Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
xxx
(
18/04/2006 16:57)
e! AREHETO KELY NY JIRO fa misy tsy mazàva ....
E! areheto kely ny jiro e fa misy tsy mazàva....
Ny zavatra tena atahoran'i RAVALOMANANA indrindra dia ny explosion sociale na ny émeutes ...Izany no antony nanomezany marché FID an 'ingahy SARERA...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:25
Manafo
(
18/04/2006 13:10)
Mba torohy hevitra ry zareo fa tena tsy haiko intsony.
Zao ry zareo a! Misy olona iray nitoriko fitiavana ary de nanaiky ahy izy efa nolazainy tamiko anefa fa misy olona miaraka aminy, lazainy fa efa vita soratra hono ry zareo. Tsy nino aho satria nilaza ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 16:01
petsambava
(
18/04/2006 09:54)
calcul mitombina ity
asa izay mba mahay mathématique e
ity izany ilay probléme
calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2006 04:23
4mimananelatra
(
18/04/2006 08:08)
LAVONS NOS LINGES SALES EN FAMILLE!!!
MAHALASA SAINA ihany ny zava-miseho ara-pôlitika eto MADAGASIKARA @ izao fotoana izao hoy ny NTAOLO MALAGASY hoe :ny tokatrano tsy ahahaka .Jereo ohatra ny interview izay nataon'ingahy ZAFY ALBERT ta...
tohiny
novalian'i xxx ny 19/04/2006 18:36
xxx
(
18/04/2006 07:41)
VITA NY RNS !!HITA TARATRA T@ INY NY TOE-TSAIN' NY GASY...
Vita iny ny RNS 2006 , misy ny zavatra tsara toy ny firaisan-kina ny samy malagasy NEFA misy hita ihany ny toetoetran'ny olona sasany ao ny TIA TENA ,ao ny manambony tena, ao ny miavonavona, sns.... f...
tohiny
novalian'i sasa ny 25/04/2006 04:41
diamondra27
(
18/04/2006 07:24)
ghost
sao de misy mahay le titre ny hira mande @io film nareo kay? ohhh darling.....
ahoana ny fihetsemponareo @io film io ?
ny ahy de mampitomany foana isaky ny mijery azy...
tohiny
novalian'i vale ny 28/04/2006 09:03
mamzelkely
(
18/04/2006 06:33)
hijery anao
sô de mbô misy manana ny tonon'ilay hiran'AmbodronA [b]"hijery anao"[/b] iny kay fa mba tiko izy iny fa misy ts azoko mits le teneniny de ra ts misy mo zany de afaka misangisangy zay te hisangy fa t...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 25/04/2006 10:27
ravatorano
(
18/04/2006 05:37)
D hiakatra daholo indray zany ny zava drehetra
CRISE DU PÉTROLE - FORTE HAUSSE ANNONCÉE DU PRIX DES CARBURANTS
Les prix subiront une hausse considérable en mai.
Les pétroliers annoncent une autre hausse du prix des carburants d'ici quelque...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 08:30
ravatorano
(
18/04/2006 05:30)
famonoa tena indray ty ! d maagaga mihitsy e !
FAMONOAN-TENA. Toa mitombo isa hatrany ny isan’ny olona mamono tena. Tsy lahy, tsy vavy fa samy voakasik’izany avokoa.
« Japonaise » nihidy aman-trano hamono tena
------------------------...
tohiny
novalian'i Maneva ny 20/06/2006 12:47
diamondra27
(
17/04/2006 21:42)
Belge fa secouriste
[url=http://www.hiboox.com/image.php?img=2fch029.jpg][img]http://www.hiboox.com/vignettes/1606/2fch029.jpg[/img][/url]...
tohiny
novalian'i watafon ny 25/04/2006 16:56
pitoussy
(
17/04/2006 20:52)
fampatoriana zaza
sao dia mba misy mahay hirahira fampatoriana zaza nareo mba ampio za ry reto fa dia tena sahirana mampatory ny zanako fa dia "iny hono izy ravorombazaha " foana , dia aiza ihany koa no mety ahitana il...
tohiny
novalian'i soanja ny 20/04/2006 14:01
diamondra27
(
17/04/2006 19:45)
CPE
[url=http://www.hiboox.com/image.php?img=vu5jvzk.jpg][img]http://www.hiboox.com/vignettes/1606/vu5jvzk.jpg[/img][/url]...
tohiny
novalian'i watafon ny 25/04/2006 17:02
diamondra27
(
17/04/2006 19:30)
hafatra manokana
ho anareo mpiasa sy mpianatra...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 06/05/2006 09:58
xxx
(
17/04/2006 13:10)
Mila fanampiana avy aminareo
Izao ny olako! Dé mbo mangataka fanampiana avy aminareo mpamaky izaho raha mety!:D
Tovovavy 22 taona aho. Miaraka @ tovolahy 27 taona. Efa ho enim-bolana izao no niarahanay! T@ voalohany dia tsy dia...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 09:35
ds
(
17/04/2006 12:40)
RNS 2006 - Tafahaona
Tafahaona soa aman-tsara ny namana vitsivitsy nandritra ny RNS tany Vichy.
Nitady toko ka sendra vato koa dia velom-pisaorana anareo rehetra nanohina ny antso. Santatra am-bavarano iny ka inoana fa n...
tohiny
novalian'i cutie ny 05/05/2006 13:59
xxx
(
17/04/2006 09:44)
4 taona lasa izay izao no zava-nitranga!!!
4 taona lasa izay izao no zava-nitranga...
http://www.madanight.com/pictures/madagascar-medias/didier-ratsiraka-valise.jpg
aprés 2007 hanao ahoan in1 izaho ihany no hanao ny sary fa aza matahotr...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 14:12
xxx
(
17/04/2006 08:20)
analyse tsotsotra @ 2007 sy aprés 2007...
Aleo angamba aloha r'ireto hanao karazana analyse tsotsotra kely dieny izao aloha:" ny hanongotsongoana ny maty mantsy hono matahotra ny handevim-belona!!".
Ny zavatra sur aloha dia hisy ny 2é tour ...
tohiny
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:38
xxx
(
17/04/2006 07:08)
vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara hono ka hoe....
Raha izaho manokana aloha dia hitako fa somary vulgaire ny vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara .Asa izay eritreritry ny hafa!:?:
En plus lasa mauvais exemple ho an'ny ankizy !!...
tohiny
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 16:27
zandrikely
(
16/04/2006 18:55)
fitiavanao ry tompo
io no saika nosoratana fa azafady o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 08:35
zandrikely
(
16/04/2006 18:54)
fiataiavanao tompo
ny fitiavanao ry tompo no naha toy izao anay
io fitiavana io tompo o no mampandefitra ahy
ahoanany fahazoanareo an'ireo
[i]Nahitsin'i lanto[/i]...
tohiny
novalian'i marozevo ny 21/05/2006 08:55
