resaka fo.

1. fijo ( 14/04/2006 03:40)
hoan'ny namana mpitsabo,dia tena vaovao lehibe io vao nitranga tany angletera io.
ankizy kely vao roa(2)taona no nisy fahavoazana ny fony,dia nanaovana "transplantaion"saingy,tsy nesorina ilay fo narary fa navela tao ihany.folo(10)taona taty aoriana,dia tsapa izao,fa ilay fo nafindra tao,dia niha vizana,saingy le fony najanona tao kosa dia nihasalama.ka dia naverina nampiasaina indray ilay tena fony.
ny fanazavana tsotsotra nomen'ny manampahaizana,dia hoe noho ilay fony navela tao tsy niasa"repos"dia nihasalama.ka dia izao rakalakely dia niverina nampiasa ny fokeliny.
novalian'i Fiffi ny 30/05/2006 19:46
2. diamondra27 ( 14/04/2006 04:15)
hitako tokoa iny ry fijo. Ilaina ny faharetana eo @ fianana raha te-hanana ny tsara e! attendre 10 ans ça vaut le coup
3. Fiffi ( 14/04/2006 04:20)
noho ilay fony navela tao tsy niasa"repos"dia nihasalama.ka dia izao rakalakely dia niverina nampiasa ny fokeliny.
tena mba tsara kosa izany an! ary soahiany aza fa tsy nalana tao i fo io t@ nanaovana ny transplantation.
4. dadabe ( 14/04/2006 05:13)
ary ndeha ko any ahy asaiko maka repos kely 1 taona de aorianan'izay vao hampiasaiko :roll:

mety ve ?????
5. Fiffi ( 14/04/2006 05:27)
fa ahoana ry dadabe ? ndryyyyyy , hataovy izay mety eh! :-*
6. watafon ( 14/04/2006 05:30)
fijo:vao hitako nande t@ fahitalavitra teo lesy izy io t@ maraina fa d talanjona tokoa za an ! ny antony tsy nanesorana ilay fo kely marary no tena nahagaga satria @ maha transplantation azy d soloina tao !
7. Fiffi ( 14/04/2006 05:35)
wata sy fijo: miheritreritra zah hoe: tena sahy nanao zavatra kosa aloha ireo mpitsabo satria nisy ny risque ary no-risqueny mihintsy izany . Fa ny mahagaga ahy koa dia izao: ilay fo ve zany najanona tsy hiasa intsony ? dia ahoana no nahavonjy azy tao nefa tsy niasa ?
8. watafon ( 14/04/2006 05:39)
mino aho fa tsy niasa izy fa tsy maintsy nisy vaisseaux namatsy azy tao mba tsy ho faty izy ! tena mahavariana mihitsy an !
9. Fiffi ( 14/04/2006 05:41)
wata: aiza no mba ahitany an'io ? mba tena liana tokoa aho hijery an'io an!
10. watafon ( 14/04/2006 05:57)
za sendra nijery TV anikeo d nande t@ euronews izy io lesy fa tsy haiko oe aiza no mety ahitana azy io zao?
11. Nickovy ( 14/04/2006 06:32)
dadabe:

ary ndeha ko any ahy asaiko maka repos kely 1 taona de aorianan'izay vao hampiasaiko :roll:

mety ve ?????



:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D=))=))=))=))=))=))
12. Fiffi ( 14/04/2006 06:42)
wata: eny ary fa misy chaine momba ny fahasalamana ato amik ka sur aho fa tsy maintsy andeha ao io ! :*
13. watafon ( 14/04/2006 08:59)
dadabe: andramo tkou oe d mbo tantarao avy eo !:-D
Fiffi: mazotoa ary e!:-*
14. ari.malala ( 14/04/2006 11:06)
dadabe, fa reraky ny in ny fonao? :-D:-D
15. Fiffi ( 14/04/2006 11:55)
ari.malala: de asa akia an! :-D:-D:-D
wata: ok ! :*:*
16. watafon ( 14/04/2006 11:56)
d tsy haintsika ry ari. io an ! ireto bebe bobaka b ato ireto angamba e! :-D
17. Fiffi ( 14/04/2006 11:59)
wata: :evil:
18. watafon ( 14/04/2006 12:04)
Fiffi, nanin njay ary za zao ?
19. Fiffi ( 14/04/2006 12:08)
wata: ataoko :* de tsy mamaly fa miala-pà koh! :-D:-D:-D
20. watafon ( 14/04/2006 12:15)
:roll::roll::*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3849