VITA NY RNS !!HITA TARATRA T@ INY NY TOE-TSAIN' NY GASY...

1. xxx ( 18/04/2006 07:41)
Vita iny ny RNS 2006 , misy ny zavatra tsara toy ny firaisan-kina ny samy malagasy NEFA misy hita ihany ny toetoetran'ny olona sasany ao ny TIA TENA ,ao ny manambony tena, ao ny miavonavona, sns.... fa dia nizotra t@ antsakany sy andavany aloha na izany aza e
novalian'i sasa ny 25/04/2006 04:41
2. majakely ( 18/04/2006 08:20)
:roll::idea:
3. hery ( 18/04/2006 08:20)
Maninona raha asiana ohatra vitsivitsy?

Ohatra: i xxx ve nihaona tamin'ny namana serasera tany? :-) sa nanambony tena sy niavonavona?
4. Fiffi ( 18/04/2006 08:30)
raha ny fijeriko an'izao lazain'i xxx zao kosa aloha dia anisan'ny inona ianao ? mitsara olona ianao nefa tsy sahy miseho akory ! aiza re zany eh ? raha izaho no teo @ toeranao dia nataoko ary nolazaiko teto ny halaheloko raha nisy fa tsy miafina aho ! fa raha miafina @ xxx aho dia anisan'ireo nolazainao ireo ! saingy soahiany aho fa tsy manao an'izany !
diniho kely ange eh!
5. mirana5 ( 18/04/2006 08:50)
efa hiara mahalala ny toe-tsain'ny gasy, oatrany toe-tsain'ny firenena hafa rehetra ihany misy ratsy sy tsara é, f'angaha rehefa Gasy dia tsy maintsy tonga lafatra ny toetrany (Firariana Lalandava io), déjà efa malaza ho sariaka mihaotra ny olon-kafa ny Gasy,ny miavonavona indray ny SINY TAPANY ihany no mikotsana:twisted:, Ho famaranana an'izany dia IL FAUT DE TOUT POUR FAIRE UN MONDE, raha tsy izany koa tsisy resahana eto é tsiky dia ampy! Ary"" Ao anatin'ny 7 péchés capitaux"" ny havonavona moa sa tsia?, donc hiaraha manana é:cry::cry::cry:
6. majakely ( 18/04/2006 09:32)
mirana5 hihihi,,,bravoo akia,,,feno fahendrena ny zavatra lazainao izany,,,,bravo
7. sipagasy ( 18/04/2006 10:19)
mbola hanoratra ihany aho rehefa malalaka hanao ny tatitra fa nahafinaritra aloha e!, na dia tsy hita tany aza ny namana mirana5 izay nilaza fa afaka ny hifanao fotoana ao @ buvette misy azy ny namana, mba nihaodihaody teo ihany ny tenanany fa tsy hitany ngambany e! fa nahafinaritra ny nanisy tarehy ny ps efa ho 20 mahery hita teny an-toerana e!
bizz daholo e!!!
8. dadabe ( 18/04/2006 10:38)
ary zah ve afaka manao tatitra ny zavatra nataonareo ??
9. kiali ( 18/04/2006 11:01)
de maninona nefa raha miavona sy manambony tena ny sasany eh??? angah moa misy manambitamby na mangataka eo!! refa afapo t@ wkd ny rns enao de zay de ampy fa aleo zay hiavona hiavona any !!
10. Fiffi ( 18/04/2006 11:10)
iza t@ nareo tany aloha no nanao an'ireo toetra ireo kosa eh! fa sao dia tsy ny namana eto @ sera2 kosa zany aloha ? satria tsy ny namana eto @ sera2 hiany no tany fa hatraiza hatraiza ka dia asa reh!
11. beluh ( 18/04/2006 13:29)
Fa angah mou any @ RNS ihany no ahitana zavatra hoatr'izany e, sa refa tonga tany de tokony nafenina kely aloha ilay fanao?? Ary tadidio ry xxxx fa enao no mieritreritra ny hihavana aman'olona, fa ny olona tsy hihavana aminao raha tsy misy intérêt-ny ao aminao, ka angamba hoy aho, raha niavonavona taminao izy de mety tsy nisy ilay intérêt-ny nisoritra teny aminao, angamba tsy bô (belle) gosse enao, na koa tsy de tsara fitafy na koa tsy nitondra vam manindry na koa, tsy nifoka môly, na koa tsy nitondra sipa (bady) milay, sns zay rehetra ho mety matériel manintona. Ka aza atao mahagaga arany e!!! Tsy ny gasy rery io fa refa miaina de hoatr'izany daholo, na de i mirana5 (sangisangy iray andalana) aza anie hoatry ny matérialiste ihany refa dinihana e!!! :*
12. xxx ( 18/04/2006 13:57)
io de zao e! samy manan ny toetsainy ny rehetra , tsy hifanomezantsiny io a! fa olombelona fa tsy anjely akory ka tonga lafatra , nefa na izany aza dia aoka mba samy hitsara tena ihany fa ny ra maha malagasy dia tokony ho iray ihany , ka ianao io milaza ho tsara ve ahoana ny ny mba nasehonao tany , ??????????,,,ianao ve mba nifandray ta@ gasy betsaka tany sa ny havanao ihany nefa tadidio fa ianao de mila mifandray amin'olona indrindra fa ny gasy toa anao io , fa tsy misy hitondra harena ho any ampasana anie isika e!!!!!
13. Fiffi ( 18/04/2006 14:19)
dia tokony hiseho zany fa tsy miafina ao de mitsara ny sasany an!
14. ainaheri ( 18/04/2006 15:03)
Araka zay nolazain'lay namako zay,nantaniko izy ;ngah tsy ande any?? d navaliny fa mpankany fona aho fa mandreraka ny gasy any fa ol matikambo sy rainidedaka ary miavonavona,de nampiny kely hoe ;"de mahagaga nefa iaraha-malala ihany ny fiainana eto" de hoy aho hoe mba loza ko zany!
Fa lainga2 kosa fa tsy afaka @ gasy sasany alou zany toetra zany e,fa d tena mampala marina anie ra zany no miseo e!! Fotoana tokony anararaotana ifankalalana d itondran'ny sasany ny toetrany!!
15. fasaly ( 18/04/2006 15:22)
gaga de gga kosa kalou ny tenanay mahita ity dinika ity e!
zà anisan'ny tonga tam fotoana nifanomezana ary saika hitako ny ankizy tonga tam fotoana fa tsy nisy ny avona ary tsy nisy ny fanamboanian-tena.....
ary i xxx no iza kalou mba tianay ho fantatra, izà de milaza fa na fohy aza ny fotoana nifankahafantarana de nahafinaritra ny fiaonana vanivany mou ny ahy , nihinana vandro sy chips teo amorondrano.....:°)
zà kalou tsy anisan'io niavona io e! satria betsaka ny tsy fantako tao fa presk oul mpitsaty dooly ny tao zà tsy mpiditra kakrajia mantsy ! fa niezaka nifankafantatra kosa taminreo e! fa tsy haiko zay tena tian'i xxx ho lazaina eto kalou fa de fanina ny tenanay e!:roll::roll::roll::roll:
i mirana5 aza tsy hitanay akory tao!......
i samoana nisambotra ahy tary ananona tary fa tsy nahatratra ny fotoana hono de faly nahafantatra azy sy ireo zay niaoana tamiko tao e! de misaotra an'i sipagasy ihany kou niandry ny rehetra satria tsy niara-tonga ny ankizu rehetsa;-)
16. diamondra27 ( 18/04/2006 16:30)
fasaly: mety ho diam's akia io xxx io a!:wink:
laingako kanjo zany fa za tsy tany

