Mila fanampiana avy aminareo

1. xxx ( 17/04/2006 13:10)
Izao ny olako! Dé mbo mangataka fanampiana avy aminareo mpamaky izaho raha mety!:D
Tovovavy 22 taona aho. Miaraka @ tovolahy 27 taona. Efa ho enim-bolana izao no niarahanay! T@ voalohany dia tsy dia tsy tena hoe tia be azy aho! Ary efa fantany izany t@ volohany! Nandritra izay enim-bolana izay anefa dia, niezaka hatrany izy hambabo ny foko tanteraka, dia vitany tokoa izany! Lasa tia ary tena tia azy aho ankehitriny!:}
Ny olana kely anefa dia ireo ray aman-dreniko! indrindra fa ny reniko. Fanantany fa miaraka izahay, saingy tsy hankafiziny ny fiarahanay!
Raha fehezina izany dia fantatro mihitsy fa tsy ho afaka ny hanorina ho avy miaraka amin'io olon-tiako io aho!
Marary ny foko izao! Na ny fomba hilazako an'ilay olon-tiako an'izay ary tsy ho fantatro! Ary tsy "imaginer-ko" mitsy izany fiainana tsy hisy azy izany!:roll::(
Mangataka anareo antanan-droa re mbo ampio aho e!
Misaotra anao! :D
novalian'i Fiffi ny 20/04/2006 09:35
2. soanja ( 17/04/2006 13:43)
Tantara efa tsy vaovao amin'ny maro ny zavatra mandalo amin'ny fiainanao. Ny torohevitro dia hoe diniho ny hoavinao. Iza no tianao hiara miaina sy miriaria miaraka aminao raha amin'ny 5 taona ho avy na 10 taona ho avy no jerenao? Ny havana sy Ray amandrena sa vady aman-janaka? Izay safidin'ny fonao no tokony arahinao. Amiko raha tia anao ny fianakavianao dia tokony ho hanaiky ny safidinao ry zareo satria tiany ianao na dia betsaka tsy dia azoazony aza ny safidinao saingy tsy ry zareo no hanambady azy fa ianao. Zavatra iray anefa, inona moa no antony mety mahatonga ny fianakaviana tsy dia mahazoazo ilay olon-tianao? Misy zavatra hitany ve ao? sa dia tsy tiako bika tsy tiako tarehy na tsy tiako razana fotsiny tsotra izao?
3. ainaheri ( 17/04/2006 13:50)
Ny zavatra tokony atonao voalohany indrindra
aloha dia ny manadiady hoe inona ny antony
tsy itavan'ny fianakavianao azy,ka afaka atolotrao eto fa vonona anome hevitra anao ny namana?:
-Ny fitondrantenany ve?
-Ny fidirambolany ve?
-Noho lay disa2 fahiny fony taloha ve?
-Nataoko farany ity ary miala tsiny raha mety mahatohana ny sasany fa zvtr mety hiseho;
ilay tsy fitovizan'ny firazanana ve?? Satria miankina @ io valinteninao io ny hamalian'ny namana anao.
Mazotoa
4. Fiffi ( 17/04/2006 15:49)
xxx : marina fa sahiran-tsaina be ianao noho izao fandehan-javatra izao ka izao no mba zavatra tiako lazaina anao:
-Tia azy ianao nefa koa tia ireo RAD-nao
fantaro anefa fa tsy hihaina mandrakizay miaraka @ RAD-nao ianao ka ny zavatra tsara tokony hataonao angamba dia izao: miresaha @ RAD-nao ianao , manaova carte sur table , lazao azy fa tsy ho afaka hihaina ianao raha tsy eo anilany nefa na izany aza dia hilainao koa ny tso-dranon'ry zareo !
-Alohan'ny hanaovana loha be raha sanatria ka mety hiafara @ io satria hoy ianao " Ary tsy "imaginer-ko" mitsy izany fiainana tsy hisy azy izany donc : ny fanafodin'io dia ny firesahana @ RAD-nao ary lazao ry zareo hoe "raha mba ianareo no eo @ toerako dia inona no zavatra hataonareo ? lazao koa ry zareo fa tsy te-haniratsira azy ireo ianao satria RAD -nao ry zareo fa dia mba mangataka ny hisainana sy hamakivakiana ny olana fa tsy tokony hisy olana izany raha miresaka sy mifanazava tsara.
-Aza matahotra mihintsy ianao milaza izay ao am-ponao .
-Jero koa aloha ny antony hoe fa maninona ? arak'ireo voalazan'i ainaheri ireo , dia noho ireo valiny izay ianao irery hiany no mahafantatra azy no handrosoanao ny resaka @ RAD-nao . Ohatra hoe "tsy miasa ve izy" ? dia aleo angamba aloha hiandry mba hiasany alohan'ny handrosoana lalindalina ny resaka.
Ny zavatra tena tsara dia tokony fantarinao tsara aloha hoe "fa maninona" dia @ io valiny io no handrosoana ny resaka ka mazotoa hatrany ary aza mora kivy an!
5. vale ( 17/04/2006 16:03)
xxx: tsisy anampiana intsony ny toro-hevitra fa ireo voalazan'ny namana eo ambony ireo dia mety ahafahana mamaha ny olana, indrindra fa ireo voalazan'i Fiffi, lazao moramora ny RAD nao fa manaja azy reo tanteraka ianao nefa tsy mahafoy ny hiala @ ilay olon-tianao! dia aza matahotra ihany koa milaza izany rehetra izany! Dia bon courage e!!:-*:-*
6. Fiffi ( 17/04/2006 16:11)
dia mba omeo vao2 akia izahay an! :-*:-*:-*
7. cutie ( 17/04/2006 18:44)
enao ihany no manampankevitra @ zany na efa niteny aza ny RAD we tsy tia an'le bandy.

