Lalao vaovao vitsivitsy

1. hery ( 27/04/2006 08:32)
Misy lalao vaovao nampidirina ao amin'ny http://lalao.serasera.org. Anisan'izany ny Sudoku izay anisan'ny lalaontsaina malaza amin'izao fotoana izao.
Andramo jerena any :-)
Fa aza dia variana loatra fa sady miasa sy mianatra ihany an :-)
novalian'i bellla ny 08/05/2006 05:19
2. Fiffi ( 27/04/2006 09:21)
hery: hihihih raha vao manomboka manao an'io lalao io dia tsy mety miala intsony fa raikitra eo :-D:-D
fa misaotra anao .:)
3. besorongola ( 27/04/2006 09:22)
Ka ny tranainy aza mbola be ny tsy voafehy ve dia mpiana ny vaovao sahady e !, jero anie ny ankizy ankehitriny fa tsy hainy intsony ireny nampalaza ny taloha ireny ( tsy hiteny afatsy ny kanety fotsiny aho
4. hery ( 27/04/2006 09:24)
besorongola> Euh... ahoana no fomba mety ahfahana milalao kanety eto amin'ny internet? :-)
5. Fiffi ( 27/04/2006 09:26)
:-D:-D:-D:-D ho sarotra tokoa zany an! :-D:-D
6. Herimiafina ( 27/04/2006 14:28)
=))=))=))=)) Misy mitady lalao kanety izany klé =))=))=))=))
7. pissoa ( 27/04/2006 15:01)
Fiffi:
hery: hihihih raha vao manomboka manao an'io lalao io dia tsy mety miala intsony fa raikitra eo
Hihihi :-D:-D
8. ikalakintina ( 27/04/2006 15:42)
to oatry ny tavela eto ndray tsika HM a!
9. sasa ( 28/04/2006 04:09)
Saotra hery am le jeu be da be an :-*:-*:-*:-*
10. methode ( 30/04/2006 17:04)
Zay tsy mbola mahay le sasany akory ko! hihihi
11. Fiffi ( 01/05/2006 03:54)
de henarana kah! :)
12. dadabe ( 01/05/2006 13:39)
:roll::roll::roll::roll:
13. Fiffi ( 01/05/2006 16:33)
inona indray ity mahagaga anao ry dadabe ? enao anga tsy mba tia mianatra ireny lalao ireny ?
14. bellla ( 05/05/2006 16:32)
Zah alou de tsy mahay na ny talou e, asa le vaovao injay no hianarana zao fa ho hay miandalana eny ihany le talou !:D:lol:
15. diamondra27 ( 05/05/2006 17:02)
bellla: eo fa ampianariko njy e
16. sasa ( 06/05/2006 03:46)
diams za koa ampianaro :(:(:(
17. bellla ( 08/05/2006 05:19)
alefaso ary ry diams a, mianjy zah
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802