diplome capacite

1. jon ( 13/04/2006 13:09)
sao de mba misy manana diplome capacite ato amintsika ato , mba tiako angatahana fanazavana kely !
mba valio azafady !
novalian'i Fiffi ny 14/04/2006 05:28
2. little ( 13/04/2006 13:44)
Fa inn ko zany kle? Diploma na bepe, cepe, bacc, dueug, sns no efa henoko fa zany tena mbola tssss.
Fa filiere inn zany capacite zany?
Tsy rehefa manana diploma ve de efa capable e! sa tsy zany le capacite.
3. chipie1 ( 13/04/2006 14:10)
:?::-D
4. diamondra27 ( 13/04/2006 14:17)
diploma mikapa:-D:-D:-D:-D:-D:-D
5. Fiffi ( 13/04/2006 15:08)
ion: sa jion!: capacité @ inona aloha ilay diploma tadiavinao ? capacité de droit ? capacité de........ ?
6. Vaika ( 13/04/2006 15:37)
Jon : capacité en droit ve sa transport no tian'i toi lazaina amin'izany ?
Ny fahazoako azy mantsy dia rehefa tsy manana diplaoma ianao (bacc ohatra) dia afaka manala capacité en droit dia tafiditra amin'ny fac de droit ...
7. Fiffi ( 13/04/2006 16:17)
CVaika: marina io saingy tandremo fa exigeny hiany ny diploma an! zany hoe afaka miditra fac de droit ianao raha mbola tsy manana bac fa tsy afaka manohy ny 2ème année raha tsy mahazo bac avy eo .
8. fijo ( 14/04/2006 03:12)
azavao tsara tokoa,fa tsy mazava le capacité tadiavina.
9. Fiffi ( 14/04/2006 05:28)
tsy mazava marina!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7558