calcul mitombina ity

21. fijo ( 24/04/2006 03:31)
raha lany ve ny hafa dia ihidina ny vidin'ny solika eran tany????
raha tsy midina io,ahoana ,no hampandrosoan dry zareo an'ny madagasikara????
ary farany,raha lany ry zalahy,mbola hitoy ve izao asa efa natomboka izao??????
22. rabaradaka ( 24/04/2006 06:06)
[quote=petsambava]
asa izay mba mahay mathématique e

ity izany ilay probléme

calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???
Tsotra ny valiny aloha e, tsy azo atao io formule io toy ny hoe anjely+devoly=inona ? Tsy misy valiny izany razoky a


23. xxx ( 24/04/2006 13:25)
MFM ny valiny
24. rhevinilsen ( 27/04/2006 21:44)
rabaradaka:

calculez
(x-TIM)+(y-AREMA)=???
Tsotra ny valiny aloha e, tsy azo atao io formule io toy ny hoe anjely+devoly=inona ? Tsy misy valiny izany razoky a


fa nareo firy em daholo no niala e? lol
equation à 2 variable io sahala @ hoe ax+by+c=d

ka iza le x de iza le y?

le ??? zany zao no olana, raha valeur io ataontsika hoe d
dia manome hoe x + y -(TIM+AREMA+d)=0
tonga de mivoaka @ zao fa droite io
variatioin sisa tadiavina, droite croissante sa decroissante?
raha tombatombana fotisny de decroissante io avec derivé negatif
zany hoe hikorosofahana zany ty firenentsika ty
:evil::evil::^):^):/:/:-D:-D:-P:-P:-o:-o^^^^;-);-):x:x:x:twisted::twisted:

25. fijo ( 28/04/2006 19:40)
rabaradaka an,tsy misy "impossible" amin'ny politika.
ratsiraka sy zafy izao mifanohana,nefa izy no nanampo an'ireo hiaraka????
26. xxx ( 01/05/2006 04:19)
Ary i Ndema sy za.. ka ?
Misy kosa aloha olona tena lany henatra e. Tantara lavabe nihatra tamin' ny tena ary voasorata ao anaty dictionnaire Larousse . Hitan' izao tontolo izao sy ny taranaka mifandimby fa voatacle tao anaty surface de réparation ny tena ary naratra tsy hafa niarina dia mbola misolelaka .......
tena politika tokoa ny politika ka aza manantena valina tokana amin'io ianao repetsambava a.
27. Fiffi ( 01/05/2006 04:23)
mbola misolelaka ahoana moa izany ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0486