ambiance dans la région Bretagne

1. barbosds ( 26/04/2006 19:52)
aza adignatsika BARBOS du nord jiaby eto Bretagne(Renne, Brest,Lorient,Morbihan...sns) fa hampisoma salegy mafana ho antsika i fanorolahan'ny salegy :zandry FANDRAMA ké k'aza magnano tsy avy aby zalahy ééé agny @ DOUARNENE ny rdv @ joma faran'ity fanjava Avril ity ,tiako magnamarigny fa soiré spéciale SALEGY izy ity ary zegny indrindra no naviany aty France handeha hampirevy ny Barbos D/S jiaby aty donc zegny tsy tia salegy mangala coin'azy sandra après anaro zandry mavitriky agny Nantes mba tongava fa zaho miantoko ny hebergement k'aza adigna ny mitondra iro ragno VAZAHA aby io!!!bon za matoky ano zandry lolo:lelahy mafaiky fa mampitomagny zanabazaha!!
novalian'i fasaly ny 28/04/2006 04:00
2. Fiffi ( 26/04/2006 19:59)
:roll:
3. Fiffi ( 26/04/2006 20:04)
tsy azoko mihintsy izay zavatra lazainao @ le fanoratana nefa ary @ "politika" ianao mazava tsara ny fanoratanao .
4. Lejim ( 26/04/2006 20:41)
Io ataony izy ka olo mahaola magnano publicite! Tsy hain'olo aby raha soratany!
De toute facon, tsisy olo mivaky loha @ zandry fandrama zegny an-dafy ato!
5. barbosds ( 26/04/2006 22:02)
izy koa tsy haino vakina ny soratra la ferme! ary tsy présenceno akory no tsy hahatomombagna ny ambiance amin'io, ary mazava tsara ra nambarako @ msg igny :izegny tsy tia Salegy mamonoa tegna ,ary zegny tia hafantatra ny dikan'ny hafatra io dia mandihana ankedriky izy mandeha agny avaratra agny fa tsy teny borizanonaro io fo teny gasy ary tsy anaro zaraiky fo mba mahé mipetraka aty andafy aty!!za tsy nitomagny favianao ,ano ndré tsy avy tsisy problème ary tsara mazava aminaro fa nandalo taty Eric Manana tsisy barbos D/S nandeha tagny satria tsy feeling nay izy,ary izahy tsy nitaraigny SAMY OLO AMIN'NY RA TIANY , ano koa meloko mamonoa tegna!
6. Fiffi ( 27/04/2006 04:11)
Miala tsiny aminao aloha raha nilaza aho hoa tsy misy azoko ny zavatra lazainao nefa misy dinika novalianao nefa azoko tsara. Miala tsiny koa raha nanafitohana anao ny nametrahako ny fanontaniana satria tsoriko aloha fa tena tsy azoko mihintsy izay zavatra tianao lazaina an! fa tsy midika velively akory io hoe "fanaratsiana na zavatra hafa" fa mba fanontaniana ny ahy.
Ary fantaro koa fa tsy ny tanjoko velively ny andeha hanaratsy na zavatra hafa momba ny fanoratanao fa manaja an'izany aho @ maha-olombelona ahy ary indrindra @ maha-samy malagasy antsika fa raha mba niteny aho hoe tsy misy azoko kosa ve ny tianao lazaina dia ho raisina @ fahatezerana izany ?
Jero fotsiny zao an! ny olona any bretagne manana ny fomba fiteniny ry zareo , ka raha hanontany azy ve aho hoe "tsy misy azoko ny zavatra tianao lazaina nefa ianao miteny tahaka ahy hiany dia io ve dia hahatezitra azy hoy ianao ?
Ka dia mbola hialako tsiny hiany raha toa ka nanafitohana anao ny fanontaniako satria tena tsy nisy azoko mihintsy izay tianao lazaina ka raha toa ka mba azonao lazaina ahy hoe faritra aiza no manana izao dialecte izao ka dia isaorako anao mialoha izany. :)
7. fasaly ( 27/04/2006 04:18)
:roll::roll::roll::roll::roll::roll:gigina amzay aza tohizana trony sao lasa manàsa tainify ato :-D:-D:-D
8. pissoa ( 27/04/2006 06:37)
:{:{:{
9. barbosds ( 27/04/2006 10:22)
ra te hahafantatra ny dikan'ilay msg dia mandalova kely agny @ faritra tapany avaratra ny nosy (Antsiranana),satria maro dia maro koa ny Gasy avy aty Antsiranana eto France ary manaraka tsara ity forum serasera 'ty saingy ny mampalahelo dia toa ianareo merina no tena mampiseho ho lapan'ny fanahy sy tena mafy be eto, tsy mampaninona anefa izany satria efa fombanareo hatrizay!Izany no mahatonga anay hamoroa Club avy angny avaratra satria hoy ny fitenenan'ny ntaolo hoe :ADALA IZAY TSY TIA NY AZY!ka hamaranako ny resaka dia tsotra :aleo samy mandeha samy mitady, samy olo manao izay hampivoatra ny azy ,antananarivo ho anareo fa antsiranana kosa ninay izany tsy midika ho adimpokko satria manavanana ianareo io resaka io rehefa tanindrana no milaza hevitra toy itony dia lazaina fa managana adimpoko izany, tsoriko aminao fa tsy mbola nisy merina na dia iray aza voarara tsy himpetraka amin'iny faritr'avaratra igny ary izay rehetra tonga angy dia raisinay antanandroa fa saingy tokony hotsapany fotsiny fa rehefa agny izy dia mifarimbona @ fampandrosoana ny faritra, izahé tsy magnavaka fa anaro no miseho ho be saigny!Ary izaho miresaka aminao Merina Pur 100 ny vadiko ary taraka andrina koa ,kanefany fianakaviako tsy mametraka olana @ izany fa ny anareo no .....