tsy ny fivoriana gasy rehetra kosa de ohatran'io izany e! Mba efa nandeha t@ fihaonana gasy +100 personnes fivoriampianakaviana aty France sy fihaonana mpiara-mivavaka(seminera) fa rehefa bonne ny organisation de mande ho azy izany miavonavona sns 'zany. Tsy hijerijery olona manko no aleha fa hi s'amuser.

17. Samoana ( 18/04/2006 16:40)
xxx / na aiza na aiza tsy maintsy ahitana karazana toetran'oul samihafa . Rehefa nifaly ianao de izay no zava-dehibe fa avelao any ny mpiavona sy mpanambony tena. Farany, tiavo ny namanao...tahaky ny TENANAO:D
18. vale ( 18/04/2006 17:24)
ô rey ola ô, "y a pas de fumée sans feu" ka mety marina ihany ny tenin'i xxx io matoa kosany izy mitaraina eto, fa tsy ny rehetra ange no mihavona fa izany aloha dia tena misy e, fa ny mba teniko an'ixxx dia aza hatao mankarary fo ny toetran'ny olona miavona sy manambony tena izany fa izay sarika antonina e, ny fiainana tsy ilaozan'izay manondrana
19. ollie ( 18/04/2006 17:49)
Fa maninona nareo no mitady aretinan-doha ohatr'izao e! na misy ny miavona na tsy misy dia avelao ry zareo hiavona any, aza mitady blème hanantitra anareo, malaza hendry ny malagasy sy fatra-panaja olona nefa misy ihany ny manondrana ka zay hita fa mety tokony hataonareo @ fiainareo no ataovy dia avelao any zay tsy te hifandray sns...reste cool!!!
20. sipagasy ( 18/04/2006 18:09)
xxx:

Vita iny ny RNS 2006 , misy ny zavatra tsara toy ny firaisan-kina ny samy malagasy NEFA misy hita ihany ny toetoetran'ny olona sasany ao ny TIA TENA ,ao ny manambony tena, ao ny miavonavona, sns.... fa dia nizotra t@ antsakany sy andavany aloha na izany aza e



hahahayyyyy izy aza kay moa xxx kleeeee izay anie dia mazava ho azy fa izy ihany no resahiny sy anaovany tsikera eto e! hihihihi tsy olana e! mmhhh
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3363