vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara hono ka hoe....

21. ravatorano ( 19/04/2006 07:47)
fa nanomboka oviana kouh njy ry mamz no mifoka zany
ntsssssssssss
za aloha ilay mifoka tsy vitako tsony fa teo za niala fa sempotra za kle sady ny tavy manginy fotsiny fa ilay misotro mbola eny ihany ilay avec moderation io an hihihihihihihih
sa aoana ramamz !:-$:-$:-$
22. mamzelkely ( 19/04/2006 08:03)
marina ny anao ry zoky zah ngeh mody enjy eee fa refa misotso de trichy moderasio zany :-$:-D:-D
23. pitchou ( 19/04/2006 10:05)
ka ny oul rehetra nge samy misotro dôly fa ny karazany no samihafa e!
24. kala ( 19/04/2006 10:30)
fiffi > marina zany ê!:wink:

mamzel > sady misotro no migoka no miloka no manana olon-tiana bedabe :roll::roll::roll::roll:

:evil:

25. mamzelkely ( 19/04/2006 10:58)
kala :wink: zay mitry ary zay sahady zah de hainjy aaa:wink::-D:-D:-D:-*:-*
26. kala ( 19/04/2006 15:08)
pitchou > sotroina daholo ange ze hita ê!:wink:

mamzel > f'angaha zay ihany, mbola mamono vady koa :twisted::twisted::twisted:
27. Herimiafina ( 19/04/2006 17:57)
pitchou:

ka ny oul rehetra nge samy misotro dôly fa ny karazany no samihafa e!


Zah zany te hisotro Pitchou, hehehehehe=))=))=))=))
28. kala ( 20/04/2006 04:52)
HM > refa avy misotro Pitchou:wink: enao de avi aty hiaraka :@:@:@:@
29. mamzelkely ( 20/04/2006 05:53)
zah kosa klou tr mamono vady eeee aleo tonga de tsorina ry kala :-D:-D
30. ravatorano ( 20/04/2006 11:11)
mamz
31. mamzelkely ( 20/04/2006 11:27)
ny vitsika sy ny moka ary ny parasy :{:{:-D:-D
32. kala ( 20/04/2006 13:06)
mamzel > serié ndray zany famalinjy zany an!:wink:

nenà ange mazava ê! misotro, mifoka, miloka, mamono vady fa tsy mampirafy an!:roll::roll::roll::roll:
pousy aloha ary fa vazivazy io ê!

zà tsy manana cendrier ka! fa manana vera hisotrôna visky

fa le vhv mifoka sy misotro aloha tsy milay ê! na inon raison-ny tsy ekena ka! tena marina ê!
tsy aleo mifoka mozika de misotro dance=))=))

33. Herimiafina ( 20/04/2006 14:57)
kala:

HM > refa avy misotro Pitchou:wink: enao de avi aty hiaraka :@:@:@:@

Zah koa izany te hifoka kala! hehehehe=))=))


34. Fiffi ( 20/04/2006 16:43)
:roll:
35. mamzelkely ( 21/04/2006 06:31)
zah kosa aloh tsoriko fa zah misotra martini bailley's de zay tôka tôkam-bhv eee fa ts bdb :-D:-D de eto am serasera ihany zah no mi-:@:@:-D
36. kala ( 21/04/2006 07:49)
mamzel > tsy ratsy ka! :wink: de mikisakisaha ndray ary aloha fa samy mba te-:@:@ :-D:-D:-D

HM > ngah :wink::-D:-D:-D illico :twisted:
37. mamzelkely ( 21/04/2006 08:24)
hay njy kay de ho-douze amiko eo aza eee ty ny anjy njay aza e :@:@:@ HM avy ko aty akaikinay sy kala ra te hi-:@:@ avy hengana:-D:-D
38. Herimiafina ( 21/04/2006 21:52)
Zah tsy mi-douzy izany fa ny ahy tena nareo mihintsy no fohako, hehehehe:-D:-D
39. Fiffi ( 23/04/2006 06:14)
:roll:
40. kala ( 24/04/2006 05:12)
mamzel > merciiiiiii ê!:-* :-* :-* :-* :@:@:@

HM > avia ary miaraka :@ zahay raha vitan'elà ê!:wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5082