Mpandefa : xxx [ Valio ] 17-04-2006 18:10:20
Lohateny : Mila fanampiana avy aminareo
Izao ny olako! Dé mbo mangataka fanampiana avy aminareo mpamaky izaho raha mety!
Tovovavy 22 taona aho. Miaraka @ tovolahy 27 taona. Efa ho enim-bolana izao no niarahanay! T@ voalohany dia tsy dia tsy tena hoe tia be azy aho! Ary efa fantany izany t@ volohany! Nandritra izay enim-bolana izay anefa dia, niezaka hatrany izy hambabo ny foko tanteraka, dia vitany tokoa izany! Lasa tia ary tena tia azy aho ankehitriny!
Ny olana kely anefa dia ireo ray aman-dreniko! indrindra fa ny reniko. Fanantany fa miaraka izahay, saingy tsy hankafiziny ny fiarahanay!
Raha fehezina izany dia fantatro mihitsy fa tsy ho afaka ny hanorina ho avy miaraka amin'io olon-tiako io aho!
Marary ny foko izao! Na ny fomba hilazako an'ilay olon-tiako an'izay ary tsy ho fantatro! Ary tsy "imaginer-ko" mitsy izany fiainana tsy hisy azy izany!
Mangataka anareo antanan-droa re mbo ampio aho e!
Misaotra anao!
8. Herimiafina ( 17/04/2006 20:02)
Hummmmmm, ario le bandy e! Henoy ny ray amandReny fa izy no efa niaraka taminao nandritry ny 22 taona fa le bandy vao enimbolana no hitanao.
Henoy ny tenindray amandreny raha malagasy ianao, fa iny toy ny tsipakin'ny ombalahy, ary na tinao na tsy tinao, de hisy fiantraikany foana amin,ny fiainanao any aoriana any io alahelondRay amandReny io.

Manjary refa miaraka eny ihany ka nandà ny teninRay amandreny ka sendra olana dia hiteny hoe: "tahak'izay aho nihaino ny tenin'ny Ray sy Reniko marina".

