analyse tsotsotra @ 2007 sy aprés 2007...

1. xxx ( 17/04/2006 08:20)
Aleo angamba aloha r'ireto hanao karazana analyse tsotsotra kely dieny izao aloha:" ny hanongotsongoana ny maty mantsy hono matahotra ny handevim-belona!!".
Ny zavatra sur aloha dia hisy ny 2é tour satria maro ny candidats ao: RA8,Ny Hasina ,Herizo, Pierrot Rajaonarivelo,Pasitera Daniel RAJAKOBA,Zafy Albert...ireo aloha no tena sur fa hilatsaka mety mbola hisy eo @ 3 à 4 autres candidats potentiels ...Ny pronostic hitombona aloha ny candidats 2 hiatrika ny 2é tour dia RAVALOMANANA sy PIERROT .EO no hipetraka ny fanontaniana lehibe? ho mangarahara ve ny valim-pifidianana? ny olona ao @ HCC mantsy dia olona nametraka an'i Ra8 t@ 2é investiture asa raha nisy nahatadidy an'izay aloha.

Raha réelu i RA8 hanao ahoana ny 2é mandat-ny
Raha tsy lany intsony izy hanao ahoana koa ny réaction ny ?SY NY MPOMBA AZY surtout...!!!ny tena hampihomé raha tsy lany intsony i ra8 dia ireo mpamadika palitao be dia be indray!!!:-D
novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:38
2. xxx ( 17/04/2006 09:30)
non diso izany fa izy 2 lahy ireto no hanao 2é tour:-D
http://www.hbandtimo.com/post%20election%202/Didier_et_Marc.jpg:
3. xxx ( 17/04/2006 09:36)
misy ahitsy kelo o:-D
http://www.hbandtimo.com/post election 2/Didier_et_Marc.jpg
4. ainaheri ( 17/04/2006 09:52)
xxx tsy misokatra lay izy, fa resaka resaka fa raha ny arema alou tafakatra eo d vita tanteraka ny @ ra8 na eo @ sehatra politika na io orinasa tiko io aza d @ zay mivoka doli ny dinozoro sy ny mpamadika palitao rehetra!!!
5. Fiffi ( 17/04/2006 10:49)
raha....... raha ........ iza aloha no ahafantatra izay zavatra hiseho eo fa dia misy fotonan avokoa ny zava-drehetra eh!
6. xxx ( 17/04/2006 15:35)
de mbola hilatsaka indray ve i zafy efa antitra be sady tsy mahay , firy ny vato azon'izy sy herizo?
7. pissoa ( 17/04/2006 16:31)
Ny olona rehetra milatsaka anie tsy dia hoe hahazo vato be na hoe ho lany daholo no tanjony e. Izay ilay atao hoe politika e!
8. xxx ( 17/04/2006 17:28)
Nga moa i pierrot afaka milatsaka, ataoko ity efa meloka niadala.
9. Fiffi ( 18/04/2006 12:45)
i zafy zany kosa aloha tsy alehany mihintsy eh! na dia pitiny aza tsy mba nisy zavatra hita nataony t@ izy teo!
10. marozevo ( 18/04/2006 19:57)
Raha ny Arema no tafaverina amin'ny fitondrana eo, dia ho potika tanteraka i Ravalomanana, marina izany, ary tsy i Ravalomanana irery no ho potika fa ny Malagasy rehetra. Mba ity aho eto !! Afa-tsy ny Arema mazava loatra.
11. xxx ( 18/04/2006 22:01)
Voeux pieux
12. xxx ( 18/04/2006 22:07)
Ra8 tsy adala tsy akory. Jereo fotsiny ny Tiko, indrisy fa io ihany no antsika no mahadefier karana sy sinoa. Isaorako izy na dia izay fotsiny aza.
13. Fiffi ( 19/04/2006 04:14)
Raha ny Arema no tafaverina amin'ny fitondrana eo, dia ho potika tanteraka i Ravalomanana, marina izany, ary tsy i Ravalomanana irery no ho potika fa ny Malagasy rehetra
raha mba i Ra8 hiany no ho potika , mba olona irery io fa ny Malagasy rehetra sy ity Tanindrazantsika malalantsika ity no hampalahelo.
14. TDMmalaza ( 19/04/2006 07:33)
marozevo:

Raha ny Arema no tafaverina amin'ny fitondrana eo, dia ho potika tanteraka i Ravalomanana, marina izany, ary tsy i Ravalomanana irery no ho potika fa ny Malagasy rehetra. Mba ity aho eto !! Afa-tsy ny Arema mazava loatra.



io aloha tsy AREMA no tafaverina eo fa ingahy Pierrot sy olona hafa, tanora no maro an'isa. ary ny TDM no voalohanay amin'izany.

raha sahy ravalo, aza mampiseho fisainana gisitra sahala amin'io fa asehoy izany hery izany.

raha manontany kosa ny sasany hoe: i Pierrot dia meloka sy ny sisa, ny valiny dia TSOTRA: tsy misy mahameloka an'i Pierrot. no melohina tsy nahy izy. ary ny olona tsy meloka dia tsy maintsy afaka milatsaka ho fidiana foana.

ny tantara dia mbola mitohy ka ho hita eo, hoy rasoa izay.
15. xxx ( 19/04/2006 17:41)
Tsy aleo ary ve i Tantely izay patron an'i Pierrot no aroso e!
16. xxx ( 20/04/2006 19:36)
Tantely ve ? sao de manindrona koleaza :°)
17. manantsoa ( 23/04/2006 14:31)
Efa nanana andraikitra teo amin' ny fitondrana daholo ireo anarana tononinareo ireo.Misy tena nul mihitsy ary misy nahavita zavatra tsara ihany saingy ny fanahy , mba iza amin' ireo no nitsinjo ny vahoaka malagasy ary nitsangana amin' ny maha izy azy tamin' ireny fotoan-tsarotra nolalovan' ny firenena ireny??????????????
Tia tena ary tsy te-hihosona miaraka amin' ny vahoaka daholo ireo fa ny milefa sy mangina no ataony rehefa mafy ny ady.
Misy tena efa lany harena tanteraka amin' ireo ka ny ahalasa azy filoha no tanjony hanarenany izany fahavoazany izany
Tsy adala ny vahoaka .
18. xxx ( 23/04/2006 20:28)
Misy adinonareo ity ry zalahy, kanefa mety hahavita azy ihany koa ny KDRSM fa attention an!
19. fijo ( 24/04/2006 03:38)
fa le TDM ve mitapina ny masony ary tsentsina ny sofiny e.
"tsy meloka pierrot"koa nahoana no tsy sahy mody?????

tsy ny arema no lany eo fa pierrot.fa nareo TDM aza efa ahiliky ny arema izay tarihany ko ,hanantena nona eo indray.mba hirato n maso,fa efa andron'ny fisainana izao,fa tsy nofy intsony.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1485