calcul mitombina ity

1. petsambava ( 18/04/2006 09:54)
asa izay mba mahay mathématique e

ity izany ilay probléme

calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???
répondu par Fiffi le 01/05/2006 04:23
2. sylvain ( 18/04/2006 11:05)
(x-TIM)+(y-AREMA)=(xy-xAREMA)+(TIMy-TIMAREMA)=16/2=8 8)
3. Fiffi ( 18/04/2006 11:06)
:roll:
4. petsambava ( 18/04/2006 11:11)
diso aloha ny andra Sylvain

omena valiny 3 ianareo ary e

a- 4 mi².
b-ra8 intérêt personnel>intérêt national.
c- (13 mai )*4 .izany hoe 1972 ,1991,2002, dia izay 13 mai mbola ho avy e...
5. Fiffi ( 18/04/2006 12:42)
fa inona ary ity calcul ity ? dia hanome inona ny valiny ?:roll:
6. Herimiafina ( 18/04/2006 13:08)
-Tsy mazava ilay resaka interet personnel sy interet national: henoko foana io fa mbola tsy nahazo ohatra mazava izaho ny amin'io hatramin'izao.

-Tsy mazava le resaka 4mi, ny olana amiko dia tsy ny fitomboany isa fa ny nampisy azy mihintsy.

-Le resaka 13 mai indray amiko dia arakarak'izay mitarika makeny ihany fa tsy arakarak'izay manaraka. na mandeha mantsy io na tsy mandeha dia misy foana ny 13mai ataon'ny mpanohitra an'izay efa eo foana. tsy inona fa miaro ny interet personnel an'ilay mpitarika foana, te ho heros national, mitady voninahitra sy seza. izay foana ilay tantara!

7. hery ( 18/04/2006 14:41)
= [size=36px]TDM[/size]
8. 4mimananelatra ( 18/04/2006 15:28)
Tonga Dia Mamelatra !!!
9. Herimiafina ( 18/04/2006 17:23)
Aiza ary ilay fanazavana ry namana isany fa miandry ny tenako klé? :@
10. diamondra27 ( 18/04/2006 17:59)
aza tonga de velerina fa contré eo an!
11. marozevo ( 18/04/2006 19:47)
Diso ny sujet. Raha manao equation, ka signe + sy - no ampiasaina dia tsy mila parenthèse.
Noho izany, tsy hisy valiny mandrakizay ny sujet efa diso rahateo.
12. xxx ( 18/04/2006 22:04)
13. xxx ( 19/04/2006 01:27)
mivandravandra be ny valiny x-TIM)+(y-AREMA)=8O
14. Fiffi ( 19/04/2006 04:03)
15. TDMmalaza ( 19/04/2006 07:26)
ahoana izany calcul izany?
16. kiali ( 19/04/2006 08:04)
sohy ihany zah fa literera:D:D:D
17. ravatorano ( 19/04/2006 08:24)
kiali
18. xxx ( 19/04/2006 10:12)
Ny marina aloha de izay hilatsaka filoha mpirenena rehetra na aiza na aiza de mijery ny tombotsoany irery iany:
-Bush:petrolier, mamorona ady mba ahazoana puits maro2 sy crise ampiakatra ny vidiny.
-Ra8:voa elingelina ny tsenan'ny TIKO de milatsaka filoha.
-Za:te-hana-karena, 10% ny vola omeny FMI fotsiny no halaiko, sisa hanaovana ny asa izay heveriko mba hampandroso ny Madagasikara malala.
-Ratsiraka:mba hoafaka ireo gadra akama rehetra.
-Nyhasina:mba hamelomaso ny efa vita-dra bainina(Rapatsy filoha ny AN)Défi personnel (filoha Dago)
Adala ny toa an-dray.
19. xxx ( 23/04/2006 14:16)
Raha lany izany ilay zanak'i Pasy dia tsy hisy cyclone handalo intsony eto M/car. Satria tamin' ny fotoana nisian' ny cyclone roa nifanesy teto amintsika mantsy no nivoahan' ilay hoe manao pacte amin' ny satana ny sasanyno mahatonga ny loza eto amin' ny firenena.
20. xxx ( 23/04/2006 17:55)
Pasy partous ve zany pasy zany :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2754