De mba ialana amin'izay dwe mitadiava bandy hafa! ahan :@
9. Herimiafina ( 17/04/2006 22:07)
Miala tsiny fa masiaka be angamba no nitenenako azy fa dia izay akia no raisonable kokoa an! hevitra ihany io ka hevitra fa anao ny safidy! :-*
10. Fiffi ( 18/04/2006 05:00)
Herimiafina: tsy mety kosa akia io ka! satria izy anie tsy hihaina mandrakizay miaraka @ ireo RAD-ny eh! fa aleo kosa aloha miresaka , mifanazava hoe inona ny tena olana , inona no tena antony tsy haneken'ireo RAD azy , ary raha ohatra hoe ireo RAD efa mikasa azy ho an'olon-kafa ? na hoe ny situation misy ilay bandy no tsy tiany ohtra hoe tsy miasa izy , ary rah........... fa dia izay hiany no azo hatao an! mifanazava , tsy misy fahatezerana satria efa samy olondehibe daholo , dia anjarany no mahita hoe ahoana sy ahoana , mifaazava dia am-pahendrena izany dia enganie ka ahitana valiny mahasoa izany. :)
11. mamzelkely ( 18/04/2006 05:54)
le izy re zay choix ihany fa zah kosa aloh de miteny fa tokatrano ts mahazo tso-dranon'ny RAR zany de toka trano ts hovanona ka asakasakao ihany io ry xxx de mahereza:-*
12. ikalakintina ( 18/04/2006 06:08)
mahereza xxx a!, de mivavaha, mangataha am ao ambony zay sitrapony aminao!,
13. little ( 18/04/2006 07:14)
tena oharan'ny efa hitako io scenario io kle! fa zah ko zao mbola eo ampitadiavana solution fa raha mahita ko nareo de mbo miandry sopapa ko ny aty e!
14. rurik ( 18/04/2006 07:46)
Fiffi:

xxx : marina fa sahiran-tsaina be ianao noho izao fandehan-javatra izao ka izao no mba zavatra tiako lazaina anao:
-Tia azy ianao nefa koa tia ireo RAD-nao
fantaro anefa fa tsy hihaina mandrakizay miaraka @ RAD-nao ianao ka ny zavatra tsara tokony hataonao angamba dia izao: miresaha @ RAD-nao ianao , manaova carte sur table , lazao azy fa tsy ho afaka hihaina ianao raha tsy eo anilany nefa na izany aza dia hilainao koa ny tso-dranon'ry zareo !
-Alohan'ny hanaovana loha be raha sanatria ka mety hiafara @ io satria hoy ianao " Ary tsy "imaginer-ko" mitsy izany fiainana tsy hisy azy izany donc : ny fanafodin'io dia ny firesahana @ RAD-nao ary lazao ry zareo hoe "raha mba ianareo no eo @ toerako dia inona no zavatra hataonareo ? lazao koa ry zareo fa tsy te-haniratsira azy ireo ianao satria RAD -nao ry zareo fa dia mba mangataka ny hisainana sy hamakivakiana ny olana fa tsy tokony hisy olana izany raha miresaka sy mifanazava tsara.
-Aza matahotra mihintsy ianao milaza izay ao am-ponao .
-Jero koa aloha ny antony hoe fa maninona ? arak'ireo voalazan'i ainaheri ireo , dia noho ireo valiny izay ianao irery hiany no mahafantatra azy no handrosoanao ny resaka @ RAD-nao . Ohatra hoe "tsy miasa ve izy" ? dia aleo angamba aloha hiandry mba hiasany alohan'ny handrosoana lalindalina ny resaka.
Ny zavatra tena tsara dia tokony fantarinao tsara aloha hoe "fa maninona" dia @ io valiny io no handrosoana ny resaka ka mazotoa hatrany ary aza mora kivy an!


herimiafina za kosa aloha tsy dia manaiky loatra le hevitrao fa io evitry fiFFi sy ainaheri io dia itako we afaka manampy anao ry xxx ka dia mahaiza mamakafaka sy mandinika dia ianao ihany no tokony mandray ny fanapahakevitra fa tsy ny raiamandreninao satria tsy hiara ihaina aminao mandritran'ny fihainanao akory izy ireo.
mahereza dia aza kivy fa karazampihainana daholo zany tsy ianao irery no nandalovan'ny izany fa maro ireo olona nandalo t@io toerana io
Aza kivy