Fiffi:

Miala tsiny aminao aloha raha nilaza aho hoa tsy misy azoko ny zavatra lazainao nefa misy dinika novalianao nefa azoko tsara. Miala tsiny koa raha nanafitohana anao ny nametrahako ny fanontaniana satria tsoriko aloha fa tena tsy azoko mihintsy izay zavatra tianao lazaina an! fa tsy midika velively akory io hoe "fanaratsiana na zavatra hafa" fa mba fanontaniana ny ahy.
Ary fantaro koa fa tsy ny tanjoko velively ny andeha hanaratsy na zavatra hafa momba ny fanoratanao fa manaja an'izany aho @ maha-olombelona ahy ary indrindra @ maha-samy malagasy antsika fa raha mba niteny aho hoe tsy misy azoko kosa ve ny tianao lazaina dia ho raisina @ fahatezerana izany ?
Jero fotsiny zao an! ny olona any bretagne manana ny fomba fiteniny ry zareo , ka raha hanontany azy ve aho hoe "tsy misy azoko ny zavatra tianao lazaina nefa ianao miteny tahaka ahy hiany dia io ve dia hahatezitra azy hoy ianao ?
Ka dia mbola hialako tsiny hiany raha toa ka nanafitohana anao ny fanontaniako satria tena tsy nisy azoko mihintsy izay tianao lazaina ka raha toa ka mba azonao lazaina ahy hoe faritra aiza no manana izao dialecte izao ka dia isaorako anao mialoha izany. :)



10. Fiffi ( 27/04/2006 11:26)
barbobs: ataoko angamba fa tsy tokony nisy nidiran'ny hoe merina na hafa ilay fanontaniako an! fa tsoriko aminao aloha dia ny nahatongavako eto dia ny ahazahoako miserasera @ namana tsy hakanavaka , ary tsoriko aminao fa tena marina izany. Ny mampalahelo ahy fotsiny dia tsy ho afaka ny andeha any Antsiranana aho fa rehefa misy ny okazion dia ho any tokoa. Dia misaotra anao koa t@ filazana hoe dialecte avy any Antsiranana io an! :) tsara fantarina manko io an! :)
11. Fiffi ( 27/04/2006 11:29)
barbosds: de ho ambiance be tokoa zany ny salegy an! efa ela toka zah zany tsy mba nandihy salegy fa ny afindrafindrao zao no tena vao nandihizako vao aingana . :)
12. barbosds ( 27/04/2006 11:48)
izy koa ano paré tsara be amin'io k'aza misalasala , fa tongava fa atsika agnoitry farany maré!! ahodigna vodinao tsaiky ty oh i oh oh , atova hambanibany kaoitry hijona vity o i o io i!!
Zegny tsy avy soboko ééééééé












Fiffi:

barbosds: de ho ambiance be tokoa zany ny salegy an! efa ela toka zah zany tsy mba nandihy salegy fa ny afindrafindrao zao no tena vao nandihizako vao aingana . :)



13. Fiffi ( 27/04/2006 11:52)
barbosds: salegy kosa ve zany ? sao de sega io ? :-D:-D:-D:-D aiko indray aloha ny sega manja be ireny an! sady rehefa mahita ireny tovovavy "des îles" manao ireny zipo vita @ inona tokoa moa ? fa mahay mandihy ry zavavy an! :-D:-D:-D milay eh!
14. fasaly ( 27/04/2006 13:38)
hummmmm!:°):°):°):°)
barbosds:-*:-*
fiffi::-*:-*
:P
8)
=D
15. Fiffi ( 27/04/2006 13:54)
fasaly: mahay mandihy sega nga ndry ? sa salegy fotsiny ? :):-*:-*:-*
16. fasaly ( 28/04/2006 04:00)
tsy de haiko lotsa reo fa mampihetsika derrière sy manolana kibo mbo haiko kely ihany fa tena manja zany, zà mbola tsy tany antsiranana mahintsy fa mba mila an'i barbosds kou injay anjo any:°):°):wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.154