hijery anao
1. mamzelkely
(
18/04/2006 06:33)
sô de mbô misy manana ny tonon'ilay hiran'AmbodronA "hijery anao" iny kay fa mba tiko izy iny fa misy ts azoko mits le teneniny de ra ts misy mo zany de afaka misangisangy zay te hisangy fa tsisy bedy :-D:-D:-D
de misôtra njinja ôôôô:-*
de misôtra njinja ôôôô:-*
novalian'i mamzelkely ny 25/04/2006 10:27
2. little
(
18/04/2006 07:05)
Tsy ananako aky ny tonon-kira fa za efa mijery an-dry fona fona an. Fa le hoe Misy fetra iny kosa tsara an, sa efa tara be za fa efa vaovao be ny hiran-dry zareo zao. Mbo andefaso sombiny aky an
3. mamzelkely
(
18/04/2006 07:16)
io sombiny io ry little fa tena tiko tiko tena tiko io saingy indrisy:cry:
5. mamzelkely
(
18/04/2006 11:19)
micii ky na de izany aza aiza ihany aza zah no mbô hahita an'io hira mbô akafiziko manokana io k'ty :(
6. Fiffi
(
18/04/2006 11:23)
mamz: nahita an'io aho mitovy ve zany ni titra ? i Tovo Jay no hitako an!
7. mamzelkely
(
18/04/2006 12:31)
nan ka ambondrona mitsy le izy
ny refrain ho:
"ny amiko efa mazava
lazaiko aminao
ra ny ao apoko ao
tiko ho fantatrao
ho avy aho hijery anao
ka mba raiso aho(l)"
de zay ihany no haiko :(
ny refrain ho:
"ny amiko efa mazava
lazaiko aminao
ra ny ao apoko ao
tiko ho fantatrao
ho avy aho hijery anao
ka mba raiso aho(l)"
de zay ihany no haiko :(
8. Herimiafina
(
18/04/2006 14:24)
Te-hijery ahy angaha njy izany ry mamzelkely!
Io efa voavaly io ny fangatahanjy de ny ahy izany le mananihany no anjara apetrako eto e! saingy ity injay mitoraka ity hanihany serieux. :*:*
Io efa voavaly io ny fangatahanjy de ny ahy izany le mananihany no anjara apetrako eto e! saingy ity injay mitoraka ity hanihany serieux. :*:*
9. mamzelkely
(
18/04/2006 14:27)
ka enao ngeh lavitsa beuu lôtsa e aiza zah no ts te hijery anao :-*:*
10. Herimiafina
(
18/04/2006 14:28)
De tongava tokotrany aza de aza mitondra bodofotsy fa efa misy iray aty antsika sy ianao. hehehe:*:*
11. mamzelkely
(
18/04/2006 14:34)
fa angah ts hiaraka bodofotsy tsika no asaina mitondra zah :(:-D:-D:*
12. Herimiafina
(
18/04/2006 14:37)
Efa misy hoa, de ataotsika ladina antany mba ho favyfavy kokoa ny reny, :wink: :*:*
13. mamzelkely
(
18/04/2006 14:45)
hitako sady ny fanjina ko ngeh manenoneno be lôtsa ee:wink::-D:-D:*:*
16. Herimiafina
(
18/04/2006 17:17)
Hainjy ve aloha io hiran'i Mamzelkely io sa tsia e! Hijery ahy mantsy hono izy, hehehehe=))=))
18. mamzelkely
(
19/04/2006 05:19)
sô de hainaoreo toko aloh le hira ee io manko no hiraiko refa hande hijery an'i HM zah =))=))
19. Fiffi
(
19/04/2006 05:35)
mamz: fa angaha akia tena ilaindry mihintsy io alohan'ny hijerendry an'i Herimiafina ? :-D:-D sa ve hoe tsy andeha hirejery azy mihintsy ndry raha tsy manana an'io ? :-D:-D:-D fa tena tsy nahita akia zah an! fa mba nitady hiany :(
20. mamzelkely
(
19/04/2006 07:17)
ke hirahiraiko eny andalana ky io ry fiffi refa hande hijery azy zah aa =))=))
ts manin ky na ts mahita az njy fa hividy an le album zah de hitako eo aa micii na de izany aza ee:-*:-*
ts manin ky na ts mahita az njy fa hividy an le album zah de hitako eo aa micii na de izany aza ee:-*:-*