15. texe ( 18/04/2006 13:09)
ny azo atao andry angamba de zao e! miankina @ fanapahakezvitrao ihany ny tena vahaolana . nefa mila fandinihana tsara fa tsy taitaitra de aza kivy zany fa fombanjavatra ny oatra izao de mahereza !
aza mikropaka mihintsy endry fa milam tsara fotsiny fa ny fikoropaana manimba zavatra be
16. Herimiafina ( 18/04/2006 13:13)
Fantatrareo ve nefa ny antony tsy ankasitrahan'ny Ray amandReny ny fiarahandry zareo? Ry zareo aza efa niaraka enimbolana.

Mety misy antony gravy be ao an1 Dia rehefa mbola tsy haiko aloha ny antony na antony mitombina na tsia dia tsia foana ny valinteniko. Ravao any izany fiarahana izany fa sao hampi-didoza an'ity zaza vao 22 taona mbola manana taona maro eo anoloany.

Ny fitiavana anie maharesy ny rehetra, d'accord aho e! fa èa court terme ihany izany fa any aoriana any tsy hainao. Iza koa mo ano afaka hamanatatra ny ho avy.

Amiko ny fitiavana natsangana eo ambonin'ny fahorin'olona surtout Ray amandReny n'a pas lieu d'être. ahan :@
17. bandykell ( 18/04/2006 19:17)
[quote=xxx]salut!!
tsapako hoe marary tokoa enao sy mitebiteby, azoko an-tsaina ihany ny mahazo anao. Ny hany mba azoko lazaina de hoe tokony hametraka fanontaniana enao alou hoe iza no hiaina ny fiainanao ? ny ray aman-dreninao sa enao ? Mou ve mitombona ny antony tsy hitiavany ny namanao sa tsia? ra tsia de ataovo ze tsapan'ny fonao mety fa aza miheno ny sainao enao fa mamitaka io saina io, aleo ny fitiavanao no mitondra azy ra tena fifankatiavana tokoa ny anareo roa kely(l)...na manakana anao ary izao tontolo izao aza manaiky fa hiaino ny fitiavanao refa mbola mifankatia nareo...ianao no hiaina ny ho avinao fa tsy ny ray aman-dreninao...ra tianao tokoa ny namanao hitanao ny vahaolana @ zany de aleo Andriamanitra no hitsara ny ataonareo fa tsy olombelona velively...maro talohanao no nitia fa nosakana nefa tafita @ ze nirina...mila mino enao ary mila mifanampy mandrakizay inareo fa mafy ny hiandry anareo roa...
mahereza fa tsy misy hitanao eo ihany ny vahaolana refa tena harahina fitiavana eeeeee:P
18. bandykell ( 18/04/2006 19:23)
[quote=Herimiafina]
enao zany ra herimiafina tena pessimista mihintsy!!!tsy zany ve lesy le antsoina hoe fitiana romantika :twisted: fantatso ihany hoe ny fo no hainona avy eo zay vao mihaino ny hafa sa aona hozy ela...tsy hasiana :@ kely indray ve?
bandy
19. Herimiafina ( 18/04/2006 19:32)
Ka hitan'ialahy kosa anie leisy ry bandykely fa tsy nikaozy mintsy le ra-joba nanao xxx hoe inona le antony tsy ankasitrahan'ny RAR an'ilay fiarahana e! Fa zah nefa mino fa decidée ra-kala hiteny an'ilay bandy hoe aleo ajanona, de tena gravy be zany le antony!

De tairo ary tohizana le :@:@:@
20. bandykell ( 18/04/2006 19:38)
marina n'enao , fa ny gravy anie ry baina de soa mampisoty ao tritriva hono refa sakanana hitia ny mpifankatia e:^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2023