Andrasako fona anao chérie!

41. mamzelkely ( 28/04/2006 08:02)
ny anah endrasako ra tena mahatana ny teniny izy fa zah ts mahavita refa ts mahatana experience hitako ta olona manodidina ahy le izy ao am fiakams ka zah ts haiko bdb ny rava no ny fisarahana fa za hiandry si ca vaut le coup k'ty 8)
42. Fiffi ( 28/04/2006 08:36)
hoy Herimiafina: "Ny ahy klou refa lavitry ny masoko dia MINOA FOTSINY IHANY" satria tsy tia azy @ fonao ianao !
mamz: zah koa akia raha tena tiako @ foko manontolo dia handriko an!
43. nambina ( 28/04/2006 09:11)
dia mahereza miandry daholo ary e:wink:
44. baomijijy ( 28/04/2006 10:01)
nambina:

dia mahereza miandry daholo ary e:wink:



marrina zany e bon courazy ze iandry an'i poly;-);-):@
45. rapala ( 28/04/2006 11:19)
:-D:-D:-D
46. llalah ( 29/04/2006 06:04)
Zaho manoratra aminao izao de niandry tao anatin'ny fitiavana be , fatokisana , fanantenana; zaho moa dia sîpa, teto tana , izy tany mahajanga , vao t@ vacances de paques iny aho no nandeha tany , surprise ratsy indrindra teo @ bfiainako no hitako tany nefa aza izahay efa sur le point de se marier , on a déja tout ;tout meme les bagues ; tout de suite j'ai plié mes bagages et je suis ici ;
Mafy be tamiko lay izy saingy nabahako tao an-dohako ny zavatra ratsy vitany tamiko sy ny mbola mety ho vitany . Nanao examen de conscience kely aho hoe ny inona no mavesa-danja kokoa @ ity olona ity ny coté positif sa négatif , satria somary madiditra izay izy; sarotra tenenina; saingy toetranay vehivavy moa
rehefa tia dia mandeha an-jambany fotsiny ka raha tsy voadona mafy kely tsy tonga saina.
Tsara anefa ny voa toy izay misy hatao lesona @ ho avy ; ka izay ry namana raha te hifanoratra sy hitantarako ny cas nahazo ahy sy izay lesona kely azoko t@ zay dia ity ny adiresiko: motamo1234@yahoo.fr na tél 0331419488
Zay fa mahereza fa ny mety sy ny hahatsara ny fonao sy ny sainao miaraka ihany no ataovy
Aza kivikivy foana izany rakoto aaaaa





