Mila fanampiana avy aminareo

21. Herimiafina ( 18/04/2006 19:40)
Arakarak'ilay mpifankatia ihany io kah! na izy hiaina harahin'ny tsinindray amandReny na izy hisaoty ao Tritriva! hehehe :@
22. bandykell ( 18/04/2006 19:59)
ra herimiafina zany tonga de manapaka fiarahana @ ze rafotsikelin'la ra ny ray aman-dreny no miteny nefa ohatra le rafotsikely tena tsy misy zavatra ratsy hataony no sady love be nareo roa?:-*:-*
23. Herimiafina ( 18/04/2006 20:08)
Arakaraka kah, mbola mikaozy bonne amin'i papa sy mamana klou zah de tsy hiova hevitra eny ihany ve izy e! Miankina amin'ilay antony tsy hireveny le rafotsikeliko mantsy io e! Raha hitako fa mitombina de adaboko klé.

Inona ohatra le antony: efa jôbakelin-drabainina koa ilay joba de tadidin'ileiry de norma raha tsy reven'ileiry miaraka amiko, hehehe:@
24. bandykell ( 18/04/2006 20:18)
ka zao anie lesy tsy hoe rafotsikelin-drabaina izy taloha de na tia ary ela tsy afaka ny hiaraka aminy.ra baina kou anie mba tanora taloha e...ny fitiavana amiko tsy misy condition zany klougany e...mora ny mitia fa sarotra ny mahita olon-tiana sady tia...
:lol:
25. Herimiafina ( 18/04/2006 20:33)
Ka rabainina aza tsy poainsa taminy de ahoana no hahapoainsa anah aminy klé, hehehe:-D
26. bandykell ( 18/04/2006 20:35)
Ka mety tena raibana kosa ny anao no tsy namokatra de nampiesona na tena tsy mitovy ny tena mahasarika anareo mitsatsam kou...ra zay indray alou le cas de mila miresaka tsara nareo mitsatsam :-D:-P:-P
27. Herimiafina ( 18/04/2006 20:44)
ka iza leisy no mahalala raha zanak'i nedala tany anelakelantrano tany le Joba kely nentiko tao antrano klé, de mody hoe...hehehehe:-D
28. bandykell ( 18/04/2006 20:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D aleo ranga tsy hanalan-tsika mitsatsam le blem an'le sipakely fa aleo izy klou hiaino ny feeling ao am-pony...soa vao may marary eo ny foana, nefa ny ao -tsainy aza efa giravy ...mivadia ao @ le hevitra vaovao atsy ambadika sika mitsama e
sa aona8O
29. Herimiafina ( 18/04/2006 20:54)
Tena aleo leisy ny sipa no miakoty de tsy misy blem le.

Ny ahy izao efa vonona any ny ho vadiko raha nahita i maman sy papa. Zah mantsy kamo hitady de nampitady mihintsy, hehehehe=))=))
30. bandykell ( 18/04/2006 20:57)
aoka lesy baina...inona no tena recetty @ zany?:?:
31. Fiffi ( 19/04/2006 03:46)
Herimiafina , bandykell: :-D:-D:-D:-D mampihomehy ahy ianareo , zany indray ny resaka rehefa tafaraka ny bandy an! :-D:-D:-D:-D ao ny zokiny hanome toro-hevitra ny zandry :-D:-D:-D:-D
Fa zao koa aloha an ! ny tokatrano tsy nahazahoana tso-drano avy @ RAD aloha tsy lasa an! nefa kosa misy koa anie RAD izay tsy mba mijery sy manadihady lalindalina kokoa ny zanany fa dia izay tiany fotsiny no tokony tanterahana eh! fa na izany aza aloha marina fa tsy nilaza i xxx ny antony hoe maninona no contre @ io fiharahana io ry zareo. Raha toa ka mba nahazo exemple kely anefa isika dia nety tsara ny fifanampiana fa na izany aza dia mahereza hatrany eh!
32. pissoa ( 19/04/2006 05:07)
xxx> Efa ireo tenenin'ny namana hafa ireo akia an.
Fantaro ny antony, dia ialao nenina na any amin'ny sipan-dry na any amin'i dada sy neny ny olana. Fa rehefa tena tsy misy irika, dia izaho miombon-kevitra amin'i Herimiafina: ario le bandy, ahan :@:@
:-*:-* njy.

Herimiafina, maditsa ratsy sady miteniteny foana mihitsy an :evil:
Herimiafina:
ka iza leisy no mahalala raha zanak'i nedala tany anelakelantrano tany le Joba kely nentiko tao antrano klé, de mody hoe...hehehehe
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
33. Fiffi ( 19/04/2006 06:05)
pissoa: inona ary ity :@ ity ? tena nahazo hareti-mifindra mihintsy ndry an! :-D:-D:-D:-D
34. mamzelkely ( 19/04/2006 06:19)
Herimiafina:

Tena aleo leisy ny sipa no miakoty de tsy misy blem le.

Ny ahy izao efa vonona any ny ho vadiko raha nahita i maman sy papa. Zah mantsy kamo hitady de nampitady mihintsy, hehehehe=))=))



reveko ôôôô =D=D tiko be le frapy klé =))=))=)) de nahita ve nefa izy klou eee =))=))
35. pissoa ( 19/04/2006 06:40)
Fiffi:
pissoa: inona ary ity :@ ity ? tena nahazo hareti-mifindra mihintsy ndry an! :-D:-D:-D:-D
Fiffi an, anadahy tsy sahy mamarina anah any an-kady hoa io, tsy maninona na :@ na :{ na =)) Kony mou Herimiafina o :-* Fa le manorokoroka an'ze mandalo io no tsy sahiko ianarana kle :-w:-w=))=))


36. Fiffi ( 19/04/2006 12:38)
pissoa: fa maninona akia ? :-D:-D:-D andraso fa ataoko faisona i Herimiafina raha mitarika ho any an-kady an! :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
37. Herimiafina ( 19/04/2006 13:12)
Ianao ve no te-ho any ankady de mila ahy fa tsssss:evil:

Fa aiza i xxx e? :@
38. mamzelkely ( 19/04/2006 13:26)
aza manao an'io tezitsa beuu io ky aaaa avy aty amiko de aza manao demony trony :-D:-D:-*:-*
39. Herimiafina ( 19/04/2006 13:59)
Raha makany aminao zah de tsy io :-* io no tedaviko fa tonga de :*:*:*:* mihintsy. hehehehe:-D
40. mamzelkely ( 19/04/2006 14:04)
avy aza ee fa omeko anao io avy hengana :*:*:* hihihi:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1384