American dream
41. kiadytsilaitra
(
30/04/2006 04:40)
Canada aloha misy mety mahazo nationalite ao anatin'ny 3 ans eh! Any USA mbola dezaka be vao tafa amin'izany.
Tovolahy> hoentin'ny fiainana mivezivezy eny eh! la frantsa, USA fa mbola any dago ny saina sy ny fo hatramin'izao.:)

42. xxx
(
30/04/2006 14:19)
Dago ihany izany no tena tsara, raha tena dinihina, saingy indrisy, fa misy condition vitsivitsy izany : raha tsaratoerana sy karama na manambola na manankarena ny fianakaviana.
Ny tenanay aloha dia, indrisy, fa tsy ao anatin'izany categorie izany, ka dia tsy aleo izany eto Canada ihany aloha!

43. fijo
(
30/04/2006 17:24)
tovolahy an,aza afangaro wa ny resaka,enao le fiainana andavanandro foana no asesinao,ny zavatra tena hitsaranay an'ny US dia ny politika fifandraisany amin'ny aty ivelany.
nefa na izany koa aza misy io fanavahana io any,matoa misy ny klan mainty sy spanika

44. Lalah
(
30/04/2006 18:33)
fijo> tsy haiko ianao na maharaka vaovao tsara aloha fa mba hazavako kely aminao ihany ity:
- ny antony tompoko mahatonga ny amerikanina any Irak dia satri izao
1- any misy ny famonoan ny lafin ny mpitondra sadam ny olona izay tsy mitovy firehana aminy, na dia samy irakianina aza, tonga ny ONU mba hanelanelana, sady hiaro ny zon olombelona, tsy nahavita anefa ny ONU hany ka niantso ny arme amerikanina ry zareo mba hanao renfort, satria izy ihany koa no hita fa matanjaka. Tonga ny amerikanina nony avy eo, ny zavatra avoakan ny british koa anefa etsy andaniny fa manao arma nokleary ry zareo, ny attenta 11 Septembre raha teo iny efa niarahana nahita iny, donc tsy maintsy miaro ny taniny izy, nareo ao Frantsa ao aza no tena mampiasa ilay fitenennana hoe la meilleure defense, (tsy haiko na le na la), est l attaque, nefa marihako fa tsy mi-attaque na manjinja ny vahoaka izy fa ireo olona ankolafin i Sadam zay mamotika ny vahoaka ary mety ho lohan ny terroriste maneran-tany, zany hoe sady miaro ny vahoka izy no miaro ihany koa ny taniny. Mba tadidinao moa inona no naharesy azy tamin ny adin ny vietnam, satria ny andry zareo tsy mahazo mitifitra vhv sy zazakely fa izy vatan-dhl mitovy aminy ihany no iadivana, nefa ny an ny vietnam etsy andaniny, hampitazominy basy daholo na vhv na ankizy dikan izay mbola miaro ny zon olombelona fa tsy mietraketraka araka ny voalazano, ka aza mitsara be fahatany ianao. Tsy mietraketraka izy tompoko sady tsy mpanavakavaka. Mba afaka lazainao ahy kely ve hoe ankoatran izay voalazako izay taiza izy no nigafy sy nila ady? Amiko aloha mbola milay ny amerikanina, raha oharina amin ny hafa sahala amin ny frantsay, mpanambotry vahoaka madinika, loha na colonisateur.

45. cutie
(
30/04/2006 20:47)
diso kely enao t@ iny ry Lalah a:wink:
efa hay be hatramizao fa nanao mistake i Bush nandeha niady tany Irak io.
le attentat 11 sept anie zavatra i bin laden,izy nga avy any IRak???

46. tovolahy007
(
30/04/2006 23:12)
manaoana!
fijo>le politika ivelany USA anie rakoto ka tsy ny vahoaka Amerikanina no mandahatra an'io fa ny fitondrana e,zay filoha eo no mitondra an'io,koa tsy afaka ny hilaza enao fa de ny amerikanina iray manontolo de toy ireo mpitondra reo koa.Enao milaza fa manaraka ny vaovao zay miseho aty USA,tsy hitanao nga ireo vahoaka Amerikanina amanetsiny manao hetsika haonoherana io ady any Iraq io aty USA,fa saingy ny filoha aloha de i Bush zao ka ny ady no tiany na de tsy tian'ny vahoaka aza zany de zao izy mitranga zao e.Tsy manafangaro kozy mitsy aho fa azoko le kozy tiandrangahy lazaina ,fa izany hoa tsy ampy ilazana fa ratsy aty USA.

47. tovolahy007
(
30/04/2006 23:26)
salut!
Lalah,za aloha ra momba ny le ady any Iraq ndray de tsy pour aho @ iny,adisoana be io nataon'i Bush io.Nga moa i Iraq no nanafika an'ny USA t@ 11 Sept e?I Ben Laden no tokony ho karohina fa tsy i Iraq no tafihana toy izao,hadisoana be io.Ary io no antony ilazako ery ambony ry hoe ,ny zava-misy de ny mpitondra no mitondra ny baolina sy manana ny fahefany ka manao izay tiny atao,ary ny tetiky Bush anie de le petrole ao Iraq koa e.Izao zavatra izao no miseho de ny Rainy zay filoha taloha taty USA no ao andamosiny Bush ,de zao izy zao .Izany akory tsy afaka ilazana fa ratsy toetra ny amerikanina.
Za mbola tadidiko tsara tao Paris tao Charles de Gaules tao refa nandeha ho any Dago,za efa nilahatra ela be mba hividy Wisky za t@ zay,moa tsy nantsoiny ilay frantsay vavy le frantsay tao ahorinako tao refa andoha vola teo @ caisse,de i izy ndray no lasa aloha,romotra aho t@ zay,ary nangataka fanazavana,tsy niteny tsy nivolana le ramatoa fratsay .Nanomboka teo aho ka hatrany anaty Avion tsy niteny frantsay zany fa de teny Anglisy sy malagasy no nalefako.Hoy aho hoe mbola izao ve ny fombany frantsay,ratsy tsy mendrika halahintahaka.
Nefa aty USA na sinoa enao na Afrikanina na Arabo fa refa enao no voalohany de tsy maintsy enao no raisina voalohany fa izay ao aoriana anao de miandry ny tour ny na iza izy na iza,na senatora aza.Ka aleoko aty USA e,aty de mihatra mitsy zany hoe omena lanja ny olona tsirairay ka izay mandika an'izay de miandry azy ny fonja e.

48. Lalah
(
01/05/2006 00:20)
tovolahy007>:-P:-P:-P:-P:-P manaiky ary aho fa bush io e!, ary maninona ho aho ntsika eto rehefa miteny hoe tezitra tonga de hoe foana hoe "romotra kely" foana aho, tsetsatsetsa tsy aritra iny.
49. tovolahy007
(
01/05/2006 01:45)
salama ndray e!
Ity misy ohatra tena akaiky sady afaka ahitan'ny Malagasy rehetra any Dago e,momba ny toetrany Amerikanina.Aany Dago zao de misy eo @ 200 mahery eo na efa mety mihoatra be aza angambany reo le antsoina hoe Corps de la Paix na hoe Peace Corps,izy ireo dia Amerikanina,zay manao asa antsitrapo any Dago.Fa ny zavatra tena mampiaiky ny olona @ izy ireo dia ry zareo manaiky ny hipetraka any ambanivolo be any,tsy misy tsena ,tsy misy jiro,tsy misy hopitaly ny ankabeazany toerana ipetrahan'izy ireo any,misy iany ireo izay sendra tafapetraka @ toerana misy jiro sy azo lazaina hoe tanana lehibe fa vitsy ,fa mandehana any @ le toerana tena ambanivohitra mitsy; miteny gasy mazava tsara,ary miaina izay iainany olona ao @ faritra misy azy.Raha frantsay ve hety hanao an'izany any Dago?Mbola tadidiko tsara sendra avy any Imerimandroso Lac Alaotra za t@ mbola tany Dago de nandeha taxi brousse,de gaga ny olona rehetra nahita ity Amerikanina vavy 2 ao anaty fiara,ary tsy naharitra fa nanontany hoe:fa nareo angaha efa leony hasambarana any andafy no lasa tonga aty madagasikara e?Nareo mba vazaha iany nefa toa tsy manana fiara fa toa mande taxi brousse fa nahoana?Dia tianareo ve aty Dago ohatra izao.
Entiko ilazana fotsiny ireo hoe manana toetra tia mifandray aman'olona ny Amerikanina.Koa refa sendra mandeha any Dago anie nareo de mba mandeana any @ toerana zay misy ireo Peace Coros reo de jereo tsara e,hoe manahoana ny fiainany ao @ toerana misy azy io e.2 taona ry zareo no any manao io asa antsitra-po io
,zanaka olona manana ny maha izy azy avy aty USA ny ankabeazany nefa dia napetrany ho aty USA iany zany fiainana luxe niainanny zany fa dia naleony mba niova fiainana kely ,mba miara-miaina @ zany hoe olona sy firenena mahantra izany.
Koa amiko manokana , za de potika @ Amerikanina.

50. cutie
(
02/05/2006 21:03)
Mpandefa : tovolahy007 [ Valio ] 01-05-2006 04:12:16
Lohateny : Re : American dream
manaoana!
fijo>le politika ivelany USA anie rakoto ka tsy ny vahoaka Amerikanina no mandahatra an'io fa ny fitondrana e,zay filoha eo no mitondra an'io,koa tsy afaka ny hilaza enao fa de ny amerikanina iray manontolo de toy ireo mpitondra reo koa.Enao milaza fa manaraka ny vaovao zay miseho aty USA,tsy hitanao nga ireo vahoaka Amerikanina amanetsiny manao hetsika haonoherana io ady any Iraq io aty USA,fa saingy ny filoha aloha de i Bush zao ka ny ady no tiany na de tsy tian'ny vahoaka aza zany de zao izy mitranga zao e.Tsy manafangaro kozy mitsy aho fa azoko le kozy tiandrangahy lazaina ,fa izany hoa tsy ampy ilazana fa ratsy aty USA.
ekeko 100% e:wink:
51. fijo
(
06/05/2006 03:27)
tovolahy,marina ary ekeko ilay voalazanao,fa ny fitondrana no manao io fomba io any zamerika,ka izay anie no lazaiko eto koa e.politika ivelany no lazaiko sy tsy ankatoaviko eto.
momba ilay hoe amerikanina mankany mada.iny dia tsotra.roa ny antony.
ny politika amerikanina izao,dia ny hitodika aty afrika,ka mila fomba izy hakana ny fon'ny afrikanina,dia nanangana io "peace corps "io.ka izay tia avaentura no mandeha,toa ny medecin sans frontiera io e,dokotera nefa dia lasa any amin'ny dezaka be sy tany misy ady any.misy tanjona ao.