Andrasako fona anao chérie!

21. Fiffi ( 27/04/2006 04:29)
de andriko foana hoa! :oops::oops: satria mahery ny fitia. :)
22. mamzelkely ( 27/04/2006 06:23)
sonwin:

Mety ary tena mety tsy misy hanenena raha toa ka mifankatia tokoa ianareo. Misy fomba azo hanafanana ny fitiavana na mifanalavitra aza ny toerana...misy hira izay manao hoe: ..
Ranomasina eny kely dia kely,
Eo anatrehan'ny fo roa mifankatia



marina ky zany aaa :wink::-D:-D:-D

23. diamondra27 ( 27/04/2006 06:33)
sonwin: hira fotsiny izany fa rehefa réel le fisarahana lavitra mety hivadika ihany ho an'ny olona sasany . Miankina @ tsirairay io, miankina @ circonstance sy ny faiblesse n'i olona ihany koa. Miankina @ coup de foudre, sns...

fa olona miasa manao mission ve aloha no andrasanao sa mpianatra e! de enao miandry azy ve vhv sa lhl? Mila fantarina daholo 'zany rehetra rehetra izany, satria samy hafa ny cas possible.

Oh: ianao izao mbola tsy vita fiancé na mariazy fa oe: toky ifanomezana fotsiny, lasa misson anefa ilay kof, any @ mission-ny anefa de tsy maintsy mba misy fotoana kely ihany ifandraisany @ olona ivelan'ny asa na mpiara-miasa mba hi-défoule kely. Raha @iny fotoana iny anefa izy no mahita olona tampoka ilay vhv idealiny de eo ny tranonao, mampamangy fa tsy hiverina ami ao intsony io lhl io satria nahita ny sahaza azy.

Misy ihany koa cas hafa oe: sendra izy en manque iny no nahita vhv nahay azy , na dia hiaraka aminao aza izy dia tsy ianao no ao antsainy fa le vhv niaraka taminy nandritra iny fotoana fohy iny ka nahitanay tsirony

.....

be de be ny cas fa anjaranareo roa ny mitaiza ny fitiavanareo mba tsy hisy ny mpanakorontana.

Manàna confiance fa raha tsy misy ny cfahatokisana de ho rava maina ny fitiavana naorinareo satria tsy bonne base
24. ari.malala ( 27/04/2006 06:38)
ahummmmm izy mitsam ndray reo an :-D:-D:-D
25. mamy23 ( 27/04/2006 06:53)
Marina ny tenin'ny diamondra teo : miankina @ fitiana izy io. Ny communication aza atao ambaninjavatra. Raha misy roue de secours moa aza atao hita loatra fa ataovy anaty mal ary aza miantehitra amin'io loatra. Izay ilanao ny roue de secours ihany ampiasaina azy dia izay.
Dia miandrasa an'i Poly fa ho avy izy.
26. soleil ( 27/04/2006 07:15)

miankina amin'ny resaka sy ny fifandraisana rehetra rehetra aloha io saingy amin'ny ankapobeny ny fitiavana misara-toerana ela loatra tsy dia tsara sy mateza loatra fa misy iray ami'ireo foana mamitaka sy mandainga ,marina fa rehefa tonga any amin'ilay olon-tiany izy hampiseho fitiavana sy hanavao indray ny toky fa io ianao ihany no mahalala azy ,

ny fanafody sy vaha-olana tsara indrindra dia ny tsy mamosavy tena aloha ny hoe izy zao manao an'izao na izao ,matoky azy tanteraka ianao dia izay sinon enfer ho anao le fitiavana adin-tsaina , aretim-po sy ny sisa , raha mahavita ny tsy manaja ny toky sy ny teny nomena dia izay no idealy indrindra nefa hoy aho sarotra be izany indridnra raha toa ka fitiavana vao koloina sy aorina mila fitaizana mantsy izy ireny mba tsy halazo

dia fadio ny mihaino ny vavan'ny mpanatsatso fa rehefa tia azy ianao dia aza miova hevitra na simban'ny olona ny saina hoe izy ve tsy hanao an'izao na izao


