Andrasako fona anao chérie!

1. sherillalove ( 26/04/2006 12:38)
Fanotaniana tsotra : mety ve ny miandy ny olotiany lasa any an tany lavitra?
novalian'i bellla ny 07/05/2006 18:29
2. Fiffi ( 26/04/2006 12:45)
nahoana mao no tsy mety ? miankina @ fifankatiavanareo hiany io , ary miankina koa @ fifampantokisanareo. , sy koa raha nanao voady ianareo fa samy hiandry , na nanapa-kevitra dia nahoana moa no tsy hety ? fa dia asakasakareo hiany aloha na asakasakin'ny olona raha mahandry na tsia.
3. mandrindra ( 26/04/2006 13:44)
raha mbola tsisy contrat nifanarahana aloha dia aza dia variana miandry eo fotsiny e. izany akory tsy midika hoe savy dia dakao dia ario ilay lavitra, fa asio roue de secours azo raisina fa tsy hay izay mety hitranga.
io mety ho ianao ihany koa no tsy ahandry anie e.
4. Lejim ( 26/04/2006 14:08)
Communication ihany no ataovy mazava. Zah izao ohatra mba nana olon-tiana ihany t@ zah niala tany. Nifampiantsoantso teo izahay, ary nahafinaritra izany. Ny olana koa dia ny fifampitokisana. Raha misy pneu de secours loatra ianao, mety tsy hatoky anao intsony ilay olona tianao!
5. ainaheri ( 26/04/2006 14:12)
Na eo aza ny contrat ry mandrindra sarotra zany aa!!
alaivo sary antsaina fotsiny aza olona mpifankatia tsy mifankahita erinandro efa sasatra ny mifampiantso,na nisy aza ny fifampitokisana d tsy misy fona ny olana ndray androany satria ny sainao ihany no mamosavy anao we inona zao no ataony @ zao ora zao sy ny sisa d hany ka ra misy lalitra mandalo kely fotsiny d mampiakatra fa saotra eeee
sarotra hoy aho !!@voalohany tanty ihany fa refa lasa ny volana lasa ny taona maniry ny eritreridratsy efa nahita tataran'ol otr'zay aho fa manambitna ra mbola tafaraka izy roa!!
fa na izany na tsy izany tsy midika we misaraha zay mifanalavitra @ sipany na ny vadiny fa mba hevitra mandeha ny ahy ary mahereza zay tojo azy kosa!!
6. Fiffi ( 26/04/2006 14:24)
f'ita hoa ry ainaheri an! ny ahy zao efa tsy andriko ery zay ahitana azy nefa vao firy minitra no niresahanay teo ? :oops::wink:
7. ds ( 26/04/2006 15:17)

Tsy fanahy iniana, ny resin’ny tiana
Fa mahery ny fitia
Ianao mpanakiana, manjary mangina
Fa mahery ny fitia

Ref : Ny tena mahazendana indrindra
Ianao mpiriaria tsy nifindra
Tamana tokoa ve ?
Fiovana lehibe !
Oh mahery ny fitia

Tsy tarehy sy bika, no niarahantsika
Fa mahery ny fitia
Tsy fatoram-boady
Na gadram-pivady
Fa mahery ny fitia

Ref: Tsy dia hifampibanjina tsy miato
Fa roa mampiara-dia, te-hilanto
Hamafa ny lasa, hiara-mikasa
Fa mahery ny fitia
8. Fiffi ( 26/04/2006 15:24)
ds: =D=D=D=D^:^^:^^:^ fa mahery ny fitia
sady tsara be io hira io an .:-*:-*
9. kiali ( 26/04/2006 15:35)
efa lasan'ny sasany zay eh
10. Fiffi ( 26/04/2006 15:40)
:roll:
11. fiaritiana ( 26/04/2006 15:56)
Mahery ny fitia...marina izany!! raha mahery tokoa ny fitiavanareo tsy tokony ho simba izany raha samy mbola tia, ka asakasakareo ihany aloha fa ny ahy dia mety ny miandry olon tiana, ca depend an lé olon tianao koa anie io e!rehefa manana pneu de secours ve izy mbola ho hiandrasana ihany!
ny confiance ihany e!!
mahereza
12. Herimiafina ( 26/04/2006 17:08)
sherillalove:

Fanotaniana tsotra : mety ve ny miandy ny olotiany lasa any an tany lavitra?

Mety dia mety tokoa kah, sady tsy hita ziay maharatsy azy. Saingy mandrampiadry mety betsaka ny zavatra efa vita. (L'eau coule sous les ponts).

Ka dia miankina aminareo roa sisa ny ambiny e! tsy mitovy intsony mantsy le izy talohan'ny nandehanany sy le izy taorian'ny niverenany. :-P

13. diamondra27 ( 26/04/2006 17:24)
andraso izy raha mahandry enao e!
14. Fiffi ( 26/04/2006 17:52)
raha zah manokana aloha dia andrasako an! fa mbola miankina @ nay 2 hiany koa io , sy ny fifankatiavanay , sy ny fifampatokisanay satria mahery ny fitia :)
15. pissoa ( 26/04/2006 18:43)
Tena mahery ve ny fitia dia olona efa nivady ampolontaonany maro sy voafatotry ny zanaka aza mbola lozitra ihany ny fitiavany ka indraindray miafara amin'ny ihany e :-w:-w

Ianareo no mila mankahery ny fitia. Dia nareo mtsam ihany io raha hifampiandry na tsia, fa io communication tenenin'i Lejim io ataovy matotra tsara. Na mifankahita isan'andro aza rehefa tsy mandeha angamba io de :roll::roll: maika fa hifanalavitra.
16. pissoa ( 26/04/2006 18:44)
Oops, hadino kely :oops::oops: indraindray miafara amin'ny fisarahana ihany e :-w:-w
17. Fiffi ( 26/04/2006 18:47)
pissoa: hummmmm !! aleo indray ary hoe hiheritreritra kely an! :-*:-*:-*
18. pissoa ( 26/04/2006 19:03)
An :oops::oops::-*:-*
19. Fiffi ( 26/04/2006 19:36)
zah io an!
20. sonwin ( 26/04/2006 20:46)
sherillalove:

Fanotaniana tsotra : mety ve ny miandy ny olotiany lasa any an tany lavitra?


Mety ary tena mety tsy misy hanenena raha toa ka mifankatia tokoa ianareo. Misy fomba azo hanafanana ny fitiavana na mifanalavitra aza ny toerana...misy hira izay manao hoe: ..
Ranomasina eny kely dia kely,
Eo anatrehan'ny fo roa mifankatia
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5337