CPE
4. Herimiafina
(
17/04/2006 21:47)
Io olona kely io ve de mba hahavita zavatra be any klé? hehehehe=))=))
5. diamondra27
(
17/04/2006 21:53)
HM: aza mano an'izany elah fa 666 nge io e! jereo tsara ny pin's-ny (klik sur la photo)
6. Herimiafina
(
17/04/2006 22:01)
Ka na 666 izy zah 777 ka haninona hono izy! memezako fotsiny raha mifanena amiko, izay olombelona ve? Pauvre petit mortel. hehehe=))=))
8. Herimiafina
(
17/04/2006 22:11)
Otsan'ny mahonena be izany no mijery ny tarehiny aza knou!
De zah sady tsy mortel no tsy immortel, izany no maha HM anah! hehehe=))=))
De zah sady tsy mortel no tsy immortel, izany no maha HM anah! hehehe=))=))
9. diamondra27
(
17/04/2006 22:14)
fa inona le hery tena miafina amin'elah e!
Efa ela ihany no saika hanontany fa zao vao misy ôkazy8O
Efa ela ihany no saika hanontany fa zao vao misy ôkazy8O
10. Herimiafina
(
17/04/2006 22:20)
Aoka izao anaka fa sao de mampalahelo be eo ianao hitenenako azy, ahan :@
Taiza njy no naka an'io sarin'i Sarkouz io? hehehe=))
Taiza njy no naka an'io sarin'i Sarkouz io? hehehe=))
13. diamondra27
(
17/04/2006 22:36)
de mazotoa mi-surf ary tandremo fa sao de bedin'i chirac eto tsika tsy miasa fa ilaozana mi-surf fotsiny:wink:
ary variana be njay HM klé!
ary variana be njay HM klé!
19. kala
(
18/04/2006 06:45)
diam > raha bedy aza: njy no alazanay any aminy kou maninon moa:-* :-* :-* :-*
HM > mba lazao ze marina ê!:roll::roll::roll:
:twisted::twisted::twisted:
HM > mba lazao ze marina ê!:roll::roll::roll:
:twisted::twisted::twisted:
20. diamondra27
(
18/04/2006 06:53)
fiffi: bedin'i neninay re satria manoro vohana
ikalakintina: merci :oops::oops:
kala:aza lazaina an'i neny oa! fa tsssss:-*:-*
ikalakintina: merci :oops::oops:
kala:aza lazaina an'i neny oa! fa tsssss:-*:-*