27. Fiffi ( 27/04/2006 07:42)
hummmmm mampiheritreritra lalina dia lalina tokoa izao voalaza rehetra eto zao ka aleo aloha handinika miadana.
28. mamzelkely ( 27/04/2006 08:51)
ny anah klo enjasako ra mbola azoko atao ee refa ts oki ve ts ajanona ihany ee:-D:-D
29. little ( 27/04/2006 10:20)

sarotra izany! sarotra izany! ary mbola averiko indray sarotra izany!:-w:-w:-w:-w
30. sonwin ( 27/04/2006 10:33)
mora zany ary tena mora.
diams> efa nosoratako tsara hoe: "raha toa ka mifankatia..."
31. cutie ( 27/04/2006 10:37)
Mpandefa : sonwin [ Valio ] 27-04-2006 15:33:47
Lohateny : Re : Andrasako fona anao chérie!
mora zany ary tena mora.
diams> efa nosoratako tsara hoe: "raha toa ka mifankatia..."
marina zany
32. ari.malala ( 27/04/2006 10:51)
mahay miandry hono izay tia e!
33. Fiffi ( 27/04/2006 11:43)
ari.malala: ny ahy andrasako an! :)
34. baomijijy ( 27/04/2006 11:48)
nefary zareo de zao a, lavitry ny maso lavitry ny fo, tsara le oe hatsaraina ny communication, nefa ny lhl aza anie, miara miaina aminao de mbla maita miodina atsy sy ary e, maika fa any lavitra any, tsy aiko alo fa raza de tsy miandry ah, tsara de tsara le miandry nefa sao miandry an'i poly eo arka ny teniny mamy23 teo, efa nahit mantsy za sasaniandry fotsiny le vhv, nef ry zareo de miresak sanandro, mitelephone, mifandefa mail, michat isan'andro, tena tsy mifankafoy nefa de entre temp razoky nahazak sipa hafa ko de tavela taty le vhv, mampalaelo e, ary ref tena nandinik za de mis point 1 iraisan'ny lhl reetr, tena ankavitsin zan oe lhl fidel zan, ambava fotsiny ny sasan fa ireny no ten grave, ;-):D
35. cutie ( 27/04/2006 11:53)
arakaraky ny oul io ry baomijijy a
36. Herimiafina ( 27/04/2006 13:36)
Ny ahy klou refa lavitry ny masoko dia MINOA FOTSINY IHANY zah e! I Johhny Rapida mantsy consultant international knou! hehehehehe=))=))
37. soleil ( 27/04/2006 14:51)
baomijijy>tena marina ny lazainao fa nanana namana akaiky tena akaiky aho nanao an'izany zao anefa zao naninona ? na ny mifanoratra ary tsy natao intsony zany ary anefa isaky ny miantso le lhl de miresaka ami'ny mamany ke vehivavy , mampalahelo ny teotra'ny lhl sasany raha hoatr'izany ,tsy dia azo antola loatra

mamzelkely> tsara dia tsara ny fitiavanao ary tena miombon-kevitra aminao aho fa ny olana anie dia izao refa tena lasa lavitra dia lavitra le fitiavana ka voafitaka ianao de ahoana ? tsy eriteritreretina e zay anagmba

38. Fiffi ( 27/04/2006 15:47)
hoy Herimiafina:
Ny ahy klou refa lavitry ny masoko dia MINOA FOTSINY IHANY zah e!
nefa hono ny maharitra vadin'Andriana!
39. ari.malala ( 28/04/2006 05:53)
eny e mety hoe mihodina anie le ray e, fa zao, i fitiavana io hono fasambazimba ka zay manitsaka aloha kely ila, zany hoe manenina izay manao ratsy aloha e! mety hoe nanantena hoe nahazo tsara kay nahita ny ngidiny de eo vao hanenina! ra za alo d miandry e! d mila mifampatoky :)
40. nambina ( 28/04/2006 07:42)
dia hafirina nareo no hiandry - mety ny fitiavanareo no mahery fa ahoana ny azy? tsika vhvy ge mantanty fa ny lhly tsy mazaka ritima e:D

aza da miandry elabe so dia las malazo ao=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0527