Lalao vaovao vitsivitsy
1. hery
(
27/04/2006 08:32)
Misy lalao vaovao nampidirina ao amin'ny http://lalao.serasera.org. Anisan'izany ny Sudoku izay anisan'ny lalaontsaina malaza amin'izao fotoana izao.
Andramo jerena any :-)
Fa aza dia variana loatra fa sady miasa sy mianatra ihany an :-)
Andramo jerena any :-)
Fa aza dia variana loatra fa sady miasa sy mianatra ihany an :-)
répondu par bellla le 08/05/2006 05:19
2. Fiffi
(
27/04/2006 09:21)
hery: hihihih raha vao manomboka manao an'io lalao io dia tsy mety miala intsony fa raikitra eo :-D:-D
fa misaotra anao .:)
fa misaotra anao .:)
3. besorongola
(
27/04/2006 09:22)
Ka ny tranainy aza mbola be ny tsy voafehy ve dia mpiana ny vaovao sahady e !, jero anie ny ankizy ankehitriny fa tsy hainy intsony ireny nampalaza ny taloha ireny ( tsy hiteny afatsy ny kanety fotsiny aho
4. hery
(
27/04/2006 09:24)
besorongola> Euh... ahoana no fomba mety ahfahana milalao kanety eto amin'ny internet? :-)
7. pissoa
(
27/04/2006 15:01)
Fiffi:Hihihi :-D:-D
hery: hihihih raha vao manomboka manao an'io lalao io dia tsy mety miala intsony fa raikitra eo
13. Fiffi
(
01/05/2006 16:33)
inona indray ity mahagaga anao ry dadabe ? enao anga tsy mba tia mianatra ireny lalao ireny ?
14. bellla
(
05/05/2006 16:32)
Zah alou de tsy mahay na ny talou e, asa le vaovao injay no hianarana zao fa ho hay miandalana eny ihany le talou !:D:lol: