tafakatra 780.000fmg ny frais de visa ao @ consulat...

1. petsambava ( 22/04/2006 05:59)
tafakatra 780.000fmg izany hoe 35euros à 60 euros ny frais de visa espace shengen rehetra
jereo ao @ wanadoo.mg
répondu par Lalah le 01/05/2006 23:43
2. Fanja1 ( 22/04/2006 06:30)
mmhhh mitovy @ ity ahy zany!
3. andry44 ( 22/04/2006 08:11)
ka ny Frantsay anie ataony mihitsy izay hahakely ny olona miditra any aminy @izao e!
Jereo ny fahasahiranana maka visas.Rha vao misy tsy ampy kaly ny dossier d'efa any ianao;avy eo indray mbola fanadihadiana lava reny vao mety ho voaray ny dossier-anao.Visas de transit fotsiny io an!fa ny long séjour indray tsy haiko
4. Fanja1 ( 22/04/2006 11:21)
ka efa tsy tin'ny olona aza inn no mbola aleha aty ihany fa tsy aleo mijanona any (mba tokony hisy fierté) na mitady tany hafa zay manaiky antsika e!:)
5. vale ( 22/04/2006 11:34)
petsambava> mba lalina koa izany!!!:roll:
6. TANALAHY ( 22/04/2006 12:32)
Ary tsy niova ve ny visa long séjour sa mbola ilay prix taloha ihany,
7. dadabe ( 22/04/2006 13:34)
makanesa aty chine e, ny frantsay anie no namono malagasy be indrindra t@ 1947 e, fa mody sarotsaromana foana hatramin'izao , nefa aiza isika par rapport @ honk kong ?????? zanatany angilisy , mbola taty aorian be an'i madagasikara nefa efa aiza ??jereo koa singapore.....
8. Fiffi ( 22/04/2006 15:11)
hoy fanja1
ka efa tsy tin'ny olona aza inn no mbola aleha aty ihany fa tsy aleo mijanona any (mba tokony hisy fierté)
aiza aloha no misy anao ry fanja1 ? mino aho fa aty frantsa satria miteny ianao hoe" inn no mbola aleha aty ihany " aza mba hatao an'izany kosa ny olona eh! raha efa tsara toerana aty ianao dia mba mankahery ireo izay mba te-ho avy an! mba tokony hisy fierté ahoana moa zany kosa ? moa ve isika rehetra aty manana izany hoe fierté zany ? fierté fa efa aty ve ? mba mijaly kosa ny mahazo ny namana fa mba tokony hoe mankahery azy ireo no hataontsika izay efa aty .
mmhhh mitovy @ ity ahy zany!
mba jereo kosa ny différence an! 35 à 60€ ny visas , mino aho fa ho mora ho antsika aty ny fahazahoana io vola io an! fa ny any kosa heverinao fa mora ve ny ahazahoana 780.000FMG ? ohatrinona ny SMIG any ? de tsy mitovy zany aloha amoko an!
9. Fiffi ( 22/04/2006 15:15)
vale: marina mihintsy akia zany an! tena mba lalina sady mampalahelo ho an'ny ireo namana mba te-ho avy aty eh! ny visas ho an'ny mpianatra zao efa mila tsy misy ahazo , fihadiana lava zao mba ahazahoana an'io , zao indray dia nasondrotra ny visas ! tena mba mafy sy lalina eh!
10. Fanja1 ( 22/04/2006 15:36)
Fiffi aty france za , ary tsy choix-ko no ho taty fa efa aty aloha de miaritra fa tsy afaka manao n'inn za. Efa hita zao anie ny tsy fitiavan'ny frantsay antsika de inn ihany aza no mbola aleha aty. aleo marina makany @ dadabe any chine.:)
11. kally ( 22/04/2006 15:52)
Fa angaha moa Frantsa irery no resaka eto fa tsy Schengen e? fanamarihana fotsiny iny.Fa ny an'i Etazonia aza moa efa oviana no 15 euros ny maka rendez-vous fotsiny,85 euros aloha mialoha na ho any na tsy ho any ary rehefa avy eo mbola mandoa 20 euros vidin'ny visa.Tsy te-hampiantrano olona ho vesatra ho any fireneny hono ny vazaha re e! arak'ilay hoe omby mahia ho'a tsy lelafin'ny namany.
12. Fiffi ( 22/04/2006 16:00)
fanja1: ka izay ary no mba tiany ka inona no azo hatao ? tsy ny gasy hiany anie no tsy tian'ny frantsay an! raha mijery ianao ary sur aho fa fantatrao zany ny fandehan-javatra aty , ohatra t@ ireny grevy CPE ireny , mba naheno ve ianao fa mba nisy gasy t@ ireny mpanararaotra sy mpanimba ireny ? sy mpangalatra sns...... Raha mijery tsara ianao dia ny Malagasy no hendry indrindra . Hafa hiany ny toetran'ny gasy , ary raha hoe resaka tsy tian'ny frantsay ny gasy , azo lazaina ve hoe ny gasy hiany no tsy tiany ? fa hampekarina fotsiny ny fahazahoana visas mba ahakivy ny olona fa hatraiza hatraiza io an! na izany aza dia mampalahelo ny olona izay mba te-ho tonga aty.
13. Fanja1 ( 23/04/2006 05:27)
fiffi za tsy miteny we maditra ny gasy , ary miombokevitra aminao za we mampalahelo ny gasy mba te ho aty nefa tsy afaka satria tsy avelanjy zareo. Fa maninona anefa raha efa hay fa ho vola very fotsiny, satria mila mandoha vola enao ka na ho lasa (raha ho lasa) na tsy lasa lasanjy zareo ny volanao iny, tsy alatra ve zany? midika fa tsy rarahiny enao na lasa na tsia fa ny vola efa any ampôsinjy zareo.
14. sipagasy ( 23/04/2006 05:30)

NOUS SOMMES TOUS VISÉS ET TOUS CONCERNÉS
PAR LE PROJET DE LOI SUR L’IMMIGRATION

Sous le prétexte d’une immigration « choisie », cette réforme de la loi CESEDA (Code de l’entrée et du séjour des étrangers et du droit d’asile) remet en cause les droits fondamentaux de tous les étrangers en France et leurs familles, les Malgaches y compris, et dont la plupart seront voués à devenir des sans-papiers si cette loi est votée telle quelle.

Ce projet de loi CESEDA sera examiné et mis au vote à l’Assemblée Nationale à partir du 2 mai 2006, mais la circulaire du 21 février 2006 sur l’interpellation des étrangers en situation irrégulière qui peuvent s’effectuer partout, dans leurs foyers, dans les centres d’hébergement et même dans les hôpitaux et blocs opératoires, est absolument inacceptable et dénoncée par les personnels hospitaliers et médecins.

L’Association des Etudiants d’Origine Malgache (AEOM) s’est engagée au sein du Collectif Uni(e)s Contre une Immigration Jetable (UCIJ), qui réunit 400 organisations associatives, syndicales, politiques, (comme le GISTI,Groupe d’Information et de Soutien aux Immigrés, la LDH Ligue des Droits de l’Homme, le Réseau Education sans frontières, le CEDETIM, ATTAC, CGT, CIMADE, ASTI, Droit Devant, FASTI, FSU, FCPE, Médecins du Monde, LCR, LO, PS, PCF, Syndicats des avocats de France, Syndicat de la Magistrature, SUD Education, UNEF, Union Syndicale et Solidaires, Les Verts…) pour faire reculer ceux qui veulent faire des étrangers une main-d’œuvre soi-disant « utile », mais en réalité jetable et privée du droit de vivre normalement.

Lors d’un grand concert exceptionnel et gratuit organisé par l’UCIJ et réunissant environ 30 000 personnes, Place de la République, à Paris le 2 avril dernier, nous avons démontré la force de nos convictions de tolérance et de solidarité envers tous les étrangers et leurs familles. Alors que les interpellations brutales de sans-papiers et de leurs soutiens se multiplient, la mobilisation doit se renforcer.

Pour en savoir plus sur la lutte incontournable qui se joue actuellement, l’AEOM invite l’ensemble de la communauté malgache de la région parisienne et tout citoyen épris des valeurs de Liberté, Egalité et Fraternité à participer à :

Une réunion d’Information et de Débat
sur ce CESEDA

Avec la participation d’intervenants juristes et spécialistes
Au sein du Collectif Uni(e)s Contre une Immigration Jetable

Samedi 22 avril 2006
A partir de 19 heures
Au 17 rue de l’Avre, Paris 15e (M° La Motte-Picquet – Grenelle)

Petit buffet prévu et documentation disponible sur place. Venez nombreux !

Cette réunion traitera également des perspectives de la mobilisation en vue de la
Grande manifestation, organisée par l’UCIJ, samedi 29 avril 2006 qui partira à 14h de la Place de la République (à Paris).

Association des Etudiants d’Origine Malgache – AEOM – 17, rue de l’Avre, 75015 Paris
aeom@ras.eu.org et www.aeom.sgdg.org


--------------------------------------------------------------------------------


miala tsiny fa @ teny frantsay ry dadabe annn hihihisady lava koa
15. kiali ( 23/04/2006 11:23)
ouay ! aleo mangina !
16. Fiffi ( 23/04/2006 11:25)
sipagasy: =D=D fa ten
17. Fiffi ( 23/04/2006 11:31)
lasa tampoka nefa mbola tsy vita ny tiana ho lazaina!
sipagasy: tena mampalahelo ny toe-javatra tahak'izao , saingy hatao ahoana moa ? ny zavatra tena mampalahelo ahy dia ireo ankizy izay mba te-hanoy ny fianarany aty .
fanja1: marina koa aloha ny anao hoe vola very maina fotsiny sy halatra ireny ary tena tsy rariny mihintsy ny zavatra miseho ankehitriny , fa na dia izany kosa aza dia mampalahelo ny mijery ny olona izay te-hanoy ny fianarany.
18. Fanja1 ( 24/04/2006 12:49)
Fiffi ka inn aza ny hevitra e? zay anie no tokony ho dinihina e! non?
19. Lalah ( 01/05/2006 23:43)
Ny anareo aza ry reto mbola mora, fa ny an ny ambassady amerikanina de tsy heran ny aina mihintsy, 1,250,000,00 hono amin izao dia miampy 1,000,000 fmg io an! fees alaindry zareo aty, tsy haiko intsony aloha zay fahamarinany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0802