hafiriana eo ny manao regroupement familial
1. misoa
(
27/04/2006 07:58)
faly miarahaba antsika rehetra ny tenako, araka ny lohateny napetrako eo ambony io dia asa raha misy afaka mamaly amin'ny hoe hafiriana eo ho eo ny manatanteraka "regroupement familial". Vehivavy ny tenako izay manoratra, ary ny vadiko miasa any ampita, dia izaho aty mada amin'izao fotoana izao miandry an'io satria izay no atao motif aminle visa. Efa azo ilay permis de travail-ny any, dia ilay carte de résident ihany koa, dia manomboka hanao anlay regroupement familial izao, ka izay no anontaniako anareo izay mahafantatra, 3 volana izy izao no tany dia ireo taratasy roa ireo no efa vita, dia tsy haiko oe mbola aharitra hafiriana ny hanao ilay fanintelony io.
Misaotra indrindra
Misoa
Misaotra indrindra
Misoa
novalian'i Fiffi ny 30/04/2006 19:04
2. Fiffi
(
27/04/2006 08:09)
misoa: jereo hiany akia ity an! fa vao nivoaka androny. Un durcissement des conditions du regroupement familial. Le projet de loi réévalue à la hausse les critères du regroupement familial en termes de ressources et de logement, et allonge à dix-huit mois – contre douze actuellement – le délai de séjour en France requis pour en faire la demande. sady vao nivoaka androany mihintsy io an! http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3224,36-765948@51-755939,0.html
3. Fiffi
(
27/04/2006 08:15)
sady ny olana koa de vao vita mihintsy ny loi , efa voté moa izany an! http://www.lemonde.fr/web/article/0,1-0@2-3224,36-765873@51-755939,0.html nefa aloha arakarakin'ny izay nolazaina andry hiany fa na izany aza tsy hoe manakivy sanatria fa mankahery ary mahazahoa izay ilaina an! :-*
4. misoa
(
27/04/2006 08:35)
Fiffi> Misaotra amle valinteny,sy ny fankaherezana. Tsy hita moa fa ny fitadiavana mahazaka maniraka. Ny tiako marihina dia tsy ao France ilay firenena fa any am pays du mahgreb dia ny Société iasany no mikarakara anlay izy, sa d mitovy daholo ihany ve ny làlana mikasika an'io. Toa tsy ho vita ny iandry anle 18 volana raha izany kou, oita eo ihany e!
5. Fiffi
(
27/04/2006 08:40)
misoa: hay ve eh! raha any indray aloha dia tena tsy aiko akia an! fa hay kosa ve ny société mampiasa hiany no mikarakara azy eh ? tsara kosa zany an! @ zay mba tsy dia ho be loatra ny tebiteby na dia misy tokoa aza. Fa dia mahereza hatrany dia mazotoa an!:-*
6. misoa
(
27/04/2006 09:06)
Fiffi> Zay ilay izy fa tsy hay oe raoviana no ihaona, fa sarotra b le fiainana e! tsy oe faly ny ho any izahay fa araka ny nolazaiko dia noho ny fitadiavana, amboninzany koa dia firenena silamo ilay tany andehanàna fa dia entina ambavaka e! Milaza vaovao ihany aho raha misy;
Raha misy manam-baovao mikasika an'io regroupement familial any am pays du Mahgreb io ny namana hafa dia raisina an-tanandroa.
Mirary soa indrindra
Raha misy manam-baovao mikasika an'io regroupement familial any am pays du Mahgreb io ny namana hafa dia raisina an-tanandroa.
Mirary soa indrindra
8. fijo
(
27/04/2006 21:08)
ka ny lalana rehefa voafidy,dia tsimaintsy mbola miandry ny "promulgation" ao amin'ny JO,dia iray volana ao aorian'io,izay vao azo ampiharina.
ny faharetan'ny fikarakarana an'io aloha,dia eo amin'ny iray taona sy tapany mahery kely eo.fa hafaka manao vokansy aty enao mandra pa,
mivezivezy eo aloha izany.
ny faharetan'ny fikarakarana an'io aloha,dia eo amin'ny iray taona sy tapany mahery kely eo.fa hafaka manao vokansy aty enao mandra pa,
mivezivezy eo aloha izany.
9. ds
(
27/04/2006 21:43)
Lazao ihany ny firenena fa ny lalàna samy manana ny azy dia samy maghreb aza.