Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
diamondra27
(
14/04/2006 04:55)
Ny zvt atao mba hampifaly ny lahy sy ny vavy
Ho anareo nametraka dinika teto oe: misy foana ny olana eo @ fitiavana, mampahory , fijaliana sns...
Indro ary mba misy torohevitra kely nalefan'olona tamiko ary mba tiako zaraina ho anareo ihany k...
tohiny
novalian'i kiali ny 20/04/2006 06:47
bimanoa
(
14/04/2006 04:32)
FISAORANA
Tsy hay ny tsy hisaotra antsika namana ato amin' ny serasera izay nidodododo nampionona sy nampahery anay nohon' ny famoizana ny rainay tamin' ny alahady lasa teo,
Mana-namana tokoa manana anareo ary...
tohiny
novalian'i xxx ny 18/04/2006 04:27
fijo
(
14/04/2006 03:40)
resaka fo.
hoan'ny namana mpitsabo,dia tena vaovao lehibe io vao nitranga tany angletera io.
ankizy kely vao roa(2)taona no nisy fahavoazana ny fony,dia nanaovana "transplantaion"saingy,tsy nesorina ilay fo nar...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:46
xxx
(
13/04/2006 19:46)
oay reto isika ...
1-Oay reto isika ....
toa ampiadian\'ireo mpanao politika
dia mifandramatra toy ny aliaka
2-I ra8 sy ratsiraka anie ka mpinamana
dia isika no teréna hiafy hihinana vary @ anana
raha tsy mino i...
tohiny
novalian'i xxx ny 09/05/2006 13:02
petsambava
(
13/04/2006 14:37)
hita sy tsapa fa miha lalina ny hantsana mampisaraka ny ....
hita sy tsapa ankehitriny fa mihalalina hatrany ny hantsana mampisaraka an-dRalita sy Ratrema eto @ tanàna e....
Ny an-dRalita ny anio tadiavina ,ny ampitso tadiavina,ny fisotron'i Ralita na kawat...
tohiny
novalian'i prime ny 31/10/2006 13:37
diamondra27
(
13/04/2006 14:14)
inona ary.....
mba fantatrareo ve ry ireto ny maha samy hafa ny vehivavy sy ny bariera...
tohiny
novalian'i watafon ny 22/04/2006 14:49
stneh
(
13/04/2006 14:01)
filazana ho antsika mpiserasera eto antsirabe
ilazana isika mpikambana rehetra eto antsirabe fa hisy fihaonana izay ho karakaraintsika ny asabotsy 22 Aprily ho avy izao izay ataotsika eo anoloan'ny gara. izany dia entitsika hifankahafantarana beb...
tohiny
novalian'i kitjo ny 28/08/2006 07:47
jon
(
13/04/2006 13:09)
diplome capacite
sao de mba misy manana diplome capacite ato amintsika ato , mba tiako angatahana fanazavana kely !
mba valio azafady !...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 05:28
ravatorano
(
13/04/2006 11:21)
asa fa d mandeha indray ty ny resaka fifandroritana
Tezitra ny Arema
Ifandroritana Rajaonarivelo
Manana ny zo hifanohana ny hery rehetra eto amin'ny tanàna, ary tsy Arema no hanosim-bohon-tanana ireo izay heverina fa hanome hery azy, sai...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2006 07:24
rabeflorian
(
13/04/2006 09:19)
Tiava ny namanao tahaka ny tenanao
Didy lehibe faharoa izany "fitiavana ny namana tahaka ny tena" izany raha ny fanambaran'I Kristy. Ny fanontaniana mipetraka dia hoe: MOA TIA NY TENANTSIKA VA ISIKA? Raha tsy tia ny tenantsika isika di...
tohiny
novalian'i marozevo ny 08/05/2006 15:06
soanja
(
13/04/2006 06:37)
Ranoampango na Ranovola
Hono hoy aho sao mba misy mahalala hoe vary karazana inona no tsara anaovana ranoampango aty an-dafy fa tena tsy mety mivoaka foana izay amboariko fa toa lasa rano hafa. Nefa anie dia vilan'Ambatolamp...
tohiny
novalian'i vale ny 25/04/2006 11:19
petsambava
(
12/04/2006 19:15)
manomé ohatra ratsy @ vahoaka ny mpitondra !!!
Raha ny zavatra hita mandrak'ankehitriny aloha raha aty MADAGASIKARA dia ny mpitondra mihintsy no manome môdely ratsy ka mahatonga ny halatra etsy écolage eroa didi-antsy ,fitiavan-kely ,....Tsy ho ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2006 06:36
ainga
(
12/04/2006 18:15)
Aiza ho aiza isika Malagasy momba ny toeran"ny vehivavy ?
Eo amin'ny lafim-piainana rehetra no resahana. Hatramin'ny niankaran'i Angela Merkel ho Chanchelière any Alemaina, ny nahalany an'i Michele Bachelet ho filohan'i Chili (firenena latina be machos !)di...
tohiny
novalian'i manantsoa ny 01/05/2006 10:31
xxx
(
12/04/2006 16:25)
VOASARY hiran'i MAHALEO...
MOA VE MARINA fa mifono hevitra sexe iny hira iny VOASARY iny..NY TABLIER MANGA an'i LOLO SY NY TARINY aloha mazàva be ...asa misy afaka hanazàva ve?...
tohiny
novalian'i marindra ny 23/05/2006 20:00
jpeg
(
12/04/2006 16:15)
Pierrot: valin'ny antson'ny TDM
Pierrot "Des partis politiques nouvellement créés, tel le TDM mobilisent les appuis en ma faveur. A la différence de l’excès de réserve et de prudence manifesté par certains caciques de ma fa...
tohiny
novalian'i diloo ny 15/03/2009 01:04
pissoa
(
12/04/2006 14:40)
Sary tamin'ilay miara-mizotra virtoaly
[img]http://www.blagues.org/images/9804322/amaries.jpg[/img]
NB: Nafaran'izy mtsam zah hoe aza teneniny ny ps-ny :roll::roll:...
tohiny
novalian'i pissoa ny 22/04/2006 17:15
voromailala
(
12/04/2006 13:10)
Lesona informatika
Ho an'ireo malagasy rehetra izay te hianatra informatika manomboka amin'ny A - Z, dia afaka manome sosokevitra ao amin'ny IFG amin'ny lesona tiany hianarana.
ity ny rohy ahitanao izany
[url]http://i...
tohiny
novalian'i voromailala ny 24/04/2006 18:18
xxx
(
12/04/2006 12:51)
le parrain
tsy mbola nahita io horonan-tsari-mihetsika io aho hatraminizao, toy ny hoe misy 2 sy 3 izy io?...
tohiny
novalian'i cutie ny 12/04/2006 18:36
fanantenana2003
(
12/04/2006 12:40)
momba ireo gasy manambady vazaha
handeha ho any madagasikara izahay aminy volana jona sy juillet io hamonjy famadihaha, donc ny conjoint-ko sy ny zanako dia handeha ho any koa, matahotra ihany anefa nytena momba an'ireo zavatra nises...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 23/04/2006 17:36
Rainimaharavo
(
12/04/2006 08:53)
Hatsikana sy lalao
Misy indray hono izao ny hoe T.D.M. an'ny mpanao politika RAJAONARIVELO Pierrot. dia hoy indray ny dikan'io T.D.M. io amin'ny vahoaka hoe :
Tonga Dia Mamono.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/04/2006 11:36
