la boum

1. xxx ( 26/04/2006 19:32)
iza no manana ilay tononkira la boum azafady ôôô
inona no lesona azo tsoahina @iny film iny?
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 09:11
2. Fiffi ( 26/04/2006 19:42)
film efa ela be mihintsy io an! fa ity ve aloha no tadiavin'i xxx ? http://www.bide-et-musique.com/song/646.html
3. Fiffi ( 26/04/2006 19:44)
na la boum 2 ? http://www.bide-et-musique.com/song/145.html
4. xxx ( 26/04/2006 20:30)
fiffi: izy roa ireo mintsy akia a!:-*:-*
5. Fiffi ( 27/04/2006 04:12)
dia ireo zany koh! :)
6. fasaly ( 27/04/2006 04:15)
ny lesona azo tsoahina amin'niny de :roll::roll::roll:euhhhhhhhh! aleo hirevy ny tanora e!:P8) nany antitsa aza manohana ny tanora hirevy kou:°):°):°):°)
7. mamzelkely ( 27/04/2006 05:37)
ny lesona klou ts haiko sauf angamba hoe mitanjema ianareo tanora fa danz beuu :°)
8. Fiffi ( 27/04/2006 06:06)
fasaly: :-D:-D:-D:-D
9. diamondra27 ( 27/04/2006 06:42)
fasaly: hirevy marina fa tanora, tandremo ny aretina anefa an!

mamz:oaip , hitandrina tsara 'za ka :lol:
10. mamzelkely ( 27/04/2006 09:42)
zah klou efa mitandrina ee sady zah mbola tanora erotrerony mitry mbola ho ela vao antitra klé:-D:-D
11. fasaly ( 27/04/2006 13:41)
diam: kounnnn le la boum ange toa nandihy slow beuh foana e! de inona no aretina azo amin'iny:P:-D:-D
lay aretina kalou tsy misoratra eny am anjina marina e! aleo mi resiste am tentation marina fa tsy lasa lay surprise:°):°):°)
12. Fiffi ( 27/04/2006 13:55)
hummmmmmm misy slow be manadala ato zany an! :-D:-D
13. diamondra27 ( 27/04/2006 14:48)
fiffi: raikitra seule tato akia le slows a! milay le hira
14. Fiffi ( 27/04/2006 14:55)
diam: tena mampi-[IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Musique/043.gif[/IMG] no mampidoboka be ny izy zany an! :-D:-D:-D
15. fasaly ( 27/04/2006 15:43)
inona mou lay hira slow tam la boum iny???:?"reality " mou veuh???
16. diamondra27 ( 27/04/2006 16:33)
masaka e!!!!

reality akia le izy fasaly ah

avia hiaraka handihy amiko e!
17. Fiffi ( 27/04/2006 16:35)
hay tena raikitra mihintsy ny dihy ato an! de tsy hakiteniteny an! :-D:-D:-D
18. fasaly ( 27/04/2006 16:50)
diam: hummmmm! raikitsa zany fa tsy olana e! somary akipy ny maso rehefa otszay!!:°)


fiffi: de hitazonjiro eo kosa veuh njy fa mitadiava partenera fixe haingana:-D:-D:-D
19. Fiffi ( 27/04/2006 17:37)
fasaly: heu........ andraso aloha hanontaniako izy raha tia mandihy an! :-D:-D
20. Herimiafina ( 27/04/2006 18:19)
Mety tsy de tiako tsony iny film iny raha izao vao jereko klé. taloha mantsy tsy de nisy film firy konkou de ohatry ny hoe stara foana izay mandeha! :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1023