Hono hoa ,misy olona ve handa ny tsy ho aty USA ra omena Green Card sy iantohana ny tapakila ahatongavany aty?Raha eny ny valiny dia mba omeo ny antony.
Dia misokatra ho any rehetra ny ady hevitra e.Mazoto.
*Resaka fahalavirantoerana. Tah any dago ohatra dia lavitra kokoa ny USA raha oharina amin'i Europe ohatra na Frantsa.
*Resaka possibilité asa sy fianarana. Any Europe matetika tsy mandoa volabe dia afaka mianatra sy mahazo study permit.
*Resaka tahotra amin'ny terrorisme sy ny vaovao miely momba ny fihetsik'ireo polisy amin'ny mainty hoditra.
Hypothese avokoa ireo fa mety misy raison personnel satria ny système matanjaka be ka surveillé be ary mety matahotra maka risque ilay olona amin,ny resaka assurance sociale, sns.
14. Mimine
(
27/04/2006 13:48)
zah koa ry reto mba misy manoratra an reny foana ao anat adires ko ao nefa hono mandoa vola e oy e, zany ve no "american dream ?" vidiambola ? ami zay mbola hoe atao tirage au sort vao mahazo! zah raha vao mahazo an reny de supprimer ko foana
15. cutie
(
27/04/2006 13:49)
mimine tsy misy zavatra tsy andoavam-bols zany aty , tadidio fa nothing is free:lol:
16. naughtyboy
(
27/04/2006 14:23)
za aloha de efa manana ny safidiko oatran'i little ka tsy maniry ahonefa aleoko australia mora ny fiainana ny asa tsy sarotra alaina toetsanjo favy 100% efa nandany 2 taona tao @ bekintana fa io anakiray io anjamana io zany no fomba fahitako zvt
fa tsy anenenana njay mande ihany no miaina fa aza varina loatsa,de avy eo aza adino any @ farany loka lehibe ndrindra .....iza ary?????tsy nofy ntsony fa tena izy DAGOOOOOO

18. fijo
(
27/04/2006 21:35)
za ry akama raha hanao vokansy dia mazoto hoany,fa raha hipetraka,aleo hilamina
19. rhevinilsen
(
27/04/2006 21:49)
ny dream tsis tsony e
efa rendrika zao tontolo zao e
ny aty europe efa mitady fika hafa fa efa taibe ny fiainana, ny aty zamerika efa saturé ny rehetra, ze manana ihany no manana, ze mahantra de mahantra ihany e (miverina t@ andro taloha hoe t@ fahampanjaka ngambany iz ty)
zay zany le hoe fandrosoana e
aleo dago dream ihany e
dago amboarina fa tsara lavitra nohon'firenena harfa eranzao tontolo zao
DAGO DREAAMMM EEEEEE
:^):^):^):^):^)

20. tovolahy007
(
28/04/2006 01:08)
Manahoana e!
fijo>azony la lazaina ve le antony mahatonga ilay tsy itiavany la hipetraka aty USA?Tsy hoe akory hipetraka mandrakizay fa sao ndray misy hanitatra eo an.Efa nipetraka taty ve elahy taloha ka nahita fa ratsy aty sa aoana?Sa de araky ny feo heno sy ny vaovao @ TV fotsiny no mahatonga any la hilaza hoe tsy te hipetraka aty?
Zao mantsy izy ity e,ny Frantsay de tsy hitia Amerikanina zany mitsy ,manaratsy aza no ataony ka any ka misy ireo olona zay mipetraka ao frantsa zay tsy mbola taty USA na de indray mandeha aza de milaza fa tsy mamely any USA any e,ary ny tena mampiomehy de izao,le tena Frantsay anefa mandeha aty USA ary misy mihitsy ny tapakevitra ny hijanona aty satria hono tsara aty @ lafiny rehetra io fa le tsy frantsay izay tonga mipetraka ao frantsa ,izay toy ny borner zany io milaza fa tsy tia hipetraka na tsy tia aty USA io.Mahagaga iany e,afa ny efa hoe taty 2 ans de hoe tsy tia de niala sy ny tsy mbola taty mihitsy .
Araky ny hitako koa ,ra toa ka tsy mino ianareo de jereo ao @ site green Card de jereo ao fa betsaka ny olona ao Frantsa no manao fangatahana mba hanao io Lotterie Green Card io.Ka hoy aho hoe,hafahafa iany zany olona milaza fa tsy te hipetraka aty USA zany ra toa ka omena ny fahazoandalana ny hipetraka aty izy.