vehivavy misotro toaka sy mifoka sigara hono ka hoe....
41. mamzelkely
(
24/04/2006 06:29)
zah mbô gaga ry kala eee izy ihany no hosempotra eo :-D:-D eo ary fohy zay ra vitan lah ry HM ee :@:@:@:-D:-D
46. Aino
(
05/05/2006 10:48)
ny ahy indray na mahare ny fofont-sigara fotsony aza indraindray de marary ny andohako, nefa ilay pianatra aty de zaza vao 12ans de efa mikoka sigara na lahy na vavy ao anaty ny ray andro de malany paket iray!! de mba gaga an'izy hireny aho!!
47. vahatra22
(
05/05/2006 14:23)
ny a le vhv misotro no tena mahatsiravina a! tsy manaja tena mintsy ka na ny hafa ary lasa manao tsinontsinona azy! sady lasa tsy mampangoraka!