vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara hono ka hoe....

1. xxx ( 17/04/2006 07:08)
Raha izaho manokana aloha dia hitako fa somary vulgaire ny vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara .Asa izay eritreritry ny hafa!:?:
En plus lasa mauvais exemple ho an'ny ankizy !!
novalian'i dailynews ny 29/06/2006 16:27
2. pissoa ( 17/04/2006 07:22)
Na ny lehilahy na ny vehivavy angamba samy mauvais exemple ho an'ny ankizy daholo rehefa misotro taoka sy mifoka sigara e. Raha tsy hoe antony ara-pahasalamana no hifohany kely :roll::roll:

Tsy haiko ny teny hi-qualifier-na azy, fa mino aho fa mitovy ihany ho an'ny lahy sy ny vavy (ankoatra ny accord hoe feminin ny iray mou masculin ny iray fa teny frantsay mou no nampiasaina) ... Raha vulgaire araka ny teninao ny vehivavy ohatra dia ny lehilahy misotro sy mifoka koa izany vulgaire.

Ahan :@:@
3. ainaheri ( 17/04/2006 08:10)
Eny ekene fa na ny lahy na ny vavy samy ratsy doli
na misotro na mifoka fa tena manimba maso kokoa angamba(raha ny hevitro manokana)ny mahita veh mirepirepy mamo efa tsy mazaka tena eny andalana!!
4. Fiffi ( 17/04/2006 10:51)
mitovy hiany na lahy na vavy eh! tsy misy mahatsara na ny mifoka na misotro , hanimba tena eo fotsiny no vokany!
5. diamondra27 ( 17/04/2006 19:01)
toy izao no miseho raha tsy mahay mitandrina

6. diamondra27 ( 17/04/2006 19:04)
de toa izao indray no mahazo ny nify ka ahoana mbola hifoka sa hijanona?
7. diamondra27 ( 17/04/2006 19:12)

miteny ho azy ireo sary etsy ambony ireo , ka mazotoa homana ho an'izay mbola mankafy

hiboox.com/image.php?img=8e-36vg.gif][/url]
8. Herimiafina ( 17/04/2006 20:21)
Ahan :@
Somary exagerer-na kely le izy d'habitude mba hampatahotra, normaly!

Ny maharatsy ny sigara de refa ampiarahina café izy.
Ny café mantsy misy cafeine+nicotine ny sigara misy goudron+nicotine de mi-doubler ny daozina nicotine raha ampiana café.

Ny toaka injay de hummm, tiko fa ny joba klou tsy mahazo misotro e! ahan :@
9. diamondra27 ( 17/04/2006 21:21)
HM: kay kay kay azafady leisy ra -HM fa hay tokoa moa elah sady mifoka
:@:@no migoka J&B an !
10. diamondra27 ( 17/04/2006 21:23)
HS io sary io fa mialatsiny, quoique....
11. Herimiafina ( 17/04/2006 21:41)
Ie, satria ny ahy efa fanahy iniana mitady aretina. hehehehe=))=))
12. Fiffi ( 18/04/2006 05:06)
Herimiafina: :roll: :evil:
13. kala ( 18/04/2006 05:23)
:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
14. mamzelkely ( 18/04/2006 10:15)
ts haiko na vulgaire ee za sady mifoka no mingoka jere ty ataoko :@:@:@ [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Boissons/0014.gif[/IMG]
15. diamondra27 ( 18/04/2006 17:36)
hummmm
HM:aza ampianarin'elah zavatra tsy mety mamz keliko an
ahan ahan
intéressant
migoka
mifoka
bizz
de.........
16. Herimiafina ( 18/04/2006 17:39)
De mba miara-maty zahay mistam knou, misy fitiavana ohatr'izany ve ry DM klé? hehehehe=))=))
17. kala ( 19/04/2006 05:23)
diam > revy samy manana ny azy hono ê!:roll::roll::roll:

HM > tena mistery zany :twisted:
18. mamzelkely ( 19/04/2006 05:26)
HM zany angeh le we mahafoy ny aina ho an olo-tiny eee sa ts zany ry HM =))=))=))

diams< ôka aza fa ts hianatra zah eee:-*:-*:-*
19. Fiffi ( 19/04/2006 06:42)
HM zany angeh le we mahafoy ny aina ho an olo-tiny eee rehefa tena tia tokoa , inona moa no tsy ho vita ? marina ny andry ry mamz an! :):-*
20. mamzelkely ( 19/04/2006 06:49)
zay anie ry fiffii marina toko anie zany refa tia inn n ts vita :wink::-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3429