e! AREHETO KELY NY JIRO fa misy tsy mazàva ....
1. xxx
(
18/04/2006 16:57)
E! areheto kely ny jiro e fa misy tsy mazàva....
Ny zavatra tena atahoran'i RAVALOMANANA indrindra dia ny explosion sociale na ny émeutes ...Izany no antony nanomezany marché FID an 'ingahy SARERAKA niaraka t@ ministre du budget ,izany no nanomezana seza an'i PETY ...ireny mantsy atahorana hitarika ny olona ka hanimba zavatra.
Jereo tsara fa ny bén'ny tanàn'ANTANANARIVO dia tsy mitsahatra ny mandràra ny fivoriana izay ataon'ny mpanohitra mandrak'izao eny ankalamanjàna .
e areheto kely ny jiro fa misy tsy mazàva ...KA INONA NO TSY MARINA AMIN'IZANY !!!!

novalian'i fijo ny 24/04/2006 03:25
2. Herimiafina
(
18/04/2006 17:22)
Tsy azoko! Fa maninona i Ravalo no matahotra6 Misy emeute angaha sa emeute no hiainana6 ary maninona no manao emeute sa mbola fitadiava-ntseza?
Voarara anie ny fanakorontanana e! Rah milamina de tsy de maninona fa ary amin'ny radio sy tele manao menace hanao rà mandriaka nefa mnagataka autorisation hanao fivorianmbahoaka ankalamanjana!
Momba an'i pety dia tsy ravalo no nanome seza azy fa voafidimbahoaka izy! ahan :@
Mbola tsy mazava amiko fa azavao kely aloha daimiady hevitra indray isika!

3. petsambava
(
18/04/2006 17:34)
Marina tokoa fa ny explosion sociale no zavatra tena atahoran-dra8 mafy dia mafy !!!aza adinonareo fa mandoa écolage izy hatramin'izao ho an'ireo zana-dambo na ny ancien retraité militaire izay nandrava ny barrages saika nirotaka mantsy ireo zana-dambo ireto!!!
Raha ny TIM no manao fihetsiketsehana dia tsy maninona fa raha vao ny mpanohitra dia tsy mahazo !!izany ve no démocratie!!
RAHA MISY RADIO SY TELE 1 MATANJAKA!!! entin'ny mpanohitra eto TANA eto dia mangozohozo ny sezan'ingahy ra8 ...MINOA AHY IANAREO !!

4. Herimiafina
(
18/04/2006 17:37)
petsambava! Marian anie izany e! Saingy izao, sao kosa dia miaroaro ady saritaka sy korontana ny fikasan'ny mpanohitra.
Amiko mantsy dia rariny raha tsy avela manao manifestation raha toa ka manao menace de fanankorontanana. Lazaiko eto ohatra ny afera 10 aout 1991, ny mpitarika dia milaza fa milamina kanefa hanao coup d'état no tanjona. Ahoana izay! :@

5. petsambava
(
18/04/2006 17:59)
oui ny raharaha 10 aout anie dia rehefa tena dinihana dia adalàn'ny olona izay nanao sorona ny ainy e!!!miàla tsiny raha misy tafintohina fa izay no marina!!ny vahoaka malagasy mahantra dia mandrak'ankehitrio fitaovana tena mahomby hitadiavana seza ary ny tena mahatsikaiky dia refa voa elaela ny gasy vao tonga saina hoe hay kay izahay nataondra-...tohatra fiakarana fotsiny hatrizay !!!
Hamaly ny hevitrao @ izay aho ao anatin'ny constitution'ny 3é république dia ny démocratie no tena fototra hita ao .DEMOS +KRATOS na ny vahoaka no andriamanjàka ...Ny zavatra hita eto MADAGASIKARA @ izao fotoana izao dia ohatra ny bingo manao matso izany ny mpitondra ankehitriny ,moa ve ny zavatra tena notakiana t@ 1991 dia ny fahalalàhana sy ny tsy hisian'ny jadona intsony ?
Miàla tsiny aminao aho raherimiafina fa ny zava-misy @ izao fotoana izao dia miverina toy ny avant 1991 mihintsy, izay zavatra efa naloa av 91 dia hita fa miverina daholo :fitondràna jadona ,kitrano antrano,fanakaramàna boay kely handràva fihetsiketsehina ataon'ny mpanohitra,fanodonana volampanjakàna,....
ny zavatra tsy ao antsain' ingahy rav8 dia in2 ihany izy no afaka milatsaka ...dia inona no zavatra hitranga ary refa tsy ho lany intsony in1 izy? eo no mipetraka ny fanontaniana lehibe :?:

6. vale
(
18/04/2006 18:49)
8Omahita kihanina fôna wa ny vahoaka e, tsy mba azoazo kosa ve ra8 toy izay radeba e:?:
7. marozevo
(
18/04/2006 19:44)
Mba jereo kosa ny zava-bita tao anatin'ny telo na efatra taona, sy ny zavatra simba tanatin'ny 26 taona talohan'izay eh.
Sa hiverina amin-dRatsiraka ? Aleoko aza i Maihol raha ze Ratsiraka.

8. ainga
(
18/04/2006 20:30)
izahay tsy mila jiro rehefa matory e !
Ry sareraka ve ho faly na oviana na oviana na ajanona tsy ahodina intsony aza ny tany boribory, ajanona amin'ny 12 ora ny andro. Dia hozy foana hoe areheto ny jiro e, mamay loatra ny andro e ! ahodino io tany io fa maika hijery ilay film @ tv manomboka amin'y 1 ora izahay e ! tsss!:evil:

9. Stone
(
18/04/2006 21:07)
Ny vahoaka no andriamanjaka hoy ianao eo anbony, marina izany @ democratie, fa ao @ antenimiera ihany izay misy ny olomboafidy no sehatry ny adihevitra ka izay minoritaire dia tokony hangina.
Ny tena marina dia izay groupe majoritaire foana no mitondra ny baolina izany hoe ny TIM izany aloha izao, ka tsy hitako ny probleme apatrak'i petsambava.
Andraso ny fifidianana dia rehefa lanimbahoaka ka lasa majoritaire nareo dia manjakà fa tsisy olana izany akory.

11. Fiffi
(
19/04/2006 04:09)
mora ny mitsara sy ny mi-kritika olona , aza variana @ zany hoa ianareo fa mba jereo kosa ny zava-bitany eh! Jereo fotsiny zao hoe teo i ratsiraka nandritrin'ny firy firy taona ? mba lazao hoe inona no mba zava-bitany teo ? (tsy lazaina intsony ny famonohana olona) mi-grevy ny olona ! andefasany helikoptera dia mitifotra sns.... ampy kosa angamba zay an!
Vao firy taina no teo i Ra8 , mba jereo kosa ireo zava-bitany na dia sarotra dia sarotra aza ny manarina sy ny mitondra firenena izay naletikin'ny teo aloha , sa tsy marina izany ?

12. herimiampita
(
19/04/2006 07:05)
Marina amin'ny tapany voalazanao ry Fiffi, saingy izao no tadidio tsy dia reference @ ratsiraka no zava-dehibe ny zavatra nampanantenainy fony mbola fampielezan-kevitra, hahazo 4l isan-tokatrano, hataoko itsy hovitako irery maro e! ampahafiriny ny zavatra nolazainy no vitany (1/10000) hoy ny mpahay statistika.De mitohy indray ny fampandrina adrisa itsy ataontsika @ 5 taona manaraka izatsy @ 10 taona sisa, ireroa ... de ento ho anao M/kara sa aona.Inona ny tsy marina amin'zany.
13. TDMmalaza
(
19/04/2006 07:23)
heveriko fa efa nodinihan'ny ravalomanana tsara fa tsy azony atao velively ny mitazona ny vahoaka amin'izao teritery izao, ka efa nodinihiny tsara ny mety hovokatr'izay.
izy irery no tompon'andraikitra amin'izay asa izay ataony.
ataoko anefa fa tsy adala akory ny vahoaka ka hanaiky hatrany ny fiompiana azy toy izao.

