VITA NY RNS !!HITA TARATRA T@ INY NY TOE-TSAIN' NY GASY...

21. Fiffi ( 18/04/2006 19:30)
sipagasy: f'ita hoa akia eh ! :-D:-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry an!
22. fasaly ( 19/04/2006 03:59)
fiffi: zà kalou nahalahelo beuh tsy naita an'i fiffi e!:(;-):-*:*
23. Fiffi ( 19/04/2006 04:24)
fasaly: :(
24. Fiffi ( 19/04/2006 04:25)
fasaly: jereo akia ao @ hafatra an! :(
25. jentilisa ( 19/04/2006 05:35)
Io toetra mety hitarainana io tsy hoe any frantsa irery ihany fa na eto Madagasikara aza. Eo amin'ny samy tanora indrindra indrindra. Raha vao tsy ilay olona vaovao mihitsy no miezaka manatona ny efa tafaraka dia eo ny tranony. Izaho aloha tonga dia miditra hatrany e! miresaka ihany anie ny olona rehefa tsy manana complexe ianao izay manatona e!
26. Fiffi ( 19/04/2006 05:42)
ilay izy koa anie dia tsy mba ho afaka ao an-tsaina foana ve izany fitsikerana ny olona izany eh ?
Ny zavatra tiako lazaina fotsiny dia izao: raha marina izany dia tsy tokony niafina niditra xxx ny mpandefa ity dinika ity fa niseho tahakan'ny rehetra satria tsy ho raisiko ho marina mihintsy izany satria miafina no hilazana ny zavatra fa tsy sahy miseho akory!
27. majakely ( 19/04/2006 06:09)
mety hoe tsy miavona ilay olona fa saron-kenatra ,,na koa mijanona amin'ny anonymat any izy,,tsy de hitako loatra ny olana raha ny amiko manokana ,,safidiny zayy koo...:°)
28. Fiffi ( 19/04/2006 06:12)
ka zay indrindra hoa an!
29. fasaly ( 19/04/2006 19:23)
majakely: marina mahintsy aky zany a!
zà kalou sarokenantsa beuh ity mba nahavita niresaka ihany kosa e! fa ny fahitako azy tsisy avona fa lay tsy mifankahalala de norme be lay fifandraisana fa raha naharitra plus ny 2h ny fiaoanana de mino zà fa nisersera tsara dooly.......lay fotoana fohy lotsa no hitako tsy ampy nifankahafantarana sy nifampiresahina e! tsy maintsy nisy ny sarokenantra sy ny fihafahafàna am voalohany fa tsy olana zany fa aza raisina ratsy foana e! tsiky de ampy8);-):lol:
30. Fiffi ( 20/04/2006 12:37)
jereo ary i fasaly sarokenatra nefa tsy boramena fa niresaka hiany sady tsy ampy azy indray ilay fotoana niresahana koh! :):-*:-*
31. fasaly ( 20/04/2006 14:26)
:P:P:P:oops:8)
32. Fiffi ( 20/04/2006 17:02)
33. fijo ( 20/04/2006 21:26)
fomba fahitako iny RNS 2006 iny ity;
raha jerena aloha ny isan'ny olona,dia nihena fa tsy toa ny tamin'ny 2004?

raha ny lamina kosa dia nilamina kokoa ity farany ity noho ny roa teo alohany.tsy hiteny afatsy ny tao vichy aho,satria ireo no azo hoarina,noho ny faritra geografika tsy niova.

raha ny tany amin'ny kanety be,dia niha vitsy ny mpandray anjara,saingy,nihatsara be rafitra sy ny fikarakarana."tsy hita intsony le tavoahangy sy taitsigara betsaka "taloha.ary indrindra lasa nisy buvette tao.izay tena nahavonjy mihintsy.

ankapobeany,tsy nisy "tsy nahita aho"ireo bandy mamo be taritina fotsiny.

zavatra nahafinaritra ahy koa,tsy hitako loatra intsony ilay toetra mampidera fiara"bandy" sy akanjo"sipa" fa tena ny mpilalao no maro .

ny fampisehoana kosa dia niha kely.tao ambony tao amin'ny fandraisana dia foana.

ny vidinjavatra dia tsy dia nahitako fanararaotana be.fa antoniny tsara.

ny namana manokana dia niha maro no nifankahita"efa mia afaka ngamba le henatra "

mbola averiko fa fomba fahitako irery io
34. Fiffi ( 21/04/2006 05:26)
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
35. fasaly ( 21/04/2006 12:45)
:P8)efa leo ngamba ry zareo mampidera fiara kanefa trisy mpandoka:°):-D
36. Fiffi ( 21/04/2006 12:48)
fasaly: :-D:-D:-D:-D
37. ollie ( 21/04/2006 20:47)
:roll: :?:
38. Fiffi ( 22/04/2006 06:39)
:roll:
39. fasaly ( 22/04/2006 12:05)
:roll:
40. Fiffi ( 22/04/2006 13:30)
rfa nisy inona ry ollie ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0881