4 taona lasa izay izao no zava-nitranga!!!
1. xxx
(
17/04/2006 09:44)
4 taona lasa izay izao no zava-nitranga...
http://www.madanight.com/pictures/madagascar-medias/didier-ratsiraka-valise.jpg
aprés 2007 hanao ahoan in1 izaho ihany no hanao ny sary fa aza matahotra e:?:minoa fotsiny ihany!!

novalian'i prime ny 31/10/2006 14:12
5. Herimiafina
(
17/04/2006 19:52)
Tsy aleo ve solution no jerena fa efa hita foana ireny olana ireny e! 46 taona izay olana foana no resahana sady amin'izay mizarazara be ny hevitra, 17millions ny isan'ny malagasy, nony nasiana ny demokrasia dia 17millions koa ny hevitra mivoaka, de tsy mandroso. ahan :@
6. rhevinilsen
(
17/04/2006 20:55)
Herimiafina:
Tsy aleo ve solution no jerena fa efa hita foana ireny olana ireny e! 46 taona izay olana foana no resahana sady amin'izay mizarazara be ny hevitra, 17millions ny isan'ny malagasy, nony nasiana ny demokrasia dia 17millions koa ny hevitra mivoaka, de tsy mandroso. ahan :@
raha nahita hevitra 17Mllion ny gasy efa lasa lavitr tsika, fa ny mifanohitra @ zany izy; ny demokrasia = faneken'17Mllon ny hevitr'ol 1 zay fidiany tsy fidiny (89% n'ny election de tsy safidy matotra, manaova enao sondage), ka tsis hevitra 17 Mllon zany eo fa hevitry ny vondron'ol (na olon-tokana) no itondrana ny firenena
7. rhevinilsen
(
17/04/2006 20:58)
ainaheri:
Efa lany zay sady euro no iainany eto:lol:
ny azy efa lany
de ahoana ndray koa zay ho avy eo manaraka?
:roll:
8O
8. Herimiafina
(
17/04/2006 21:42)
Hummmmmm, ny hevityra mifampitaingina no tsara kah, fa ny hevitra mifanohitra tsy lasa kosa e! ahum :-w
9. Herimiafina
(
17/04/2006 21:55)
Hatramin'izay tsy mbola nisy izany continuité de l'État izany. tsy nila revolution akory dia nofoanana ny zavatra manja rehetra nosoloina satria nisolo ny mpitondra.
A chaque fois, depart à zero foana, sady amin'izay ny tandrenivohitra no manjaka ary ny tambanivohitra no totohatra fiakarana.
Amiko raha mbola propagandy baser-na amin'ny realité urbaine dia mbola ny eo ihany no eo.
Iza no sahy hilatsaka hofidiana ka hampanantena ny tambanivohitra fa asiana sakana ny importation-na vary ary ampiakarina ny vidin'ny vokatra eo antoerana? Be angamba ny himenomenona sy hi-grevy etsy Mahamasina sy ny Avenue, dia adino hatrany ny tontolo ambanivohitra. :@

10. onjah
(
19/04/2006 10:28)
Marina ny an'i herimiafina.
Départ à zero foana, ka inona no fandrosoana ho hita eo.
Tokony handinika tsara ny tsirairay amin'ireny fifidianana ireny, inona no antony hifidianana ilay olona ho mpitondra ?
Sady izao koa ry zalahy mpanao politika ireto tena tsy fantatra intsony fa dia mbetika mpanohitra, mbetika mpiaradalana, hita mihitsy hoe toerana fotsiny no tadiavin-dry zalahy, ka vantany vao tsy mahazo dia mahita hirika hanoherana foana.
Mba diniho sy araho kely anie ny zava-nitranga hatrizay e.

11. prime
(
31/10/2006 14:12)
Izaho indray mahita fomba fijery tena mifanohitra amin'izany... fa ny toekarena mifototra @ "secteur primaire" d saiky tena mirefarefa @ tany foana... ary izany nefa no zava-nisy teto nandritra ny fotoana ela... ataon'ny firenena matanjaka "vache à lait" ny tsena malagasy... mamokara mamokara, fampandrosoana ny tantsaha, lohalaharana ny tantsaha... vokany, miara-mahantra na ilay tantsaha nandaniana volabe na ilay tambonivohitra niaritra nandritra ny fotoana ela ny fahoriana...