14. kabotal
(
19/04/2006 07:24)
Asa raha mba fantatr'i petsambava na voatanisanao firy ny isan'ny miaramila sy sivily nanodidina an-dratsiraka efa novonoiny, ary in moa no zava-bitany niaraka t@ dry savony vava, asa enao raha mba mahatadidy ny hoe zay ao anatin'ny liste ihany no misasosy t@ andron-dratsiraka anie izy mianakavy miaraka @ CSR no nitsetsitra ny vahoaka e. Ary mba ampitahao @ ankehitriny firy ny zava-bita efa vita ao anatin'ny taona fohy, mahita ny fitondram-panjakana madeha ny mpanohitra de milaza sy mikritika sy zay azo lazainy, zao zao nidina ny vidim-bary toa tsy sahin'ny mpanohitra dradradraina izany, miakatra ny baril ny petrole 72$ eran-tany mba hain'ny mpanohitra ve ny ampidina an'zany, sa ve rehefa itady seza de tsy misy afatsy ny fanakorontana, ilana vaniny daholo ze zvt kely tsy misy dikany rehetra zao. Ary ahoana moa no tsy ahafantaran-dra8 hoe in-2 ihany izy no milatsaka ho fidina, fa angah ketrina izy aminao tsy ahalala zany. Boay kely taiza koa no nokaramaina handrava fihetsiketsehana, t@ andron-dratsiraka no misy mpikarama toy zany fa tsy ny @zao fotoana zao; fanodikodinana volam-panjakana mba omeo porofo raha manana ianao.
Andraso ny fifidianana dia rehefa lanimbahoaka ka lasa majoritaire nareo dia manjakà fa tour nareo dray amin'zany de hohitanreo koa rehefa mitondra nareo.

15. xxx
(
19/04/2006 09:11)
mba fantatr'i KABOTAL ary ve ohatra fa no orin'asa TIKO dia tsy nandoa hetra intsony depuis 2002 raha à raison de 1 milliard par année ataovy ny kajy tsotsotra aloha hoe ohatrinona no volampanjakàna tsy naloandra8.
16. Herimiafina
(
19/04/2006 21:20)
iza no tsy nampandoha hetra ny orin'asa Tiko sao dia ilay exoneration tamin'ny andron'i Ratsirahonana ihany no nitohy? Satria tsindry bokotra avy amin,ny banky mondialy na i Ratsiraka mianankavy actionnaire ao amin'ny Tiko SA fahiny? :@
17. xxx
(
20/04/2006 15:18)
Aza kitikitiana i Tiko fa io ihany no antsika mba mahatoraka vazaha sy karana.
Fraise, Socota ary Rajabaly etc korofohana raha sahy ianao ry XXX voalohany an!

18. fijo
(
21/04/2006 03:47)
misavoritaka be le resaka.hi hihi
ny tena niandohany dia resaka fahatahorana korontana.
marina fa demokrasia no resahana.nefa aza afangaro ny demokrasia ny sy anarsista.
ny demokrasia,tsy midika hoe avelao hanao izay tiany ny rehetra.
ny "mpanohatra "anie isaky ny hanao hetsika dia mampitahotra foana hoe izao sy izao e.
hany ka rariny raha maka fepetra ny mpitondra.efa hita raha teo fa hanakorontana no tena tiany."tany antseranana izany dia hita"

19. xxx
(
22/04/2006 14:04)
Ary mba nankaiza aloha i Badaboks tsy hita intsony e?
Sao dia efa lasa TDM indray?
Sao dia efa lasa TDM indray?