47. naughtyboy ( 29/04/2006 14:00)
ampiko kely ny tenin'i soleil fa efa masaka io kozy io ,ny hitako mety de tsy azo avelavela lavitra zany raha cherie nefa misy antony daolo ny zvt rehetra fa mety tsy tanteraka ndray mande ka tsara raha hatonina
akaikikaiky ny toerana ka na ny fotoana aza de lasa namanao ahamatotra ny fifampitokisana otrany zazakely tezaina ihany io ka samy mazava ny andraikitra raha tiana halebiazina aradalana fa ny olako kely tsy aleo ve ny aty samy lavitra no mifanambombotra ry cherie isany an....tsy misy maharatsy an'izany ko ange!
48. Fiffi ( 01/05/2006 03:19)
tsy misy maharatsy azy marina.
49. rapala ( 03/05/2006 10:17)
ilay naughtyboy kay mba hendry ihany raha tena dinihina. Marina tokoa ny hoe tsy haleo ve isika samy lavitra aty no mifanamboatra. Mampalahelo ange no nahazo an\'i llah e. Na dia tia toy inona rehefa ela loatra vao mifanerasera dia miamangatsika ilay \'afo\' sady ihany koa ilay sipa any dago koa ange ka dange be rahandrebireby e, surtout hoe fantany fa manana sipa lavitra enao e...romotra mihintsy ry zalahy na vhvy na lhly.
50. naughtyboy ( 03/05/2006 19:08)
aiza ho aiza zany le tany tsy misy elanelany fa le elanelantany mampitsako tsy misy...mbo azo hifanamboarana ry reto omeo ohatra aloha e,tsy ao dago an..
samy milaza ny heviny malalaka????
51. rapala ( 03/05/2006 19:17)
halefaso aloha ny hevitry naughtyboy e:idea:
52. naughtyboy ( 03/05/2006 19:36)
raha eto eropa zao de United Kingdom malalaka ny fomba fijeriny ny vahiny mora koko no ny ao eropa ny fombampiainany na de mitsidika fotsiny aza enao
de ahita taratra zany ny toetrandro no mahakamo kely ,united states toerana telo ihany no azoko omena Florida ,california,washington D.C( io ndray mety ny
reviko manokana) raha any azia de Singapour raha midina kely avy eo de i Sydney ra eropa atsinana sy nyambiny de Croatie sy grece...
53. naughtyboy ( 04/05/2006 10:39)
zavamisy sy zavamarina reo...misy zao milaza oue mirediredy ve sa dedaka?
Ny valiny de tsia mbola resaka mitohy mantsy ty tantara ty fa tsy we miitatra,tsy mirediredy fa revy io ka samia mahatanty an,raha volana zao na kintana reo toerana lazaiko de mazava fa mampanantena kintana amambolana lery nefa ny vatatenany aza tsy tongany teny !! betsaka no niteny an\'io fa tsy nisy nahomby (mety we reviny kou zany tsy azo ifanomezantsiny..)
tsy dedaka satria reo zany mbola atao oue ampolony fotsiny mbola betsaka no azo fidina raha akelezina ny lisitra de lasa me milay be ndray aza le toerana nefa iny tsy azo ambara alohany fotoana fa aleo alo apetraka ny soratra de mangilana ny sofina mihaino fa mety daolo ze resaka mandeha..
54. rapala ( 04/05/2006 12:30)
tena 'deep' be mihintsy izany resantsika izany ry naughtyboy, mahay teny gasy aho fa tena very aho manaraka ilay izy, fa maninona tsara hoe?:oops::oops:
55. naughtyboy ( 04/05/2006 13:33)
tsy "deep" no le legs io eh hahaha..inn ary zany menamenatsa zany aleo averiko kely ny tantara fa tsy nifanaraka ny sary sy feo t@ iny.misy kilalao zany teo e,ny fanotaniana de we "aiza le tany tsy misy elanelany?fa tsy mety le elanelantany " ny loka de lazaiko tsara avy eo..
de narosoko ary ny hevitro ary be loatsa le komentera de notapahina kely alo, anjarako ndary zao no miheno sa ahoana??
56. rapala ( 05/05/2006 10:12)
ilay mamangy any USA to mazana be sady lafo be ny fré, mitovy koa ny halafon\'i ostralia sy singapouro. Eropa indray mba mora satri misy any easyjet sy ryanair. Ny :?:dia izao @ mahampianatra ny rehetra to tena tsy misy vola hivezivezena lety a, dia mbola hiandry indray kou ange izany e:lol:
57. naughtyboy ( 05/05/2006 14:31)
tsara le Eropa zany raha azoko tsara , fa nga mou zany de tena tsy azo vahana zany olana mitapo fotsiny wk.end 1 de any hita eo sa..
58. rapala ( 05/05/2006 20:00)
aiza ary no misy an'i naughtyboy dia ho hitantsika eo raha azo vangina :wink:- raha vao USA kosa lou de tena tsy lasa w/end izany kou:°)
59. naughtyboy ( 05/05/2006 20:11)
jereo ny msg nao ary kaloo e..fa mety miketriketrika ao ambilany ao ny tohiny
60. naughtyboy ( 05/05/2006 20:58)
kilase ho sekire hono io informasio io "for your eyes only... " destinasio: first class delivery eropa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078