Ranoampango na Ranovola

1. soanja ( 13/04/2006 06:37)
Hono hoy aho sao mba misy mahalala hoe vary karazana inona no tsara anaovana ranoampango aty an-dafy fa tena tsy mety mivoaka foana izay amboariko fa toa lasa rano hafa. Nefa anie dia vilan'Ambatolampy no andrahoana azy aty e. Misaotra mialoha.
novalian'i vale ny 25/04/2006 11:19
2. little ( 13/04/2006 08:08)
Sarotra ko zany an-dry zany! Efa ambatolampy zao ve ny vilany de mbola misy bleme ihany. Fiouuu
Andramo aloha ny vary gasy ( Manafara) fa raha mbola tsy mety foana io de andramo ndray fatana charbon gasy. Fa raha mbola tena tsy mety koa io de ahoana re E! mody kya fa any Dago zany voa mety ny Ranovola a!
Fa mba fantatr'le vary nefa ve hoe hanaovana ranovola izy e? Mba hiresaho kely sao de tsy mitovy ny langue.
Tokony hety foana ky io an.
So de Rice cooker ko ary no hampiasain-dry e? Tsy mety mitsy reny.


3. pissoa ( 13/04/2006 08:13)
little:
Fa mba fantatr'le vary nefa ve hoe hanaovana ranovola izy e? Mba hiresaho kely sao de tsy mitovy ny langue.


little ity tena :-w:-w mihitsy :roll:=))

soanja, zah kou tsy mahay :( fa angaha mou tsy dorana fotsiny ny vary dia mety e ... sao tokony atao maherihery kou izany ny afo rehefa mahandro vary :roll::roll:
4. kinaoly ( 13/04/2006 08:35)
tô mety doly ze vary atao kou :{ atao manitra tsara fotsiny vao asina rano
pissoa> endrasana masaka tsara na loarana mintsy alou ny vary zay vao dorana hono fa sendra moaka ao ny varin-dry ra tou de atao mahery ambôlohany ny afo :°)
5. Fiffi ( 13/04/2006 08:37)
ny vary eny @ sinoa ireny hoe "riz parfumé" no fanaovako an'io fa mety foana io an! raha manana vilany gasy tena vao maika mivoaka tsara :miam::miam:
6. pissoa ( 13/04/2006 12:05)
Kinaoly, hay! Misaotra e :-*
7. diamondra27 ( 14/04/2006 04:09)
casserole inox anaovana azy, vary na de amerikana na parfumé mety doly fa de avelao eo ambony fatana eo izy mandrapaha-kilany.

De bravo @ fanasana vilany:-D:-D:-D

astuce: refa vita ze atao (mihinana ny apangony :wink:) de asio eau de javel pur le vilany de ataovy eo @ fatana indray, de refa akaiky ritra iny de kosehina kely fotsiny le vilany de afaka doly le maintibe iny.

Sokafy ny varavarankely refa mahandro vary atao may sy le mahandro le eau de javel

De inon ny laoka @zany?
8. kinaoly ( 14/04/2006 08:48)
diam> ranonapango asina sira ny laoka :°)
9. soanja ( 15/04/2006 01:25)
Rahampitso atsika mahita izy. Somary atao somary lika izany le vary. Dia metitika anefa ny fahitako azy dia tonga dia afaka miala eo amin'ny vilany ilay vary iray manontolo dia lasa dobo rano ao rehefa avy eo fa tsy mety an'ily milokom-bolamena. Aleo andramana daholo izay hevitra tsara teo. Misaotra.
10. Fiffi ( 15/04/2006 04:35)
ny ahy aloha rehefa mba te-hisotro an'io aho dia alako aloha ny vary , zay vao avelako may eo ny ambony , zay vao hasiako rano !
11. kinaoly ( 15/04/2006 11:27)
Fiffi> ie neveriko fa zany fona, amzay tsy lasa ampangoro aby ny vary
soanja> asina ambombary ao anaty vilany, de dorana fanindroany ambony fatana, refa may sy manitra tsara de tapohana rano de avela hitanika kely eo ambony afo ndray - :°)
12. soanja ( 15/04/2006 11:33)
Hay io ilay fika tsy arako. Misaotra e. Tokony mba hisotro ranovola izany izahay amin'ity Paka ity. Sambitsara aby e. Manaova Paska sambatra dodolo.
13. Fiffi ( 17/04/2006 05:56)
kinaoly: ka ny antony hanaovako an'io dia misy manko ny olona tsy tia an'ilay fofona may iny , de aleko halana aloha ny vary zay vao dorana indray de :miam::miam::miam:
14. soanja ( 17/04/2006 13:11)
Dia very hevitra aho ry reto fa tena tsy nety indray ilay ranovola e. Nipoatsatroka izahay sy ilay namako gasy iray fa sarotra ny manamboatra ranovola. Dia nody maina tsy nisotra ranovola izahay fa lasa sosoa ny vary ambiny natao hoe hanaovana ranovola. Tena matoky ve ianareo azo anaovana ranovola tsara ny fatana gas tsy misy lelafo sy ny vary aty an-dafy?
15. kinaoly ( 18/04/2006 08:03)
Fiffi> ie zany mintsy ka :D
16. kinaoly ( 18/04/2006 08:07)
soanja> ie mety anaovana ranovola tsara ka, fa mila mahandry kely foutsn, atao mahery ny afo, na gaz na induction.endraso may tsara ny ambom-bary vao asina rano. manandrama matetika fa mahavita eo foana njy :°)
17. onjah ( 19/04/2006 10:08)
Mafy zany te-hisotro ranovola zany leretsy.
18. soanja ( 20/04/2006 03:13)
Tsy haiko alo nareo fa io no nahabotrabotra ahy dia tena ankafiziko saingy tsy hitako ilay fika hatramin'izao. Mba marine
19. vale ( 21/04/2006 20:26)
soanja< vilany cocotte gasy aloha anaovana azy, dia rehefa mandrotsaka ny vary indry dia endrasina mamay tsara na mangotraka mihintsy ny rano vao alefa ny vary, dia atao manitra tsara fa itandry fa mety io!!:wink:
20. soanja ( 22/04/2006 01:46)
vale:

soanja< vilany cocotte gasy aloha anaovana azy, dia rehefa mandrotsaka ny vary indry dia endrasina mamay tsara na mangotraka mihintsy ny rano vao alefa ny vary, dia atao manitra tsara fa itandry fa mety io!!:wink:

Vale, Misaotra betsaka mialoha ary. Fa tsy amelako io raha tsy haiko.


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4279